Soins à Domicile

Soins à Domicile

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soins à Domicile, Health/Beauty, Antananarivo.

28/07/2026

arovy ny tenanao,ny hafa
manaova vaksiny
Manantona tobim-pahasalamana rehefa tsy mety mety

30/03/2026

partage kely

30/03/2026
20/01/2026

izay dray aloha ny vaovao

21/11/2025

Tongava manao volo efa naita tombotsoa kely dia mizara

coucou les filles ☺️!
Ho antsika izay liana momban'ny fikarakarana volo natoraly "CURLY"de efa hisokatra ho antsika ny salon de coiffure ety ,manao dressage boucles sy soins, produits naturels tsy atahorana hanimba volo
Manao curly izahay💆💆,mety daholo na volo tsotra be aza, satria arakaraky ny volonao ny méthode ampiasainay.Fa mandrapi-sokatr'ilay salon anay de manao à domicile aloha izahay sady ataonay prix promotions voalohany izao☺️🥰
Mivarotra accessoires ihany ko izahay toy ny brosse,bonnet satin, serviette micro fibre...
Mp ou contacter 0348255645 ,0338539985
sur rendez vous uniquement

17/07/2025

Aza adino iteo tetiandro baksiny

12/07/2025

Efa ririnina zao anh
Manao didipoitra koa izahay aza misalasala miantso sy mandefa mp

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101