Menaka Mahalava Volo

Menaka Mahalava Volo

Share

Ny Menaka tsoka pure

20/09/2026

🎁 JEU — Farehitra & Hibiscus Bissap 🌿🌺

🤎 Taiza indray ianao no nahita gel ,sady gel izy no mbola manana vertue mampiroborobo ny repousse-n’ny volo, ankoatra an’i Farehitra sy Hibiscus Bissap? 👀🌺

Andao hojerentsika hoe inona no fahalalanao momba ireo produits roa ireo! 👀

💬 Soraty ao amin’ny commentaire izay fantatrao momba :

A — Farehitra 🌿
B — Hibiscus Bissap 🌺
D — Liana aho ka te hanandrana 😍

👉 Afaka mamaly A, B, A + B, na D ianao, arakaraka izay mifanaraka aminao.

🎁 SADY MILALAO ISIKA NO MIARAKA MANANDRANA NY VOKATRA! 🤎

Ka hanome cadeaux 2 izahay:

🥇 Olona 1 → Farehitra, 1 paquet 🌿
🥇 Olona 1 → Hibiscus Bissap, 1 paquet 50g 🌺

📅 Tirage au sort : Mercredi 23 septembre

Aza misalasala mizara izay fahalalanao, na kely aza mombany Farehitra na hibiscus na izy roa. 😄🤎

Andao hilalao ary! 👀🍀

Ankasitrahana hatrany. 🤎

17/09/2026

🤎 “Tena tsara be ilay résultat anle volo rehefa avy nampiasa an’ity Farehitra ity.” 🥹❤️

Izany no hafatra nalefan’i Karina rehefa nizara ny expérience-ny tamin’ny Farehitra izy. 🍀

Tianay zaraina aminareo ihany koa satria ireo retour avy aminareo no anisan’ny manampy anay ary mahatonga anay mbola ho eto foana . 🤎

🌿 Farehitra, gel capillaire végétal
✨ Ho an’ny styling curly sy plaquage
✨ Tsy misy effet cartonné
✨ Azo irandranana ihany koa

🍀 Ary tsy gel natao hanaovana définition sy fixation fotsiny : manana vertue koa izy izay manampy amin’ny fampiroboroboana ny repousse-n’ny volo.

🤎 Izany no maha-samihafa an’i Farehitra :
manao style ny volo, sady mikarakara ny volo ihany koa. 🌿

Efa nampiasa Farehitra ve ianao? 👀
Lazao anay ao amin’ny commentaire ny expérience-nao. 👇

Ankasitrahana hatrany. 🍀

15/09/2026

🌸 Tirage oo 🌸

14/09/2026

👀 Résultats provisoires : vos problèmes capillaires

Raha ny valin-tenin’ireo vehivavy nandray anjara tamin’ilay lalao sy fifanampiana iarahantsika no jerena, dia izao aloha ny zavatra hita hatramin’izao:

⬇️ A — Volo maina : 60%
⬇️ B — Volo simba : 15%
⬇️ C — Volo mihintsana : 10%
⬇️ D — Hafa / ela be vao maniry : 15%

👀 Volo maina no mbola tena voalohany hatreto!

Fa vonjimaika ihany ireo tarehimarika ireo, satria mbola afaka mandray anjara ianareo mandra-pahatongan’ny tirage au sort rahampitso. 🎁

Ary ireto ny Cadeau miandry:
🤎 Olona 1 hahazo Menaka Tsoka 100ml
🌿 Olona 1 hafa hahazo Farehitra

👉 Commentaire + Partage 3 no ilaina handraisana anjara.

Mbola afaka miditra amin’ilay lalao ianao raha mbola tsy nandray anjara. 👀🤎

Ankasitrahana hatrany. 🍀

13/09/2026

🤎 Menaka Tsoka, io ihany ve ilay azo atao amin’ny tarehy? 👀

Ho anareo izay mbola tsy mahalala: eny, azo ampiasaina amin’ny tarehy ihany koa ny Menaka Tsoka. 🌿

Ny Menaka Tsoka dia manankarena collagène naturel, ka anisan’ny antony ampiasan’ny olona azy amin’ny fikarakarana ny hoditra. 🤎

✨ Anti-âge : manampy amin’ny fitazonana ny élasticité sy ny fermeté-n’ny hoditra
💧 Hydratation : manampy amin’ny fitazonana ny hamandoana ka mahatonga ny hoditra ho malefaka
🌿 Éclat : manampy amin’ny fikarakarana sy fanadiovana ny hoditra, mba ho madio sy mamirapiratra

Ary ny tena mampiavaka azy:
🌿 100% naturel
❌ Tsy misy conservateur
❌ Tsy misy parfum
❌ Tsy misy ajout

Noho izany, Menaka Tsoka dia tsy ho an’ny volo ihany, fa azo ampiasaina ao anatin’ny routine fikarakarana tarehy ihany koa. 🤎

Efa nampiasa Menaka Tsoka tamin’ny tarehy ve ianao? 👀
Lazao anay ao amin’ny commentaire ny expérience-nao. 💬
Mety hanampy olona hafa mbola misalasala ihany koa ny expérience-nao. 🌿

Ankasitrahana hatrany. 🍀

12/09/2026

🤔 Problème capillaire, inona amin’ireto no tena mahazo anao? 👀👇

A. Volo maina 🥲
B. Volo simba 😩
C. Volo mihintsana 😭
D. Hafa 😅

💡 Lazao ao amin’ny commentaire ny valinteninao ary asio Partage 3, fa hanao tirage au sort isika! 🎁

🎁 Olona 1 no hahazo Menaka Tsoka 100ml
🎁 Olona 1 hafa kosa hahazo Farehitra

Ireo no produits nosafidinay satria samy manana ny anjara toerany amin’ny fikarakarana, réparation ary protection ny volo. 🌿🤎

Ka mandraisa anjara e! 😍

Ndao hilalao miaraka aminay, ary mety ho ianao indray no hanandrana ny produit miaraka aminay. 🍀
A, B, C sa D? 👇

Tirage : Mardi 15 Sept 2026

Ankasitrahana hatrany 🤎🍀

10/09/2026

🤎 « Ato aminareo ve misy ilay menaka napaniry ny sola ? »

Io no fanontaniana napetraky ny olona iray taminay. 🥹

Ary ny tena mahaliana azy?

Nisy olona nanome conseil azy hoe :
> « Ato mividiana, fa tato no nampaniry ny azy, raha nanana olana tamin’ny sola izy. »
🥹🤎

Ny recommandation dia isan’ireo zavatra tena mampifaly anay.
Satria rehefa misy olona manoro ny Menaka Mahalava Volo amin’ny olona hafa, noho ny zavatra hitany na niainany, dia porofo lehibe ho anay izany fa misy fahatokisana napetrakareo aminay. 🤎

Tsy vao izao no nisy ny recommandation fa hita matetika eny amin'ny vente-expo .

Ary amin’ireny fotoana ireny, mitsiky sy mirehareha sisa no azo atao. 🥹❤️
Tsy mila miteny be intsony hoe « tsara ny produit-nay »…
fa efa ianareo mihitsy no mitantara sy mifampizara expérience. 🌿

Ary ho an’ilay olona nanontany anay :
📩 Eny, misy ny Menaka Mahalava Volo, dit Menaka Tsoka. 🤎

Raha efa nampiasa ianao ka nahatsapa fiovana teo amin’ny volonao, aza misalasala mizara ny expérience-nao amin’ny hafa. 🤎

Satria mety ho ilay recommandation kely avy aminao mihitsy no hahatonga olona iray hahita routine mety aminy. 🌿

Ankasitrahana hatrany. 🍀

09/09/2026

“MISARAKORAKO - MIHOGNAHOGNA… 😂
Une des choses que seules les femmes aux cheveux longs et épais comprennent.”

07/09/2026

🌿Ny Farehitra ? Mahasolo après-shampoing ve ? Manao ahoana marina ? 👀

Fanontaniana mipetraka rehefa mahita ny Farehitra ianareo.

Ny valiny dia: tsy mitovy tanteraka ny rôle-ny. 🤎

Ny après-shampoing dia natao indrindra hampiasaina aorian’ny shampooing, mba hanampy amin’ny fikarakarana ny volo rehefa avy nosasana.

Ny Farehitra kosa dia gel capillaire végétal, natao indrindra hanampy amin’ny fikarakarana sy ny styling-n’ny volo. 🌿

Izany hoe, tsy hoe après-shampoing izy, fa azo ampiasana tsara aorian’ny shampooing, arakaraka ny besoin-n’ny volonao sy ny coiffure tianao hatao.

“Mitovy tanteraka amin’ny après-shampoing ve izy?”

👉🏽 Tsia, samy manana ny rôle-ny.

Fa raha manontany ianao hoe:
“Afaka mampiasa Farehitra ve aho rehefa avy nanasa volo?”

👉🏽 Eny avy hatrany ny valiny, afaka. 🤎

Manana safidy ianao: na ho akobana na avela tsy akobana ilay izy. 👇🏽

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Ankadifotsy
Antananarivo
101