Nassah Coiffure

Nassah Coiffure

Share

Hair salon

Photos from Nassah Coiffure's post 28/05/2024

Parfum black Gem pour homme 🥰
Vita Paris
Vaporisateur Natural Spray '

100ml prix 17000ar 🥰
Tsara fofona sady mitazona tsara

Manao livraison 3000ar

Tell: 038 48 352 80 🌸

26/02/2024

Parfum Colonia tuvan 🥰
Tsara fofona kely🥰
Tsy mety miala
Prix : 12000ar miaraka livraison
Madefa faritra
25ml
Tel: 038 48 352 80

24/12/2023

Arrange mahaso anao ity fa aiza tara🎊
Sérum spécial visage fotsiny izy 🌸
RICH PURE SÉRUM Manadio tateraka ny tarehy 🌸
✅️Manala mony mivoaka be ireny manala tateraka ny tasy
✅️Mnala pada n'a efa elabe aiza
✅️Manala ketrona
✅️Manala menamena @ tarehy
✅️manala ireo tâche rehetra @ tarehy
✅️ Mony sns point noir ⚫️
✅️Mora ampiasana sy tena aingampasa🥰
Prix 15:000ar
Manao livraison madefa any faritra 🌸
Tel: 038 48 352 80 🌸

Photos from Nassah Coiffure's post 21/11/2023

🌶RICH PURE LOTION NAH CREME NAH❌️ SÉRUM 🌶
✅️Très efficace mb ,100%😍
✅️manala ireo tâche rehetra vatana tarehy
✅️Manala tasy navelany aretinaty
✅️manala tasy manti2 tsy mety afaka mihtsy
✅️manarona hoditra efa simbany' produit
✅️Mampalandiladina tsara ny, vatana noh anti-acne noh manala ireo sela ratsy aminy vatana
✅️ Miaro mosandro, tsy mifidy hoditra
Tsisy effet secondaire
Prix : 30 000ar 250ml location 🌸
Prix :20000ar Creme 50g turbe🌸
Prix :sérum 15000ar 30ml 🌸
Prix : 15000ar savony 100grs🌸
Raha malina nao dia midira mp nah miatso Tel :038 48 352 80 🌸
Manao livraison madefa any /province 🌸

Photos from Nassah Coiffure's post 23/10/2023

Hoanao izay ,manana olona VARICOSE VAINS
Nah varisy
Manasitrana tateraka varisy 🌸
Mampikorina tsara ny' ra
Mampalefaka tsara ny ,honditra
Soothe, moisturize skin
Tsy mifidy hoditra tsisy effet secondaire.
Noh tena efficace tsara Prix 10000ar Net:50g
Rah malina dia midira mp nah miatso Tel :038 48 352 80 🌸
Manao livraison madefa/province 🌹

Photos from Nassah Coiffure's post 02/07/2023

Whitening Cream très efficace 100%🌸
Manadio tsara ny elika nah sandy manala 🌸
Fofina noh manala maity2 rehetra @ elika
Manala ireo mivonto2 kely @ elika
Prix :16000ar 🌸
Face &body whitening cream très efficace 100%🌸
Manala tasy tasy rehetra @ tarehy sy vatana🌸
Manala maity2 rehetra aminy vatana
Mampalandiladina tsara ny hoditra 🌸
Miaro ny atsika sy masoandro Tsy mifidy hoditra manala mangamangana rehetra aminy
Vatana manala mihofakofaka
Manala retrona rehetra aminy tanana vatana
Tarehy Prix 15000ar 🌸
Rah malina nao dia midira mp nah miatso 🌸
Tel:038 48 352 80 🌸
Manao livraison madefa any/province 🌸
Frais de livraison 3000ar 🌸

Photos from Nassah Coiffure's post 02/07/2023

L'ORÉAL PARIS 🎰 ELSEVE RECHARGEABLE🌸
100%
Misy aminy volo miloko
L'ORÉAL Paris élevé color-vive
Natokany hoany volo miloko manla ireo Fasombany volo miloko manala vakivaky rehetra mampangirana volo manalava volo aingana refa manaraka tsara ny traitement 🌺
Prix 33000ar shampooing 290ml
Prix 33000ar démêlant soin 240ml
Prix :masque 70 000ar 310m
Misy koa ilay natokana oany volo simba manarina ainga ny volo simba mampangirana
Vidiny mitovy daholy
Manao livraison madefa any faritra 🌸
Tel: 038 48 352 80 🌸

Photos from Nassah Coiffure's post 22/06/2023

Vitamin C whitening cream 🌸
Manadio elika
Azo atao vatana
Manala maity2 rehetra vatana
Manala maity2 rehetra @ elika
Prix 15000ar 🌸
🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸
Vitamin c Facil Essence
Manala tasy tasy rehetra tarehy
Manala ride @ tarehy
Manala panda
Manadio tarehy
Mampalandiladina tsara ny tarehy
Prix 12000ar 🌸
🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺
Soa Eau micellaire
Ilaina fona alohany maquillage 💄
500ml Prix 16000ar 🌸
Misy Lait démaquillant 75ml
Ilaina fona alohany maquillage 💄
Manadio hoditra @ tarehy
🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸🌸
Meckon New Hand cream Ve
Manala ketrona rehetra tanana
Manala maity2 rehetra @ tanana
Manala reo vakivaky @ tanana
Prix 15000ar 🌸
🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺🌺
ROUSHUN ORIGINAL WHITE 100% FREE🌸
Face & body cream
Manala maity2 rehetra @ tareha
Manala maity2 rehetra vatana
Manala tasy tasy rehetra vatana
Prix 12000ar
Manao livraison madefa any faritra
Tel:038 48 352 80 🌸

19/06/2023

Lotion Disaar très efficace 🌺
Abottle can solve skin problème 🌸
Maturization🌸
Manafotsy hoditra Mampalandiladina tsara 🌸
Manala maity2 rehetra vatana 🌸
Manala tasy tasy rehetra vatana 🌸
Manala tasy rehetra @ tareha 🌸
Miaro atsika sy masoandro
Tsy mifidy hoditra
Prix 16000ar
Manao livraison madefa any faritra 🌸
Tel:038 48 352 80 🌸

Photos from Nassah Coiffure's post 13/06/2023

Lotion lait de corps Nova coco🌸
Manafotsy hoditra
Mampalandiladina tsara ny hoditra 🌸
Manala tasy tasy rehetra vatana 🌸
Vatana helika tenda lohalika
Maanala pada
Manala mangamangana aminy vatana 🌸
Miaro ny tareha tsihisy mony tsony
Miaro tareha sy vatana MBA tsy hovakivaky🌸
Manazava ny hoditra
Manadio tateraka ny vatana
Manala ketroketrona aminy vatana 🌸
Tsy mifidy hoditra
Prix 15000ar 250ml
Prix 20000ar 750 ml
Manao livraison madefa/ any faritra🌸
Tel:038 48 352 80 🌸

Category

Telephone

Website

Address


Ambolonkandrina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nassah Coiffure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.