CAPICARE
🍂🧊CURLOLOGIST EXPERT 🧊🍂
🧊COLORIST Speciale CHEVEUX TEXTURE
Info : 0349165886
Whatsapp : 0387652094
29/04/2026
Mba jereo ireto HairStyle ireto Stp?❤️
Zarao fa ilainao
29/04/2026
Vous avez les cheveux bouclés...?On est la pour vous ✨🌿🌿 Coloration, soins, styling, refresh, coupe, chignon etc....
🪙 Conseils GRATUIT 🪙
Nos TARIFS sont très très abordable
_____________________________
Avec ou sans rendez-vous
_____________________________
Infoline : 0349165886
Lieu : Star Tanjombato repere
27/04/2026
Efa misy karazany roa ny Soins ato aminay:
🌿SOINS NATUREL : 5000 Ar
🌿SOINS CAPICARE : 6000 Ar
Dressage des boucles a partir 8000Ar - 25000Ar
✨❗Tsy mila rendez-vous❗
8H à 17H izahay ouvert
Infoline : 0349165886
Lieu : Star Tanjombato repere (mbola somary mitsofoka fa tsy amorondalana)
27/04/2026
Hello hello, 😉.Manomboka rahampitso indray ny fotoanantsika. Coupe, Soins, Styling, Coloration sns.... tsy mila rendez vous fa tonga dia afaka tonga avy hatrany❣️
Infoline : 0349165886
Lieu : Star Tanjombato repere
24/04/2026
❗❗A DOMICILE, inona kay ny fahazoanareo an'izany oe à domicile izany...❗❌Mba hiteny amin'izay aho mikasika ity Prestation a domicile ity fa tena misy trop ny vavanareo cliente ao @ MP ao ❌❌🥲
Tompoko o!!, Ny PRIX aty @ Salon tsy mitovy ny PRIX A DOMICILE ❌
Manatombo betsaka foana ny prix a domicile mihoatra ny manantona anay.
Antony :
🧶FOTOANA LANY.
Vidiana re tompoko ny fotoana a!! Toa anareo ihany anie izahay fa tsy hoe ianareo tsy afaka hiaritra embouteillages sy handao fandriana mafana hakaty aminay dia rehefa izahay no miezaka manenjika anareo dia ambanianareo faran'izay tratra kosa izahay e ; misy vidiny ny haritra hatsika sy hafanana sy ny fotoana lany rehetra
🧶 Na izany aza, accessible tsara ny PRIX antsika à domicile fa manatombo kely selon ny LIEU misy anao fotsiny 😉😉
A partir 15000Ar frais de deplacement, afaka misafidy ora tsara ianareo 💌
bisous bisous daholo♥️♥️
bonne fin de semaine daholo
23/04/2026
tena mahatsiaro sambatra aho rehefa andefasanareo toy izao ♥️♥️
Coupe manjakely no nataony tato aminay. 7000Ar fotsiny manao coupe ato aminay.
23/04/2026
COUCOU!!🌿🌿 Efa manao MAKEUP izahay.
Promo izy izao dia 15000Ar daholo na soft na n**e na bridal 💌💌 PRODUIT Tsarabe no ampiasaintsika tsy misy ataoranao 👌
_____Prestation rehetra mikasika ny cheveux bouclés misy hatrany______
Bonne Journée daholo !!!
Infoline : 0349165886
43 000Ar fotsiny dia nahavitra zavatra be dia be tato aminay.
Arao anie : Coupe + Soins + Restructuration des boucles + Makeup
0349165886
MANKASITRAKA INDRINDRA anareo rehetra tonga androany 🙏♥️ Mankasitraka indrindra tamin'ny faharetana. Raha sitrakareo dia mba alefanareo story ny sarintsika androany ary mentionnena ny pejintsika. ♥️❤️❤️ Amin'ny manaraka indray izay tsy nahazo prestation GRATUIT 😘
Aza miala alavitra fa mbola ho betsaka ny ho avy tsy ampoizinareo 😉😉
20/04/2026
🌿🌿INSPIRATION✨
20/04/2026
followers🤩❤️❤️! libre ve ianao Mercredi?
mitady : olona 2 indray anao COUPE + Refresh
olona 2 (roa) hafa atao methode de definition, definie be tsy methode brosse
GRATUIT DAHOLO IREO (sans soins) sauf apart.
Marihiko fa olona manao formation no mandray anareo antanana, fa kosa eo ny tenako mandray ny volonareo voalohany ary mampianatra azy ireo. Tsy misy ataoranao fa olona efa mahay tsara daholo no mandray anareo 4 efatra 👌😊😊.
❗Condition : OLONA TSY MAIKA
Toerana : Star Tanjombato repere
_____________________________
🌿🌿Tsy misy idirany fa 🤣.....
tsy haiko ianareo fa ny ahy rehefa be frisottis, coloré be ary zara raha misy défition ilay volo vao tena tiako be mihintsy
18/04/2026
✨🪙HELLO,HELLO....!
Inona ny PRESTATION Vaovao be endrasanao fatratra? Zava_baovao be ilainao.
Ho disponible tsy ho ela ato aminay? 🔥🔥🌱
( inona ary o? )
____Izay 10 mahamarina omenay Gratuit🤩
Commentaire.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
IVA42 Bis
Antananarivo
194
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 17:00 |