Oroka
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Oroka, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
Marque de maquillages et de produits de bien-être fabriquée et testée à Madagascar 🇲🇬
Pionier du gloss mat et mascara Malagasy 🇲🇬
Formulé par des ingenieurs chimistes Malagasy 🇲🇬
19/09/2026
Jacaranda 🥰
Misy babo @ loko aubergine ve ? 💜💜
Matte , hydratant , minimum de transfert et format GM 💜
18/09/2026
🎉 PROMOTION MASCARA 💄✨
Salama e 👋🏼🥰
Iza avy no tia mascara ato? 😍
Ity indray ary ny promotion androany e ! 🥳
Mihena 5 000 Ar be izao ny vidiny ! 🔥
Aza tara 😍✨
💄 Iranja
17/09/2026
Combo afaka hampiasaina isan’andro : MASCARA waterproof + iranja gloss pailletté
Mascara : effet long cils , tsy Mila extension intsony , waterproof 🙏🏽🥰
Hainareo ve fa nisy zavatra nohatsaraina indray ny Mascara atsika🥰😍
Mety ho inona ary ô?
Averina indray kilalao cadeau CRÉDIT 🥰
Inona ary ny lokon’ny lokomena matte BAOBAB ?
15/09/2026
Raha asiana misafidy ianareo : glace vanille sa lokomena vanille ? 🥰
Vanille : matte , hydratant , minimum de transfert , format mini disponible 🥰
14/09/2026
Zao ny amanjan’ny Ylang ylang rehefa eny @ molotra 🥰
Matte , hydratant , minimum de transfert , vokarina eto Madagasikara ❤️
Disponible format mini
Impiry ny réveil maneno vao mifoha ? ⏰⏰
Bonne semaine daholo indray ❤️
Alarobia jeu crédit
Zoma promotion
13/09/2026
🍓Gloss Beryl
Lasa resin ity beryl ity daoly anie lay gloss brillant e 💋
🍓Couleur : rouge fraise
🍓 Hydratant
🍓 Brillant
Vokatra Vita Malagasy , vokarina eto Madagasikara 🇲🇬
Sary : une minute beauté 🥰
12/09/2026
💗 Mahafaly anay foana ny maheno ny avis anareo!
Ny hevitrareo dia tena manampy anay hanatsara hatrany an’i OROKA 💋✨🥰
💄 Momba ny vokatra : qualité, texture, couleur, packaging…
📦 Momba ny service de livraison : rapidité, emballage, organisation…
💕 Momba ny accueil sy service : fandraisana, communication, expérience…
💬 Ahoana ny expérience-nao niaraka tamin’i OROKA? 🇲🇬
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo