Loharano by Curly Aho

Loharano by Curly Aho

Share

Retour au naturel - Soin capillaire - Cheveux naturels : wavy,curly, kinky | ondulés,bouclés , crépus 𝙍𝙚𝙫𝙚𝙣𝙤𝙣𝙨 à 𝙡𝙖 𝙨𝙤𝙪𝙧𝙘𝙚 à 𝙩𝙧𝙖𝙫𝙚𝙧𝙨 𝙇𝙊𝙃𝘼𝙍𝘼𝙉𝙊.

LOHARANO est une marque cosmétique capillaire Vita Malagasy formulée en synergie avec 𝗹𝗲𝘀 𝘁𝘆𝗽𝗲𝘀 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝗵𝗲𝘃𝗲𝘂𝘅 𝗼𝗻𝗱𝘂𝗹é𝘀, 𝗯𝗼𝘂𝗰𝗹é𝘀, 𝗰𝗿é𝗽𝘂𝘀. A base de plantes de Madagascar, les ingrédients naturels y sont dominants pour soigner, hydrater et combler les besoins spécifiques des cheveux ondulés, bouclés et crépus. UNE GAMME DE PRODUITS CAPILLAIRES GOURMANDS
A BASE DE PLANTES DE MADAGASCAR

𝗣𝗥𝗢𝗗𝗨𝗜𝗧 𝗖𝗟𝗘𝗔

01/08/2026

Indraindray te ho produits Loharano izany fa mahita toerana maro be ! Tonga hatrany Dubai any mihitsy !

🌡️ Température à 41° -47C ! Otrany ahoana re ny volo amin'izany e ?🥵

Dubaï, oui mahafinaritra fa mila miomana ara-tsaina, ara-bola, ara-bolo, ara-produits isika an !😆
📌 Enregistrer-o ity publication ity fa tsy maintsy tonga any koa ianao dia ilainao ireto astuces ireto !🤗

Omenay tips ianareo ! Manja be foana ny volo any anaty sary avy eo 🙈
✅ Wash & Go hydratant minimum 2x/semaine (pas 1x): shampouinage, démêlage, soin en profondeur (non négociable), styling + séchage à l'air libre
⌛ 1h dia maina io avec 41°C izany !

✅ Qui dit chaleur dit déshydratation corps et cheveux :
💧 Mila mazoto misotro rano, ho an'ny vatana sy ny volo
💧 Fa ho an'ny volo manokana : Averina spray-er isa-maraina amin'ny rano ny volo
Scruncher-na amin'ny leave in na gel kely mba hi- rafraichir ny boucles ➿

✅ Manao séchage à l'air libre autant que possible, raha tsy maintsy diffuseur dia atao température moyenne fa tsy atao mamay be

✅ Ampifandimbiaso ny hairstyle: lâchés, tresses, attachés, semi-attachés, semi-tresses,....➿

✅ Arovy amin'ny foulard ny volonao rehefa mandeha amin'ny masoandro ela loatra 🪭

✅ Matory miaraka amin'ny bonnet isak'alina _ non négociable 🙅‍♀️

💬 Asio Coucou de Dubaï aloha ao anaty commentaire e, raha mifankahita isika dia samy aty Dubaï 😂
📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

31/07/2026

Iza no plutôt tresses ? Sa cheveux lâchés rehefa manao vacances ?🤩

Tena samy manana ny maha à l'aise azy anie isika e! 💙
Na ny twins aza mbola samy manana ny préférence-ny! 😆

Na tresses na cheveux lâchés, eo foana i Loharano hanamora ny haircare-nao, mba hahafahanao mankafy ny vacances tsy misy stress➿✨
_________

⌛ Mifarana androany ny volana jolay ry reto an !
Inona no tena nanamarika anao tamin'ity volana ity? 🤗

📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

30/07/2026

Tonga aty amin'ny Monument de la Renaissance Africaine aty Dakar, renivohitr'i Sénégal i Loharano by Curly Aho 🇸🇳 🥹

Misy dikany lehibe io tsangambato io noho izy manamarika ny
fierté, et l'émancipation du peuple africain taorinan'ny fanjanahantany !
💪 Manamarika ny fahavononantsika miaraka handroso sy hibanjina ny hoavy !
(💬 Somary tapaka ilay sary fa alefantsika ao anaty commentaire ny sary manontolo ! )

💬 Ianareo koa ve efa nahalala ny fisian'ity Monument de la Renaissance Africaine aty Dakar ity❓ 🇸🇳
_________

📷 Gamme protéinée indray izao io hitantsika amin'ny sary io

👉 Clarifiant Mainty Mangirana, Rehab Shampoo,Après-shampooing i-SoaBe, Masque protéiné Vary@Anana, Crème de styling MahaFaly , Leave in Gel !🤩
✅ Ireo no mandrafitra ny Gamme protéinée Loharano

➿ Natao ho an'ny volo miloko sy vao avy nolokoina sy mbola en transition !
➿ Manamafy ny fibre capillaire
➿ Mitsabo sy manome hery ny volo
📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

Photos from Loharano by Curly Aho's post 29/07/2026

Coaching Capillaire Back to My Roots by Loharano ! 🌱✨
Elle a dit OUI à l'aventure Back to my Roots, et regardez où ça l'a menée 😍

Izy no Joycia I. , anisan'ny participantes ny programme B2MR 😍
Nanontaninay izy hoe ohatra ny ahoana ny fahitany ny évolution an'ny volony nandritra ny programme ❓

👉 " Par rapport @ ilay nataoko taloha izao dia ity iray ity no le plus proche tamin'ny résultat tany amin'ny salon "
Io no valin-teny azonay ! 🤗

Mody ventiny ny rano natsakaina hoy ilay fitenenenana izay 😍

📷📣 Toy izao hitantsika amin'ny sary izao ny soin 1 à la maison VS soin 6 à la maison.

Inona no niova hoy ianareo ❓
✅ 3 heures de coaching niaraka tamin'ny coach capillaire, n'accompagner-na étape par étape io an: technique de lavage, démêlage, hatramin'ny méthode de styling mifanaraka amin'ny volony.

Naka fotoana mihitsy izahay na dia tany an-trano ary izy 🙈

🔔 Hainay hoe maro koa ianareo no mbola miaina zavatra ohatran'izany, tsy révélé mintsy ny potentiel an'ilay volo 🥲
✅ Midira MP fa vonona andray an-tanana anao koa ny coach capillaire anay 🤗

29/07/2026

📍 Tonga aty amintsika indray i LOHARANO!
🚚 Aterinay maimaim-poana hatrany aminao ny colis-nao🤩

✨ Anjaran'ireto faritra ireto indray izao no misitraka izany :
📍 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼
📍 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗽𝗼
📍 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗹𝗼𝗸𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗮
📍 𝗧𝘀𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮

🎁 0 Ar ny livraison raha tokony hoe 4.000 Ar - 5.000ar
⏳ 48 ora ihany ity tolotra ity, ary hifarana ny Zoma 31 Jolay 2026 amin'ny 5 ora hariva.

📦 Livraison disponible partout à Madagascar.
☎️ 034 52 000 23
_______

📍 LOHARANO arrive dans votre quartier !
🚚 Profitez de la livraison OFFERTE !

✨ Cette fois-ci, c'est au tour de ces zones d'en profiter :
📍 𝗔𝗻𝗸𝗮𝘁𝘀𝗼
📍 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝗽𝗼
📍 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗹𝗼𝗸𝗮𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗮
📍 𝗧𝘀𝗶𝗮𝗱𝗮𝗻𝗮

🎁 0 Ar de frais de livraison au lieu de 4.000 Ar - 5.000ar
⏳ Offre valable pendant 48h, jusqu'au vendredi 31 juillet 2026 à 17h00.
📦 Livraison disponible partout à Madagascar.
☎️ 034 52 000 23

28/07/2026

Manao vacances miaraka amin'ny volo ondulés (wavy) na bouclés (curly) ➿🏖️

Keep it simple ! 👌

Ity ny tips omenay anareo !

👉 Rehefa voasasa tsara tamin'ny Rehab Shampoo, voabango tamin'i-SoaBe ary vita tsara ny soin en profondeur+temps de pose
👉 Afaka Crème de styling fotsiny anie no ampiasainantsika hanaovana styling !

Indrindra moa fa raha mbola handeha hilomano dans la journée na ny ampitson'iny ! 🌊
Hydratation + Volume, oui possible izany miaraka amin'i MahaFaly ! 💛💛

📷 Merci an'i Tikih Ranjisoa amin'ity sary mamy be ity 🤩

📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

27/07/2026

Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny My G. Aina sy Marie farany teo ! 🫶

📣 Anjaran'i indray androany no mahazo cadeau avy aty amin'ny Loharano by Curly Aho ! 🤩
Izay olona manana anarana hoe ary izany dia omenay :

🎁🎁 REMISE -10% amin'ny produits Loharano rehetra !
⏰ Hatramin'ny rahampitso talata 28 jolay 2026 amin'ny 9h00 maraina

💬💬 Mentionner-o ao anaty commentaire aingana izay manana anarana hoe fantatrao ! Sao dia atambatra ny commande 🙈

Iza indray no manaraka ? 🙈
🚨 Offre uniquement valable sur livraison (sans récupération)

📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

Photos from Loharano by Curly Aho's post 25/07/2026

Sabotsy, quoi au programme ? 🪮👀🔴

Sabotsy ny andro, inona ny programmanao androany? Hanasa loha sa hivoka? Sa weekend détente à la maison? ✨

Na inona na inona ho hataonao, dia misy ny brosse mifanaraka amin'izany! 🪮 Misy karazany maro ny brosse, samy manana ny anjara asany ho an'ny filan'ny volonao➿

Nanaovanay Pack 05 be izao mihitsy ianareo :

💙 Clear Start 💙
Clarifiant Mainty Mangirana + Scalp Massage Brush
✨ Pour purifier le cuir chevelu, masser en profondeur, stimuler la microcirculation sanguine et favoriser la repousse.
💰 64.500 Ar + Livraison offerte

💙 Easy Detangle 💙
i-SoaKely + Brosse Bangoy
✨ Pour démêler facilement, nourrir, adoucir et limiter les chutes durant le démêlage.
💰 74.500 Ar + Livraison offerte

💙 Boucle Signature 💙
Gel Be Tsy Misaraka + Curl Booster, brosse spéciale Styling
✨ Pour des boucles bien définies, rebondies et longue tenue.
💰 65.500 Ar + Livraison offerte

💙 Naturally Defined 💙
Leave-in Gel + Candy Brush
✨ Pour des boucles définies naturellement, des clumps réguliers et uniformes, avec un volume maîtrisé.
💰 71.500 Ar + Livraison offerte

💙 3S – Slay, Smooth, Sleek 💙
Gel Be Tsy Misaraka + Brosse Plaquage
✨ Pour un plaquage chic et élégant, avec un fini naturel et une longue tenue.
💰 80.500 Ar + Livraison offerte

🪮 Samy manana ny asany ny brosse, safidio izay mifanaraka amin'ny filan'ny volonao, raha mbola sahirana misafidy dia midira Mp avy hatrany fa hisy coach capillaire handray an-tanana anao ao 💙💙

🚚 Livraison GRATUITE ho an'ireo manjifa Pack hatramin'ny 31 Jolay!

24/07/2026

⏳ Routine de vacances en 1h ⏳

🔔 Ireto ny vokatra by Curly Aho tsy maintsy hita ao anaty routine anao raha tsy manana afa-tsy 1h ianao !🤩

Mini routine adaptée tsara amin'ny volo Curly sy Coily ➿
✅ Toy izao ny filaharan'ny fampiasana azy :

1️⃣ Nettoyant : Rehab Shampoo
2️⃣ Après Shampooing: i-SoaBe
3️⃣ Soin en profondeur : Masque Hydratant, temps de pose 15min
4️⃣ Soins sans rinçage : Gel hydratant Be Tsy Misaraka
Asiana Gel dia bangoina dia vita➿

✅ On livre normalement aujourd'hui vendredi 24 juillet 2026
📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

23/07/2026

💬 "Tsy mahazo cadeau mihitsy na efa cliente fidèle ary izahay 🥲 !"
Tsy adinonay ianareo ka! 🫶

📣 Efa nanao achat mihoatra ny roa (02) ve ianao ka natao livraison? ❓
📣 Natao ho anao ity offre ity!

🚨 Raha manao achat 3 produits* na mihoatra ianao, manomboka anio hatramin'ny sabotsy 25 jolay amin'ny 5 ora hariva, dia :
🎁 Mahazo remise -10% amin'ny panier-nao ianao,
🚚 ary mbola aterinay maimaimpoana** any amin'izay misy anao koa!

💬 Teneno anay ao anaty commentaire hoe : firy izao ny livraison efa nataonao teto aminay? Misy efa mihoatra ny 10 commandes ve ato? 🙈
__________________
🇫🇷🇫🇷
💬 "On ne reçoit jamais de cadeau, même en étant cliente fidèle !" 🥲
Rassurez-vous, on ne vous oublie pas ! 🫶

📣 Vous avez déjà passé plus de 2 commandes en livraison chez nous ? ❓
📣 Alors cette offre est faite pour vous !

🚨 Pour tout achat de 3 produits* ou plus, effectué d'aujourd'hui jusqu'au samedi 25 juillet à 17 h :

🎁 Profitez de -10 % de remise sur votre panier,
🚚 ainsi que de la livraison gratuite** partout à Madagascar !

💬 Dites-nous en commentaire : combien de commandes en livraison avez-vous déjà passées chez nous ? Y a-t-il des clientes qui ont déjà dépassé les 10 commandes ? 🙈
* 3 produits minimum, hors i-SoaKely.
** Pour les provinces : ce sont les frais de livraison jusqu'au transporteur qui sont offerts.

📌 Livraison partout à Madagascar
☎️ 034 52 000 23

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Immeuble Ikano, 1er étage Ambodivona
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00