Juste me

Juste me

Share

Zava misy marina

26/11/2022

Arabaina ianao Anisha❤️🎈🎉
Nahazo ny Star academy 2022
Izay nahazo 100milles d euro sy album 1

10/11/2022

Aza adino manisy j'aime ny page

10/11/2022

Hajao Dada sy Neny dieny mboka eo sao anenina ianao raha ilaozany ka tsy iverina intsony. 🤗
Aza adino manisy j'aime ny page

07/11/2022

Zava marina
Aza adino ny mi j aime ny page 👆

📌 NY TSY AZO ATAO REHEFA MIKOTROKA NY ANDRO.

Ireo tsy azo atao mba ho fiarovana anao amin'ny varatra.
Santionany ihany ireto fa afaka manampy ao @ commentaire ianao raha mbola mahita.
❌ Aza mandeha eny an-tanimbary rehefa mikotroka fa lasa misongadina be ianao, matsoko ka mahasarika varatra.
❌Fadio ny mikiakiaka na mitabataba rehefa mikotroka fa manintona varatra ny tabataba.
❌ Fadio ny mialoka amin'ny trano vao amboarina, miatahà lavitra.
❌Aza mihazakazaka rehefa mikotroka fa tsy tian'ny varatra ny hafanana be avoakanao rehefa mamoaka fofon'aina.
❌Mahery fofon'aina be ny omby sady mafana ka tsy tian'ny varatra, aza manakaiky an'ireny rehefa mikotroka.
❌ Tsy tian'ny varatra ny loko marevaka loatra, aza manao akanjo mena na mitondra elo mena.
❌ Fadio ny mitazatazana eo am-baravaran-kely rehefa mikotroka, saromy ny fitaratra raha azo atao, aza mijery fitaratra, hakatony ny varavaran-kely
❌Tsy tian'ny varatra ny vato mikapokapoka ka aza avela hanao tantara vato na tsibato ny ankizy rehefa mikotroka.
❌ Fadio ny mialoka ambany hazo fa tena manintona ny varatra ny hazo maniry.
❌ Aza manofa vary rehefa mikotroka na mitoto vary, katsaka sy izay totoana rehetra.
❌ Vonoy ny zavatra elektronika rehetra fa misintona varatra ireny, vonoy ny finday na radio sy télé, aza mihaino écouteur, aza mikitikitika robinet na manao do**he.

Ireo zavatra nataon'ny Ntaolo malagasy mba hiarovana amin'ny varatra.
✅ Asiana sakamalaho eo am-baravarankely. Raha azo atao dia mitondra sakamalaho rehefa mivoaka, tsy mahazo mitondra sakamalaho kosa anefa ny vehivavy bevohoka.
✅ Tsy fatorana ny lamban'ny varavarankely fa avela hikirazorazo eo.
✅ Asiana sokatra ao an-trano fa atahoran'ny varatra ny sokatra.
✅ Saromana ny fitaratra.
✅ Fatorana fingotra eo amin'ny sandry.
🇲🇬 Tsara ny manamarika fa FOTAKA no hilazan'ny malagasy ny varatra rehefa nahafaty olona izy, izany hoe maty nilatsaham-potaka no fiteny fa tsy hoe maty nilatsaham-baratra. Ankoatran'ny olona hilatsahany kosa dia varatra no nilazan'ny Ntaolo azy.

©Page Tsetsatsetra tsy aritra / Groupe VAOVAO ERAN-TANY

07/11/2022

Rankizy malala ah.
Ity sary ity no anisan sary tena nandona ny foko indrindra.
Mengavy aho milela paladia amin tsik a tsirairay avy mba tsy anary2 sakafo indrindra moa fa dia ny mifidy2 sakafo. Milaza isika fa tsy tia voatavo, tsy tia courgette, tsy tia anana....... Aloan ny itenenanantsika anzay dia ataovy ao antsaina hoe any misy olon a tsy minana. Ny herimpon ny RAD no nividianana anreo. Andao isika iara ivavaka, iara iondrika ho an ireo avy any antsimo. 🙏

(Sary indrana)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambohidratrimo
Antananarivo