M&co beauty etc

M&co beauty etc

Share

Nous sommes producteur et distributeur de produits bio certifié bio :
-Huile végétale
-Beurre végétale
-Produit pour vos skincare et routine de beauté �

Photos from M&co beauty etc's post 27/07/2024

Crème coiffante Hoany Ankizy : « CRÈME COIFFANTE KIDS » 🌸

Mety hoany volo Olioly, volo tsotra somary maina ary volo ngita 🌼.
Azo ampiasana amin’ny ankizy manomboka 2ans ary malefaka tsara ilay menaka.

-Mampaniry Ny volo
-Hydratant Hoany volo ary mampalefaka azy
-Mampatevina ny volo ihany koa
-tsara hitaizana ny volony zanantsika

Prix : 15.000ar 100g

Contact :0348749938 na Afaka mandefa MP avy hatrany.
Manao livraison izahay

Photos from M&co beauty etc's post 24/07/2024

Salama daholo❤️

Tapitra Ny congé annuel, Miverina mandray commande izahay ary manao livraison manomboka rahampitso.

-10% hoan’izay manao commande anio rehetra!

Aza misalasala manontany Izay Mety aminao🍃

26/06/2024

Arabaina Tratrin’ny Asaramanitra 🇲🇬

05/04/2024

LA PROMOTION CONTINUE ♥️!!!!

Promotion 15.000ar Ny Crème karité fenugrec 🌼

Hoantsika te hampitombo vatana na hampiarina ny miroraka ka te hanandrana kely aloha dia -50% ny crème volumissante anio ka Lasa 15.000ar ny prix raha 30.000ar izy teo aloha.

-Mampiakatra Ny miroraka amin’ny vatana ( Nono , fesses )
-Mampitombo faritra amin’ny vatana
-Mahanofosana kokoa
-Nourissant ary hydratant Hoany vatana

Prix : 15.000ar
Quantité : 100g

Contact : 0348749938
Manao livraison izahay tompoko

Photos from M&co beauty etc's post 27/03/2024

Huile végétale pressée à froid 🍃

-Huile de fenugrec : 15.000ar
-Huile d’amande douce: 13.000ar
-Huile de pépin de raisin : 13.000ar
-Huile jojoba : 20.000ar
-Huile de ricin pressée à froid : 8.000ar 100ml / 250ml 20.000ar
-Huile de moutarde : 13.000ar ( 250 ml : 29.000ar )
-Huile d’olive extra vierge : 13.000qr ( 250 ml : 29.000ar )
-Mélange d’huile de repousse à base d’avocat : 16.000ar ( 250 ml : 35.000ar )
-Huile de repousse à base d’avocat ( boite) : 15.000ar ( 200ml : 27.000ar )
- Crème coiffante à base de cire d’abeille et gingembre : 15.000ar ( 200ml : 27.000ar )

Manao livraison izahay tompoko ary Aza misalasala manontany.

20/03/2024

Huile de moutarde🍃

-manatsara sy manafaingana Ny faniriny volo
-Manamafy Ny tahony volo
-soin nourrissant tsara hoany volo rehetra indrindra cheveux secs et cassant
-mampalefaka sy mampangirana volo
-miady aminy angadrano.
-mampitsahatra Ny volo mihitsana

Prix :
13.000ar 100ml
27.000ar 250ml

Contact: 0348749938
Manao livraison izahay anh🫶🏾

Photos from M&co beauty etc's post 15/03/2024

Nous sommes de retour après avoir accueilli notre petit bébé 💙!! Pour cela, PROMOTION ANIO NY Boost repousse hoany PELADE ary SOLA 17.000ar au lieu de 20.000ar🍃

Boost repousse 100ml hoan’ireo misy sola na pelade, vavy na lahy! Mitsabo Ny sola no tena asany 🤍.

Boost repousse , menaka Mety hoany rehetra ( ankoatrany zaza) ary tsy misy effet secondaire satria huile végétale no ao anatiny.
Mampaniry ny sola, mampitsahatra ny mihitsana ary mampatevina ny volo. Hoany sola no tena asany!!

Prix promotion 17.000ar 100ml
42.500ar 250ml

Mirary soa hoantsika rehetra 🍃 Aza misalasala manoratra aminy mp na miantso

0348749938

04/03/2024

Après une Longue pause ON REPREND ♥️!!!!

Promotion 15.000ar Ny Crème karité fenugrec 🌼

Hoantsika te hampitombo vatana na hampiarina ny miroraka ka te hanandrana kely aloha dia -50% ny crème volumissante anio ka Lasa 15.000ar ny prix raha 30.000ar izy teo aloha.

-Mampiakatra Ny miroraka amin’ny vatana ( Nono , fesses )
-Mampitombo faritra amin’ny vatana
-Mahanofosana kokoa
-Nourissant ary hydratant Hoany vatana

Prix : 15.000ar
Quantité : 100g

Contact : 0348749938
Manao livraison izahay tompoko

01/01/2024

Miarahaba nahatratra ny taona 2024♥️

Mankasitraka hatrany teo foana nanohana, faly izahay fa teo ianareo ary manantena fa hoeo foana hiaraka isika amin’ity taona vaovao ity🍃

Hitondra soa, fahasoavana , fitahiana hoantsika rehetra anie ity taona ity.🫶🏾

25/12/2023

Arabaina nahatratra Ny Noely ♥️
Manaova fety sambatra daholo eo ambany fitahian’ Andriamanitra 🍃.

Misaotra Anareo Misy ary manohana 🫶🏾

Les produits Bio , Mikolo Bika , M&co beauty etc

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101