Sasa Lamba

Sasa Lamba

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sasa Lamba, Beauty, cosmetic & personal care, Ampandrana, Antananarivo.

Photos from Sasa Lamba's post 29/10/2024

Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGEANT LIQUIDE FINELINE"❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 2en1 satria sady DETERGEANT no ADOUCISSANT ihany koa:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba noho izy miditra anaty tenon-damba mihitsy
-💦Manalefaka ny lamba ka manamora ny fipasohana azy
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

Photos from Sasa Lamba's post 28/10/2024

😏 Sahirana mitady '' PRODUIT EFFICACE '' hikolokoloina LAMBA FOTSY ve ianao?
😃Handramo ny detergent en poudre PAO 110G fa mety hamaha ny olanao :
🤩 Mitazona ny lamba fotsy ho fotsy mangatsakatsaka hatrany
🤩 Manala ny tasy vokatry ny :
- Ranomainty
- Menaka sakafo
- Mavomavo sy miofo
- Voankazo mena
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP.😊
👉Raha toa ka tonga dia hanjifa avy hatrany kosa dia antsoy ny
📞+26134 81 127 65
📞 +26132 73 493 45
Livraison disponible👍

Photos from Sasa Lamba's post 24/10/2024

💦: Etsy kely anie e! 💦: MADE IN THAILAND
Ny "DETERGENT EN POUDRE PAO " koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
😃 Ity izao ny "DETERGENT EN POUDRE PAO COLOR" mety tsara ho antsika:
🤩 Mamelona ny lokon'ny lamba ho toy ny vaovao indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra isan-karazany
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43

Photos from Sasa Lamba's post 24/10/2024

Ny ❤ DETERGENT LIQUIDE ACTIVE WHITE HI CLASS ❤ koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
💦Mamerina sy mamelona ny hafotsipotsikan'ny lamba indray.
💦Manala ny tasy rehetra amin'ny lamba fotsy
💦Mamerina ny vasoka amin'ny lamba ho toy ny vaovao indray
💦Manalefaka ny lambanao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 81 127 65
📞+26132 73 493 45
👉Manao livraison manerana ny faritra izahay

Photos from Sasa Lamba's post 23/10/2024

💦: Etsy kely anie e! 💦:
Ny "DETERGENT LIQUIDE FINELINE" koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
Vokatra 2en1 satria sady DETERGENT no ADOUCISSANT ihany koa
Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43

Photos from Sasa Lamba's post 22/10/2024

Aza misahirana intsony mitady vokatra hanesorana ny tasy isan-karazany amin'ny lamba fa efa eo ny ❤ "DETERGENT EN POUDRE VANISH "❤ hanampy anao 😎🥰. Vokatra 3en1 satria sady DETACHANT, ANTI-DECOLORATION, HYGIENE PARFAITE:
-💦Manamora ny fikosehana ny lamba ka tsy manimba azy
-💦Mamelona sy mamerina ny lokon’ny lamba ho toy ny vaovao indray
-💦Manala ny karazana tasy rehetra izay sarotra alàna: menaka, tasy mainty, voankazo sns….
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43

Photos from Sasa Lamba's post 22/10/2024

💦: Etsy kely anie e! 💦: MADE IN THAILAND
Ny "DETERGENT EN POUDRE PAO " koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland 🇹🇭 noho izy ireo mitovy volon-koditra sy fihodirana ary toe-tany amintsika Malagasy 🇲🇬 ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
😃 Ity izao ny "DETERGENT EN POUDRE PAO WHITE " mety tsara ho antsika:
🤩 Mamelona ny lokon'ny lamba ho toy ny vaovao indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra isan-karazany
Aza misalasala ary manjifa ny vokatra MADE IN THAILAND eh! ❤
Tsara hanitra 💦, Mora vidy 💦 ary tena MAHOMBY 💦

Photos from Sasa Lamba's post 22/10/2024

😏 Sahirana mitady '' PRODUIT EFFICACE '' HAMELOMANA ny lokon'ny LAMBANAO ve ianao?
😃 Ity ny "DETERGENT EN POUDRE PAO COLOR" vahaolana ho anao:
🤩 Mamelona​ ny lokon'ny lamba ho toy ny vaovao indray.
🤩 Manala ny tasy rehetra isan-karazany.
👉 Alefaso ao amin'ny MP avy hatrany ary ny commande-nao
👉Raha toa ka mila maika ny vokatra ianao dia afaka miantso ny laharana :
📞+26134 70 631 40
📞 +26132 48 192 43
Livraison disponible👍

Photos from Sasa Lamba's post 21/10/2024

Etsy kely anie e! Ny "ADOUCISSANT FINELINE" koa anie ka vita Thaïland e!
Nosafidiana manokana ny firenena Thaïland noho izy ireo no mitovy volon-koditra sy fihodirana amintsika Malagasy ary efa voamarina fa 90% ny vokatra mahomby amin'ny Thaïlandais dia "efficace" sy "mahomby" amintsika ihany koa.
Vokatra ADOUCISSANT FINELINE izay efa fantatsika hatramin'izay Mitazona ny lokon'ny lamba 💦, Manome hanitra malefaka sy maharitra ny lamba 💦 Manamora ny fipasohana ny lamba 💦:
👉Raha liana amin'ny vokatra ianao dia midira MP avy hatrany .😊
👉Raha toa ka te hanjifa ny vokatra MADE IN THAILAND sy te hahazo fanazavana bebe kokoa dia afaka miantso ny laharana
📞+261 34 81 127 65
📞+261 32 48 192 43

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Ampandrana
Antananarivo