Tel'ment Belle Mdg
Coiffure , Maquillage à domicile ❤️
22/09/2025
Coupe , brushing , finition weavy 😍❤️
Prix mirary hatrany👌
12/11/2024
Zara sary 😍❤️
Brushing avec finition Steam POD ❤️
24/08/2024
Zara sary kely fa ela2 tsy nizara oh😍
Manao Volo à domicile hatrany @ sarany 10 000ar
Maquillage 10 000ar
Coupe 4 000ar
Packs fiançailles ou mariage 45 000ar monja😍😋
Tongava mp maka rendez vous
22/12/2023
Mankasitraka antsika rehetra @ fahatokisana🙏💝
Efa manomboka mandray rendez vous hoan'ireo izay hanao beauté manomboka @ volana Janvier izahay😍🙏💝
Aza misalasala mandefa hafatra mihafina tompoko ❤️
08/12/2023
Ndao atao manjakeli ny Volondry😋
Tongava malaky maka rendez vous
Service à domicile hatrany💝
💝😍😘😍💝😍😘
04/12/2023
Avant après keli😊
Coupe 4 000ar monja💝😍
25/11/2023
Kanto lotrà😍😍
Service à domicile hatrany
Tongava mp ze Haka rendez vous an🙏
16/09/2023
Promotion keli😍❤️
10 000ar daholo manao Volo
Finition Steam POD ( lisse)
Steam styler ( boucle na weavy)
Service à domicile hatrany
Tongava mp maka rendez vous 😋
24/07/2023
Salama ô!
Iza ilay namanao tsy foinao sady tia manao volo be iny ?
Teneno izy hoe @ 𝐚𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟑𝟎 𝐣𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟑 𝐢𝐳𝐚𝐨 𝐡𝐨𝐞 𝐧𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 💕
Koa ho fanamarihana an'izany andro izany, izahay ato amin'ny pejy Tel'ment Belle Mdg dia manolotra 𝐩𝐚𝐜𝐤 "𝐁𝐞𝐬𝐭 𝐅𝐫𝐢𝐞𝐧𝐝𝐬 𝐝𝐚𝐲" ho anareo roa vavy
Ahoana tsara an ?
-- ho an'ireo izay mamandrika daty ny alahady 30 juillet hatramin'ny alakamisy 03 août dia ataonay maimaim-poana ny volon'ny namanao iray 🌸
𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐭𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝟏𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐚𝐫 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐚𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐯𝐲 amin'izany, na fohy na lava ny volonareo.
Koa fandrio dieny izao ary ny datinareo ✨
Aza taraiky fa tolotra mandalo ihany io an.
Sady voakarakara ny volo, no miaina fotoana mamykely miaraka amin'i Best (tageo eto izy).
***Service à domicile irery ihany an
Aza adino ny manisy j'aime ny pejintsika hahafanao manaraka ireo tolotra vaovao ato aminay
Laharana : 034 94 360 77
--
Hey les filles et les mamounes !
Le saviez-vous ? 𝐂𝐞 𝐝𝐢𝐦𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞 𝟑𝟎 𝐣𝐮𝐢𝐥𝐥𝐞𝐭 𝟐𝟎𝟐𝟑 𝐞𝐬𝐭 𝐥𝐚 𝐣𝐨𝐮𝐫𝐧𝐞́𝐞 𝐦𝐨𝐧𝐝𝐢𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥'𝐚𝐦𝐢𝐭𝐢𝐞́ 💕
A cette occasion, chez Tel'ment Belle Mdg, nous vous proposons notre 𝐨𝐟𝐟𝐫𝐞 𝐞𝐱𝐜𝐥𝐮𝐬𝐢𝐯𝐞 "𝐁𝐞𝐬𝐭 𝐅𝐫𝐢𝐞𝐧𝐝𝐬 𝐝𝐚𝐲" 🌸
Comment ça marche ?
- Vous réservez une date entre le dimanche 30 Juillet et le jeudi 03 août ;
- Nous nous déplaçons chez vous pour vous faire profiter
, à vous et à votre BFF, d'un service de brushing+finition à domicile assuré par des experts.
- Vous bénéficieriez d'𝐮𝐧 𝐩𝐫𝐢𝐱 𝐬𝐩𝐞́𝐜𝐢𝐚𝐥 𝐔𝐧𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐝𝐞 𝟏𝟎 𝟎𝟎𝟎 𝐚𝐫, 𝐩𝐞𝐮 𝐢𝐦𝐩𝐨𝐫𝐭𝐞 𝐯𝐨𝐬 𝐥𝐨𝐧𝐠𝐮𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐜𝐡𝐞𝐯𝐞𝐮𝐱, 𝐬𝐨𝐢𝐭 𝐮𝐧𝐞 𝐫𝐞𝐦𝐢𝐬𝐞 𝐝𝐞 𝟖𝟎 %.
Un moment glam garanti entre copines ! Réservez vite ! ✨
***Service à domicile uniquement.
***MP pour conditions
Abonnez-vous à notre page Tel'ment Belle Mdg pour ne rien rater de nos offres exceptionnelles
NUM : 034 94 360 77
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Marohoho Tsimbazaza
Antananarivo