Volo manjamanja

Volo manjamanja

Share

Manasa anao izahay hiditra Mp avy hatrany �

Photos from Volo manjamanja's post 08/08/2026

😍PANTENE GOLD PERFECTION 😍

✨ Raha te hitsabo ny volo simba na hikolokolo ny volo ho tsara kokoa dia natao ho anao ny GAMME PANTENE GOLD PERFECTION✨

Vokatra PREMIUM avy any THAÏLANDE.

Ny Gamme PANTENE GOLD PERFECTION dia sady ahitana Shampooing sy Après-shampoing no ahitana Masque sy Huile Leave-On ihany koa. Izy ireo dia miara-miasa : miasa lalina mba hanasitrana, hamelona ary hanamafy ny volo maina sy simba na vakivaky ; sady manampy volume sy hamandoana ary famirapiratana voajanahary ho an’ny volo.😍

🌀 Manome fanadiovana malefaka ny volo sady mampangirana ny volo
⚡️ Sady manatanjaka ny volo izy no manome aina sy hamandoana azy
💢 Manasitrana sy manamboatra ny rafitra anatiny amin'ny volo sady misoroka ny fahatapahany
🔥 Miaro ny volo amin’ny fahasimbana ateraky ny hafanana na ny fitaovana fanamboaram-bolo izay mahatratra hatramin’ny 230°C
🪶 Mamelombelona sy manalefaka ary manasaratsaraka ny volo mba hahatonga azy ho mora bangoina

Ampiasao miaraka ny Gamme PANTENE GOLD PERFECTION mba hiatohana sy hitazonana ny hakanton’ny volonao.😉

👝Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞+261 34 70 631 40
📞+261 32 48 192 43

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

08/08/2026
07/08/2026

🤎 Ho an'ireo mpikambana G.A.V.A BRONZE TOP 01 hatramin'ny TOP 10, anjaranareo indray izao !

✨Fihenam-bidy 12% amin'ny VASELINE HEALTHY BRIGHT GLUTA-HYA SERUM BURST LOTION PRO AGE RESTORE – 70 ml!

Ny VASELINE HEALTHY BRIGHT GLUTA-HYA SERUM BURST LOTION PRO-AGE RESTORE 70X dia sérum ho an’ny vatana natao hanamafy sy hanalefaka ary hanatsara ny hakanton’ny hoditra😍; indrindra koa fa mamerina ny hatanorany.😘
💰 43.700 Ar monja ny vidiny!

📅 Tolotra manankery ny 07 ka hatramin'ny 14 Aogositra 2026.

🎁 Araho tsy tapaka ny pejy mba tsy ho diso anjara amin'ireo tolotra sy fanomezana manokana miandry anao. 🤎✨

07/08/2026

✨ 💎 BALEA À 0 AR GRÂCE À VOS KÔTY ! 💎 ✨

🤎 G.A.V.A BRONZE TOP 01 KA HATRAMIN’NY TOP 15, MITOHY HATRANY NY TOMBONTSOA AZONAO !

🎉 Misitraka fihenam-bidy 18% manokana ireo MEMBRE G.A.V.A BRONZE TOP 01 hatramin’ny TOP 15 rehefa manjifa ny :
🍒 BALEA HANDCREME VERY CHERRY – 100 ml 🍒

✨ Asany : Manalefaka ny tanana, manome hamandoana ary mamela hanitra cherry mahafinaritra. 🌸

📅 Tolotra manomboka ny 07 Aogositra ka hatramin’ny 13 Aogositra 2026

👉 5.665 Kôty fotsiny no ilainao hividianana azy fa tsy 6.909 Kôty intsony ! ✨

💎 Tsy mila mamoaka vola ianao fa ny Kôty anananao ihany no ampiasaina hahazoana ity vokatra ity 🤍

━━━━━━━━━━━━━━━
❓ Inona ny atao hoe Kôty ?
Ny Kôty dia tombontsoa sy fihenam-bidy atolotray ho an’ny mpanjifa isaky ny mividy vokatra ato aminay.

Arakaraka ny maha-betsaka ny Kôty anananao no mampiakatra ny Statut-nao, ka ahafahanao :
🎁 Mahazo fanomezana manokana
🛍️ Mividy vokatra amin’ny alalan’ny Kôty
💎 Misitraka tolotra sy tombontsoa natokana ho an’ny mpikambana

✨ Angony hatrany ny Kôty, ampiakaro ny Statut-nao, ary aza adino ny manararaotra ireo tolotra sy fanomezana miandry anao ! ✨

07/08/2026

Manarona 100% ny volo fotsy sady malefaka ho an’ny hodi-doha😱

🖤GARNIER COLOR NATURALS CREME RICHE 1.0🖤

❎Sans ammoniaque

Ny GARNIER COLOR NATURALS CREME RICHE 1.0 dia lokom-bolo permanente izay manome loko mainty marevaka natoraly ho an’ny volo sady manome hamandoana no mampalefaka ny tahom-bolo.😍Tsy lokom-bolo tsotra fotsiny izy fa miendrika crème ka manarona tanteraka ny volo fotsy sady mamiratra no maharitra hatramin'ny 10 herinandro.😘

🛡️Ny fonosana iray dia ahitana Révélateur sy Crème colorante :
⭐️Ny Révélateur dia crème fotsy misy otrikaina natao hanomana ny tahom-bolo hahazoan’ilay loko mifikitra sy haharitra tsara amin’ny volo

⭐️Ny Crème colorante kosa no manome ilay loko mainty mamiratra ho an’ny volo sady mitondra ireo menaka natoraly mamelona sy miaro ny volo mandritra ny fandokoana.

⏭️Menaka natoraly manankarena avo 10 heny no mandrafitra azy :
🫒 Ny Huile d’olive dia manankarena otrikaina be dia be izay mamelona ny volo hatrany anatiny sady miaro azy tsy ho maina rehefa miloko.

🥑Ny Huile d’avocat indray dia mampalefaka sy mampalama ny volo sady manamora ny fikarakarana azy.

🧉Ny Beurre de karité kosa dia mamorona sosona manify miaro ny volo sady manome taratra mamiratra sy misoroka ny fahasimban’ny volo.

💯Ity GARNIER COLOR NATURALS CREME RICHE 1.0 ity dia :
🖤Manova ny lokon’ny volo ho mainty mamiratra sady manarona ny volo fotsy
💦Mamelona sy manome hamandoana ary miaro ny volo tsy ho simba
💖Mampalefaka sy mampamiratra ny volo manana loko matroka
📅Mihazona tsara ny lokom-bolo ao anatin’ny 10 herinandro

⭐️Toy izao ny fampiasana azy :
1️⃣Arotsay miaraka ilay « crème colorante » sy ilay « lait révélateur »
2️⃣Afangaroy tsara mandara-pahazo crème malemy mitovy loko
3️⃣Hosory amin’ny volo maina tsara mbola tsy nisasa
4️⃣Avelao hiloana 30 minitra ilay loko mba hifikitra tsara
5️⃣Rehafa tapitra ny fe-potoana dia kobano amin’ny rano matimaty ny volo ary ory moramora

Ampiasao ny GARNIER COLOR NATURALS CREME RICHE 1.0 dia ho sarona avokoa ny volo fotsy rehetra sady halefaka sy ho salama ny tahom-bolo.😊

✍️Aza misalasala mandefa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao

☎️Raha mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :
📞 +261 34 70 631 40
📞 +261 32 48 192 43

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉Afaka manatitra mivantana izahay

07/08/2026

💙 Votre statut G.A.V.A BLUE vous réserve encore un bel avantage !

✨Fihenam-bidy 10 % be izao ho an'i TOP 01 hatramin'ny TOP 50 amin'ny vokatra HUILE ESSENTIELLE SIANG PURE OIL FORMULE I – 5 ml !

Ny SIANG PURE OIL FORMULE I dia :

💫Mampitony ny sery sy ny kohoka
🌀Manala ny havizanana sy ny fahatsentsenan’ny orona
⚡️Mampisava ny aretina an-doha sy ny fanina
💥Mitsabo ny fanaitainan’ny vanin-taolana sy ny hozatra
🌬️Manala rivotra ao amin’ny kibo
💰 17.600 AR monja ny vidiny ! koa araraoty ny fanjifàna azy amin'izao andro ririnina izao mba ho antoky ny fahasalaman'ny vatanao.

📅 Tolotra manankery ny 07 ka hatramin'ny 14 Aogositra 2026.

🎁 Angony hatrany ny Kôty, ampiakaro ny Statut misy anao, ary aza adino ny manararaotra ireo tolotra sy tombontsoa manokana miandry anao! 💙✨

07/08/2026

✨ Chez nous, tous les produits BALEA sont GRATUITS grâce à vos Kôty ! 💙

💎 🎁JIFAO AMIN'NY KÔTY ANANANAO NY BALEA PEEL-OFF MASKE CHARBON ACTIF – 100 ml! 🖤

📅 Manomboka ny 06 Aogositra ka hatramin'ny 13 Aogositra 2026, dia toloranay fihenam-bidy 25% ireo MEMBRE GAVA SILVER TOP01 hatramin'ny TOP08, rehefa manjifa ny BALEA PEEL-OFF MASKE AKTIVKOHLE – 100 ml ato aminay!

Noho izany dia 8.452 Kôty sisa no hividiananao azy fa tsy 11.270 Kôty intsony, ka tsy mila mamoaka vola intsony ianao !

Takio haingana ary ny anjaranao, ary jifao amin'ny alalan'ny Kôty ny BALEA PEEL-OFF MASKE AKTIVKOHLE – 100 ml!

✨ Inona ny atao hoe Kôty?
Ny Kôty dia tombontsoa sy fihenam-bidy atolotray ho an'ny mpanjifa isaky ny mividy vokatra ato aminay.

Arakaraka ny maha-betsaka ny Kôty anananao no mampiakatra ny Statut-nao, ka ahafahanao:

✅ Mahazo fanomezana manokana 🎁
✅ Mividy vokatra amin'ny alalan'ny Kôty 💳
✅ Misitraka tolotra sy tombontsoa natokana ho an'ny mpikambana 🌟

💙 Angony hatrany ny Kôty, ampiakaro ny Statut misy anao, ary aza adinoina ny manararaotra ireo tolotra sy fanomezana miandry anao! 🤩

07/08/2026

🥰 Poudre antibactérienne YOKI💛 izay MANALA FOFONA RATSY amin’ny tongotra 😊🥰
Fantatrao ve fa ny vokatra Made in Thaïland ny vokatra mandaitra sy mahomby indrindra amin'ny toe-batana sy toe-bolo-ntsika Malagasy ? 😱 👀

Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland satria izy ireo no mitovy volon-koditra sy fihodirana amintsika Malagasy ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandaise dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa 😍😍

Ity izao ny Poudre antibactérienne YOKI💛 izay MANALA FOFONA RATSY amin’ny tongotra 😊

💯Misy Oxyde de zinc, camphre sy acide borique ary menthol ao anatiny :
✨Ny Oxyde de zinc no miaro ny hoditra amin’ny hatsembohana ary manamaivana ny hidihidy sy fanaintainana.
✨Ny Camphre dia manampy manasitrana ny vakivaky ary koa manala ny fofona ratsy amin’ny tongotra
✨Ny Acide borique kosa no antiseptique mamono ny bactérie sy virus ary manamaina ny ratra
✨Ny Menthol indray diamanome aina sy mampangatsiatsiaka

Tsy amin’ny tongotra ihany anefa no azo ampiasana ny Poudre antibactérienne YOKI fa azo ampiasaina amin'ny hoditra be menaka sy misy olana amin'ny mony 🥲 ihany koa izy.

Ampiasao ny Poudre antibactérienne YOKI fa tena mora ampiasaina 🥹; sady tsy miraikitra amin’ny hoditra 😍no tsy mandoto akanjo👕.

👝Mandefasa hafatra miafina (MP) raha toa ka hanjifa ny vokatra ianao.
☎️Raha toa ka mila fanazavana fanampiny kosa dia afaka miantso avy hatrany ny laharana :

📞+26134 81 127 65
📞+26132 73 493 45

👉Vokatra azonao jifaina izao ankehitriny izao
👉 Afaka manatitra mivantana izahay

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:30 - 21:30
Tuesday 06:30 - 21:30
Wednesday 06:30 - 21:30
Thursday 06:30 - 21:30
Friday 06:30 - 21:30
Saturday 06:30 - 21:30
Sunday 06:30 - 21:30