Protéines Mada
vatana salama
Miarahaba atsika rehetra. Ho avy tsy ho ela ny vokatra vaovao " DATE " efa vita avokoa n test sy n laboratoire. Mirary soa daholo tompoko
21/10/2021
KARAKARAO NY VATANA
- Manalehibe sy manalava filahiana,
- Ahosotra ny faritra tiana ho alebiazina, nono,fitombenana,fe,ranjo,andilana,...
- Miaro sy mitsabo ny volo
MP na 0341405301 ny commandy,
Huile fenugrec 100ml 20000ar monja.
manao livraison
15/10/2021
Miarahaba tompoko,
Natokana ho an'ny vehivavy mihitsam-bolo sy vakivaky ary mampatevina ity,
Manadio tarehy iany koa sy manala point noir, ny kentrona zan we tanora lalandava sady manazava n tarehinao.
Fesse: manalehibe sy mivelatra,eo iany koa n nono isorohana any ilay miroraka.
LEHILAHY, Manalehibe sy manalava filahiana.
Mp na 0341405301 avy hatrany,
Manao livraison sy mandefa faritra
24/09/2021
SALAMA Daholo oh!
Manomboka rahampitso sabotsy 02 octobre ndray ny livraison eto Tana sy mandefa faritra.
-Poudre fenugrec 65000ar kg, 8000ar 100g.
-Huile fenugrec 20000ar 100ml.
-Beure de karite 20000ar 100ml.
0341405301 ny livraison, 7/7j. Mp ny fanazavana fanampiny,
Mankasitraka ohhh
21/09/2021
24/08/2021
Salama daholo.
Beurre de karite pur 100%.
Manatsara ny hoditra, manala tratrakaotra,...
Manalava, manalehibe filahiana.
20000ar monja, manao livraison,
Mp na 0341405301
20/08/2021
Tonga indray ny fenugrec bio 100% naturel,
Proteine tsy misy produit chimique, mahomby, tsy misy effet secondaire.
Mahanofosana, mahatsara bika, azahoana lanja vetivety, mahangeza.
Mampatanjaka, mahasalama, mampazoto homana, ...
Mety @ diabetika, manena ny tahany siramamy, mana stable ny tavy am vatana.
Tsara ho an vehivavy mampinono, manabetsaka n nono omena n zaza,.,.
Tsy mifidy fa afaka mihinana avokoa ny olondrehetra, mikotrana na tsy mikotrana,
Aza misalasala ary mandefa mp fa mahasoa nao io,
8000ar 100g, 65000ar kg, 0341405301, manao livraison ,mandefa faritra
30/07/2021
Miarahaba atsika rehetra,
Vokatra natoraly, tsy misy atahorana, 100% efficace.
Mahangeza,nofosana,bikaina,...
Mampitombo ny hery fiarovana,miaro @ aretina maro, mampatanjaka,salama lalandava,...
8000ar 100g, mp na 0341405301, manao livraison
23/07/2021
Tonga indray ny vokatra naturaly izay efa fatan-daza @ fampitombona ny vatana sy fanaovana prise de masse.
Fenugrec azo antoka 100% tsy misy effet secondaire:
mahanofosana, mapitombo hery, mahasalama, miaro @ aretina maro, mamerina aina,manadio aty, mampitombo ny nono omena ny zaza,....
Aza misalasala miditra mp na 0341405301, 8000ar 100g...65000ar kg. manao livraison manerana ny M/car
05/07/2021
FENUGREC 100% naturel
Mahangeza ny vatana, maha tsara bika, maha bokona, fanampintsakafo azo antoka
tsy mifidy fa afaka mihinana azy daholo na mikotrana na tsy, indrindra ny olona avy narary, mamarina aina.
Mahasalama, mampatanjaka, mampitombo ny hery fiarovana, tsy misy effet secondaire.
8000ar 100g, 65000ar kg. manao livraison, mandefa faritra
midira mp avy hatrany na 0341405301
02/05/2021
MAHASOA ANAO ITY.
Proteine 100% bio naturelle, efficace.
_Mampiakatra ny hery fiarovana,miaro @ aretina maro, mahasalama.
_Mahangeza, tsara bika
_Mapatanjaka, mitombo hery.
Mety ho an ny rehetra lahy na vavy na antitra na tanora, mikotrana na tsy mikotrana, ny olona avy narary ka te hamerina aina sy vatana.
Poudre fenugrec 8000ar 100g, manao livraison, mandefa faritra....
0341405301 na mp zay liana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Tana Itaosy
Antananarivo