ETN - Mpanotra
Remise en forme Naturels
26/02/2026
🇲🇬 POUDRE VITAL
👉 Poudre tsetsafina na lelafina 15 à 20mn alohan'ny asa mafimafy
* Manome hery sy tanjaka haingana be
* Manatsara ny fikorian'ny rà
* Akora natoraly vokatry ny fikarohan'ny ETN
* AZO ANTOKA ARY EFA NAHITANA VOKATRA EFFICACE
* Mandamina ny olan'ny prostate sy ny diabète
* Sahaza ho an'ny lehilahy
* Secret de l'ETN
Mba andramo ny traikefan'ny ETN aloha e
👉 Vidiny : 12 000ariary
* Contact rapide : 038 59 642 01
26/02/2026
16/02/2026
5
🇲🇬 sy eo amin'ny Zokiolona
* Samy olana mpahazo ny Zokiolona ireo.
* Ireto ny vahaolana efficace nampiasainay hatramin'izay :
👉 PROSTATE aloha no hazavaina :
🇲🇬 Traitement PROSTATE Complémentaire
ETN N°093 special
* Traikefan'ny ETN hatramin'izay ary nahitana vokatra sy fahombiazana (ETN : Efficace Traitement Naturels)
* Fisorohana sy fitsaboana olan'ny appareil urinaire, fantsona, tatavia, olan'ny p**i ary ny prostate no tena tsara be aminy.
* Mety ho an'ny vehivavy manana olana amin'ny hormones.
* Akoran-javamaniry mifangaro efa nampiasain'ireo Ntaolo Malagasy fahiny. Nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa ahitana VOAMBOATAVO, poudre fakatsilo, cesame, tongolo lay, cannelle, KABIJA, kingatsy, soamalondo... Ampiarahana amin'ny poireau sy céleri...
* Misy toebatana iray ihany dia ampy. Misy kosa mety mihoatra an'izay. Na mbola tsy misy signale aza aleo mitaiza vatana amin'ity akora ity.
* Efa misy notice miaraka aminy manazava ny fampiasana azy.
👉 Vidiny : 40 000ariary
_________________________
👉 Faharoa : DIABÈTE :
🇲🇬Fikarakarana diabetika
SPECIAL DIABETA - ETN 143
* Akoran-javamanirin'i Madagasikara vita poudre natao hampidinana ny tahan'ny siramamy ambony. (hyperglycémie). Matanjaka sady haingam-piasa. Mety ho an'ny olona manana olana amin'ny afero sy sarakaty...
* Efa fampiasan'ireo Ntaolo Malagasy fahiny, nohadihadiana sy nohatsaraina ka nahitana vokatra tsaratsara kokoa, ahitana hoditra sy voan-draotra (graine de ), fanazava, , kabija, cannelle, sns...Efa misy notice manazava ny fomba fampiasana azy.
* Vidiny : 30 000ar
🇲🇬 ETN : 25 ans d'expérience tamin'ny fampiasan aakora naturels, membre ANTM,
________________________
🇲🇬Adresse vaovao : Ambohimangidy Ampitatafika (Afaka miantso dia misy mitsena na manazava ny toro-làlana par appel)
👉 Ny fondateur n'ny AMIS Madagascar dia talohan'ny 2009 no efa niantsehatra tamin'ny activités sociales (17 ans d'expérience)
🇲🇬 Contacts :
* (Whatsapp Appel, sms) : 034 46 897 98
* Appel : 038 84 373 74 - 038 78 576 40 - 038 59 642 01 (Service secrétariat)
🇲🇬 Page Facebook :
👉 Groupe Social - Hospice de Madagascar
🇲🇬 Lien de notre page :
https://www.facebook.com/profile.php?id=100063889961883
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Ambodivondava Alasora
Antananarivo
101