Maintso Volo

Maintso Volo

Share

√Produit végétale mélange√
∞Naturelle 100%,pour tout types des cheveux ∞

03/05/2026

🥰🥰Efficace be ry ireto an🥰🥰
Efa feno sahady ny commande androany 💙❤
Mankasitraka anareo manohana foana💙🩵
Vidiny :50 ml 15 000ar
100ml 25 000ar
Natao hoantsika te hampitombo volo aingana izy ity🌿
Alefaso ny commandenao hoan'ny rampitso ary oh📩📩

Fikarakarana mitondra tsiky miaraka amin'ny
🌺TSIKY CARE🌺
☎:033 91 235 11

02/05/2026

TSIKY CARE🌿💥
☑Hello...!!Natao hoanao tsy mety mitombo volo io mihintsy ity vokatra vaovao be 🍀Tsiky Care ity❤🧡

Mpanjakan'ny fampanirina volo 🥰
Tsy mety mitombo sa tsy mety lava ny volonao!?

Tongava mp 📩aingana ary oh🥰
Vidiny :15 000ar 50ml
25 000ar 100ml
Livraison gratuit tana ville an✅✅
☎:033 91 235 11

💥 Fikarakarana volo mitondra tsiny hoanao 💥

01/05/2026

" 01 mai 2026 "🥰Manimanitra vokatra vaovao be isika izany 🌺

Fa izao aloha ,ndeha hizara astuce indray isika mandrampiandry ilay vokatra tena tianareo 🤩
👉🏻Aza adino hatrany ny manaraka ny pejy an

🌿 ASTUCE ANDROANY
🍀 Volo mitombo haingana 🌿
👉 Te hahita fitomboan-volo haingana ve ianao ?
Ity misy Secret naturel atoro anao :
Maka ireto Fantaro ireto ianao:

_Tongolo 🧅 (ranony)
_1 sotro menaka (huile-nao)

Fampiasana :
➡️ kikisana na mixerna ny tongolo , tatavanina azahoana ranony
➡️ Afangaro amin’ny menaka
➡️ Hosorana amin’ny fakam-bolo (odi-doha)
➡️ Avela 20 min alohan'ny hanasana loha dia sasana

🔥 Vokany :

✔️ Mampandeha ny circulation
✔️ Mampitombo haingana ny volo
✔️ Manamafy ny fakambolo

👉 “Fa raha tsy te hanitra tongolo ianao 😅… efa misy solution ato aminay 😉 (huile naturel anay)”

Zay fotsiny dia salama ilay volo🤩

Abonné -o ny pejy ,aza misalasala mizara izany hoan'ny namana ☺

🩵Iza avy no efa miandry ilay vokatra manitra be 😍!?

28/04/2026

🍀🍀....Astuce du jours....🍀🍀

Coucou daholo ooh🥰🥰Elaela tsy nisy astuce teto🤩

❌ Volo maina sy mora tapaka ?

✅ Vahaolana naturel tsotra:

Afangaro:

_Tantely 1 sotro 🍯
_Atody 1 🥚
_Menaka (Huile naturel 💧)

👉 Ataovy amin’ny volo mandritran' ny 20–30 min, dia sasao tsara.
💡 Vokany hoazonao avy eo:

✔️ Volo malefaka
✔️ Mihena ny fahatapahana
✔️ Manampy fitomboana
📌 Atao 1 à 2 fois isan-kerinandro ho vokatra tsara
Te-hahazo vokatra haingana kokoa ve ianao ?
👉 Mampiasa Produit Naturel🍀 foana an 😉

Dia izay indray aloha ny anio 🥰Asao ny namana hanaraka ny pejy ,hizara astuce foana isika ,inona indray no tianao zaraina manaraka
Soraty anaty commentaire ❤

15/06/2025

💖🌿Volo lava no tanjona, mampiasa azy herinandro ianao dia efa mahita fiovana tsara be ❤️❤️
💚Manalava volo haingana be
💚Mitsabo ny aretim bolo rehetra
💚Manatevina haingana be

💥💥Herinandro mampiasa azy ihany,hita tsara ny fiovan'ny volo ,tsisy akora simika,, natoraly 100%
🎁Huile 100ml 15000ar
🎁Petit Gamme complet 30000ar
🛵Livraison gratuite tana
🚕Livraison province
☎️0343958866

21/05/2025

🌺Akoatrin'ny izy manalava volo nahalalana azy hatramin'izay dia Fantaro ihany koa fa manampy ny odi doha sy ny volo hiaina tsara ity produit ity

🌿Mampaniry azy aingana
🌿Mampijanona ny miongotra
🌿ary indrindra manalava volo

Lava sady salama ny volo rehefa mampiasa azy ity

Vidiny :15000ar 25000ar
🌸Azo antoka tsara
Livraison tana - ville gratuit
☎:0343958866

20/05/2025

"Tapatapaka foana ilay volo, indrindra rehefa ririnina toy izao..."

Tsy ianao irery no mahita izany! Ny hatsiaka, ny rivotra, ary ny tsy fahampian’ny fikarakarana no manimba ny volo.

Huile 4 Végétale Mélange no vahaolana natoraly ho an'ny volonao!

✅ Manakana ny fahatapahan'ny volo
✅ Mampitombo haingana ny volo
✅ Manalava sy manalefaka ny volo sady manome aina azy

Ampiasao isan'andro – ho salama sy lava ny volo mandritra ny ririnina!

Alaivo dien'izao ary ny anjaranao
Livraison tana - ville gratuit
☎:0343958866
Vidiny:20000ar 30000ar

19/05/2025

😕Izaho mbola Tanora kely ity ve madame efa sady manify ilay voloko mbola miongotra ihany
hoy ilay Mr niantso anay

🍁Hay kay tsy ny vehivavy irery no sarotiny amin'ity volo miongotra ity fa na ny lehilahy koa aza
✔Ndao ho sorohina tsy ho sola ny volo
Huile ,masque ,shampooing ,savon..ireo ny produit ato aminay hoan'ny volo

💙Manampy betsaka izy ireo amin'ny fanalavana volo,fampanirina azy aingana,manome aina ny volo ,manala angadrano

Jifao amin'ny vidiny mirary
💥💥15000ar 20000ar 30000ar
Livraison tana ville gratuit
Manasa anao hiditra mp
☎:0343958866

Category

Website

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maintso Volo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.