Mode by Tsiky
Toutes sortes de modes ❤️❤️
15/11/2025
Cc❤️
Varotra momba ny mode femme , homme enfant indray ity page tsika ity ❤️ ,
Hisy lalao ihany koa sns…
Mankasitraka antsika rehetra 🖐️😍🥰
fans
Mode by Tsiky
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Olivier Rkt, Ando Rakotoarisolo, Hasina Andriamasy, Mihaja Soa, Hobii Sylvia Andrian, Niaina Rkt
Demain ny fotonantsika ❤️
❤️coucou❤️
Robe à petit prix indray no ataontsika live rahariva an 🌸🌸
A partir ny 15 000 Ar
Misy cadeaux sac ho an’izay mi partage live betsaka , sy mi mentionner namana be dia be 😘😍😍😍
Rahariva ary ny fotoana ❤️
02/11/2025
❤️🩹Amin’ny fo mavesatra no hilazako anareo fa mikatona ny LE SALON By Tsiky .
Tsy Mora ilay fanapahan-kevitra , fa indraindray ny fitsaharana no lalana mankany amin’ny fandrosoana sy fiandohana vaovao.
Mankasitraka aho amin’ireo client rehetra izay nahatoky anay , ny coiffeuse sy ny barber rehetra izay nandalo tato , ny mpianatra izay nivoaka formation 🙏 .
Ianareo rehetra nanohana, nanome hery , tsy ho adino velively ireo endrika, tsiky, sy fihetseham-po tsara rehetra niarahana.
Tsy fiafarana ity, fa fiandohan’ny pejy vaovao izay amin’ny tsaratsara kokoa☺️
Hizara ireo asan-tanako ihany anefa aho ato amin’ny pejy satria talohan’ny maha Asa azy dia efa ny volo sy ny tontolony .
🙏 Mankasitraka Tompoko
fans
31/10/2025
Félicitation Danie Ramiandrisoa🎉🎉🎉
Nahazo an’ilay crédit Telma ❤️
31/10/2025
Ao ary e❤️
Hizara credit isika 😘
Ity ary ny fanontaniana🫰
Aiza no misy ny Le SALON BY TSIKY ❤️
izay mahavoavaly hatramin’ny 18h dia ataontsika ny fisarihana📌
Bonne chance daholo ☺️
fans
LE SALON By Tsiky
31/10/2025
Gainage hatrany ❤️
20 000 Ar
💅🏻Faux ongles +vernis = 8 000 Ar
Manucure : 10 000 Ar
🦶Pédicure : 15 000 Ar
Lieu : ankadivato akaikiny arrêt aceem
Contact : 034 92 383 65
❌hizara credit ao amin’ny commentaire ao avy eo ❌
fans
LE SALON By Tsiky
30/10/2025
Sac seau marron beige ☺️
Prix mini : 20 000 Ar
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ankadivato
Antananarivo
101