By Valimbavaka
‘Le monde du fikarakarana vatana + fiainana maman + fiainana mpandraharaha + chanteuse evang !!
les coulisses de Valimbavakaaaa 😍❤️ abonnez-vous ✨
#CEO bby Valimbavaka COSMETICS
#entrepreneur #womenempowerment #business #beauté #mamanentrepreneure
Cover indray ary eh 😍😍😍 Feo miantso - Bessa ♥️
By Valimbavaka
‼️ ReSTOCK‼️ produits Skincare 🫧🫧 sady manao retour aminareo ihany aho hoe nanao ahoana 🧡
Tsisy atakaloko anao ! Tena tiako ianao ❤️
Night skincare routine ❤️ tena important be ny étape rehetra raha te hanadio tarehy 🥰 lavalava ny vidéo fa hinoako hitondra soa ho anareo 😘
19/07/2026
Misy efa miandry Vlog be izao ianareo eh ? Sa unboxing ? Sa inona 🙈😍 Hijery thème amin’ilay tinareo be aho dia lasa isika ❤️❤️❤️
Aza manahy ❤️
Ekeko re ✊🥰
31/05/2026
Bonne fête à toutes les mamans 💖💖💖
18/05/2026
Même en étant maman,
même fatiguée parfois,
même débordée…
…il ne faut jamais s’oublier totalement 💙
Rester radieuse ce n’est pas être parfaite.
C’est continuer à prendre soin de soi,de son énergie, de ses cheveux,de sa peau, de son sourire, de sa féminité ✨
Parce qu’une maman reste une femme avant tout 🤍
Aza adino izay 💙💙💙💙
13/05/2026
Hello nareo ❤️ efa manomboka ça va amin’izay maman ato dia lasa ndray aho sy ny fizarana ilay efa nahafantaranareo ahy 😁🥰 Tena repotra anie ry zareo izaho teo eh ? Tena tavela tato ity page ity fa efa fotoana izao hiverenako masiaka ato 😂 Look du jour ary aloha 😍😍😍 Souhaitez moi bienvenue 🙈😘😘😘😘
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo