Chez Nati

Chez Nati

Share

🦋 ♥️Ka na Dia Kely Aza no niandohanao, Dia ho Lehibe indrindra no hiafaranao🦋♥️

24/04/2026

Hey😍 Mangataka firariantsoa hono ity olona kelinay ty reto ! ʜᴀᴘᴘʏ ʙɪʀᴛʜᴅᴀʏ ɴᴀᴛɪᴏʀᴀ Chez Nati🎂

23/04/2026

Mazotoa misotro Rano 😄😍

22/04/2026

Ity ary ilay lalao🙃💗
chiffre 4 farany
ᴄʜɪғғʀᴇ ᴍɪғᴀɴᴀʀᴀᴋᴀʀᴀᴋᴀ
🔝Iza ary no ho tsara vintana mahazo azy ? 💥 24 Avril zao farany lalao🤘😍 ABONNÉE IHANY NO MAHAZO A! PARATGE SY INVITATION AMIS MANANKERY

19/04/2026

🟢 𝗠𝗲𝘁𝘆 𝗶𝗺𝗽𝗶𝗿𝘆 𝗶𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗲𝗼 𝗶𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗵𝗼𝗺𝗲𝗵𝘆?

19/04/2026

ᴄᴏᴜᴄᴏᴜ ᴅᴀʜᴏʟᴏ! ᴇʟᴀᴇʟᴀ ᴛsʏ ɴɪsʏ ʟᴀʟᴀᴏ , ɴᴅᴀᴏ ʜᴀsɪᴀɴᴛsɪᴋᴀ ɪɴᴅʀᴀʏ 😍

17/04/2026

Namako ô
👉Nahafinaritra ahy nahita ity lehilahy lehibe niakatra tao anaty taxi brousse hoany antsirabe ity , fa dia nanokatra baiboly izy tao anatiny fiara izay nandehananay .

👉Lesona azoko taminy dia tenin'Andriamanitra hoe ;📖 FANILO TONGOTRO SY FANAZAVANA LALAKO NY TENINAO📖 Salamo 105/9

👉. ASA ROA INDRAY MIARAKA NO VITAN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA ETO
🕯️Mitsilo lavitra ary manazava ny eo akaiky ao anatiny haizina .
Misaotra anao raiman-dreny fa anisany asa fitorina filazantsara izao nataonao izao

👉Izay miaradalana mandrakariva amin'ny tenin'Andriamanitra dia tsy manana ahiahy namako 🙌
AMEN.

16/04/2026

1. Mandany 50 000 Ar hampirevy namana any amin’ny bar, normal. Fa mitondra goûter mitentina 50 000 Ar ho an’ny zanaka, tsy normal.

2. Mandany 10 000 000 Ar amin’ny mariazy be fety, normal. Fa mampiasa an’io vola io hananganana orinasa, tsy normal sao de very vola.

3. Mandany 100 000 Ar amin’ny kiraro sy lamba lafo vidy, normal. Fa mampiasa an’io vola io amin’ny formation hanatsarana ny fiainana, tsy normal.

4. Mandany 100 000 Ar hampirevy sipa sy hitondrana azy any amin’ny restaurant, normal. Fa mandany an’io vola io hitondrana ny vady aman-janaka hisakafo any ivelany, tsy normal.

5. Mandany ora maro mijery vidéo mahatsikaiky, normal. Fa mandany 30 minitra mihaino podcast momba ny fihariana sy fianarana, tsy normal.

6. Mandany hery sy fotoana hiadiana amin’ny olona tsy hitondra zava-tsoa, normal. Fa mampiasa angovo hamoronana tetikasa na hanamafisana fifandraisana mahasoa, tsy normal.

7. Manao asa tsy tiany nandritra ny taona maro, normal. Fa mandray risika hianatra asa vaovao mety hanatsara ny fiainany, tsy normal.



Manaova ny “tsy normal”, dia ho hitanao fa tsy hitovy amin’ny ankamaroan’ny olona ny fiainanao afaka roa na telo taona. Ataovy mifanohitra ny "normal" amin’olona fotsiny ny anao

Réussir avec Martin

16/04/2026

Irïa Añïalÿ 💗 misaotra anao Chez Natie ! 👑

Photos from Chez Nati's post 16/04/2026

Miarahaba e ! ᴍᴀɪʟʟᴏᴛ ʟᴜxᴇ ᴀɴᴊᴀᴢᴀ indray no arrivage ato an. Taille 10/14/18/24/ prix des Gros hatrany
mandefa any am faritra

15/04/2026

ᴄᴄ ᴅᴀʜᴏʟᴏ ᴇʜ 💗

11/04/2026

Cc zay mpanaraka anah 😍

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Ambohijanahary
Antananarivo