O'Top

O'Top

Share

Salon de beauté spécialisé en épilation !

23/07/2026

O'Top OUVERT 👋 !!!

20/07/2026

MORABE MANDAVATAONA 💝💝💝

18/07/2026
17/07/2026

Azo esorina daholo anie ireny volo rehetra manelingelina ireny e 🌟🌟🌟💝💝💝

16/07/2026

Hiezaka hi publier isan'andro isika fa matory ny page..dia mba zarao dia asio réaction 💝 e !!!

26/06/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬Manaovà fety sambatra daholo dia rahampitso indray🇲🇬🇲🇬🇲🇬 !!!

Photos from O'Top's post 18/06/2026

10000Ar MANAO VOLO ao @ O'Top Behoririka ♥️
Finition STEAMPOD..Lisses/Boucles/Wavy
Juste en face GALANA..Du Lundi au Samedi
De 8h15 à 17h ..
Toutes longueurs mitovy daholo..
SANS DÉLESTAGE HATRANY..
MORABE MANDAVATAONA 💎💎💎
Ao @ commentaire ny carte antsika..

Misokatra foana isika..mety misy compte Facebook tsy fonctionnel fa misy olana..fa ny salon misokatra mandray anareo foana..
Miala tsiny ny @ perturbations mety ho aterak'izany 🙏🙏🙏

31/05/2026

Miverina ho 10000Ar toutes longueurs indray ny manao volo avec finition steampod manomboka rahampitso Alatsinainy an!
Dia @ Noël indray vao miakatra 15000Ar 3 jours avant fête araky ny efa misoratra ao anaty carte antsika..araraoty ary fa morabe mandavataona e 😍💎🌟🌹🌹🌹!!!

Épilation maillot intégral tsy miova fa 17000Ar foana kiaaa 💝

O'Top Behoririka..juste en face GALANA
De 8h15 à 17h..Du Lundi au Samedi

26/05/2026

Eny..ny valiny dia eny 😍😍😍 !!!

Telephone

Website

Address


Behoririka
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:15 - 17:00
Tuesday 08:15 - 17:00
Wednesday 08:15 - 17:00
Thursday 08:15 - 17:00
Friday 08:15 - 17:00
Saturday 08:15 - 17:00