by Valimbavaka COSMETICS

by Valimbavaka COSMETICS

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from by Valimbavaka COSMETICS, Beauty, cosmetic & personal care, Behoririka, à 50m mitsofoka eo anelanelan'ny trano mena (itel) sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, trano gris plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS), Antananarivo.

25/05/2026

Hiatrika fêtes des mères indray isika atsy ho atsy ka te hiteny aho hoe : « Hafa mihitsy ny produits by Valimbavaka COSMETICS » raha atao cadeaux 🎁😍

Sady mandaitra no mendrika azy loatra noho ny hajany 🧡 tena betsaka izay efa afa-po izay ka aleo koa i Neny hanao bye bye ilay volo mihintsana eh 😍😍😍 sa akory ?

25/05/2026

⁉️Lundi indray ny andro🥰❤️

🤭 Mety gaga ianareo hoe nahoana no 3 ihany no voafidy amin’ity indray mitoraka ity fa tsy 5

👉 Satria misy anarana 2 miverimberina matetika ao amin’ny classement 😍👏

🧡 Tsy hoe olona iray foana ihany no hahazo cadeau sy ho asongadina isakerinandra fa mba omena fahafahana ny tsirairay🫶🥹

Koa alefa hatrany ary ny :
👍 J’aime
💬 Commentaire
📤 Partage

Félicitations 🎉 : Manasa anareo hiditra MP handray ny lokanareo❤️❤️❤️

Nÿh Ainah Soä, Lova Soa, Tiavina Koloin'thya Fanantenana Rayss'ah

23/05/2026

Nareo ve tsy mahita hoe matsiro be ny Zezika atao cadeaux fêtes des mères ? 🙈😍

23/05/2026

✨ Izaho no kely indrindra… 😮‍💨🧡
🌸 Izaho ilay misy voninkazo hita maso
☀️ Izaho no fahavalon’ny ngiah be masoandro
🔥 Izaho no akaman’ny “appareils chauffants”
💨 Izaho ilay tsy tian’ireo “agressions extérieures” rehetra mitady hanimba ny volonao 😌✨

👀 Iza ary aho⁉️

23/05/2026

BOoonjouuuur 😍🧡 Shampoo Botanika ihany raha mitady shampoing clean 😍😍😍 azo antoka ✨

Photos from by Valimbavaka COSMETICS's post 22/05/2026

Samy manana ny rôle any rehefa miasa izahay ato amin’ny marketing 🤣🤧 :

• misy ramamany manao la sieste ah 🤦‍♀️
• misy nounousy miantoka tsikitsiky ih 😁
• misy top modèle tena mampiaiky ny maro ouh 🫶😍
• misy mikaroka fatratra amin’ny asa ahhh 😄😄😄

Ndriii mamiko ireto ekipa mamy be ako ireto 💖💖💖 sady miasa no maka feeling 😍😍😍😍

22/05/2026

🎉Arahabaina ianareo 3 nahazo ny CADEAUX 🎁 Surprise:

Voalazan’izy ireo ao ilay produits sy ny tena asany❤️

💬Manasa anareo hiditra mp handray ny Cadeaux surprise izay nomanin’i by Valimbavaka COSMETICS anareo😍

✅Tohizo foana rankizy ny Intéractions a‼️
👍 Manisy J’aime
💬 Maneho commentaire
📤 Mizara publication
🔔 Ary manaraka akaiky ny pejy sao tara amin’ny surprise manaraka 🤭🎁

Photos from by Valimbavaka COSMETICS's post 22/05/2026

🌹Nsoooh, sarotra amiko ny tsy hizara aminareo retour mamy kely toy izao ✨👌
Na cream zezika ihany ary dia efa ahitanao vokatra tsara toy ny azy ❤️❤️

🔸Cream zezika

Lava volo . Mandaitra . Natoraly . Miavaka
By Valimbavaka COSMETICS

22/05/2026

🤭🧡 Vendredi Zolie oh‼️Efa ao anaty sary daholo ny hafatra an 😉✨

22/05/2026

Produits efficace ? 😍 by Valimbavaka COSMETICS ihany !

Andramo aloha 🥰

21/05/2026

Hay ve akie Mademoiselle Amhour manja be anay eh ? 💖💖 mankasitraka feno andry 🧡

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Behoririka, à 50m Mitsofoka Eo Anelanelan'ny Trano Mena (itel) Sy Société Général (BFV-BRED). A 50m, Trano Gris Plaque Orange (by Valimbavaka COSMETICS)
Antananarivo