Beauty tsiadino
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty tsiadino, Health/Beauty, Tana, Antananarivo.
05/12/2025
Mbola tsy nahita mpikarakara fahamanjana aga ianareo🥰?
Coiffure/Make up/Onglerie 🌷💄
Aza adino fa mbola misy ny date malalaka ao ka dieny izao dia atao ary ny resrvation 🙏😘
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
05/12/2025
Araraoty zareo ah 🥰🥰
10000ar pose faux ongles avec déco aux choix 💅(raha déco 3D +3000ar)
Tolotra misy fepetra ity an 😊
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Fanëva Andriia, Ny Ainaa, Tsilavina Noumena Fy, Maman'i Erica, Acacia Mioty, Rociah Hassanate, Miharisoa Tojo, Wėndy Rianãh, Mbola Tïnã Natäshã, Sah Rah, Lyh Anah, Fran Cia, Fįeh Tahįana, Mïarÿ Ãrïsoä Mãnäkasÿ, Maman Dyane Maman Dyane, Ramilimanana Ony Rindra Rianala, Tiah Raherinandraina, Mÿnon Tsoå, Andrianaivo Hery, Nirinah Antarice, Natacha Rakotomamonjison, Ranarison Rivoniaina, Mamitina Rayan, Nãh Nãh, Rociah Hassanah, Andriamahefa Arena Christina, Miandrisoa Randrianomemboavonjy, Ny Avo Andriantsiory, Ny Amy, Oniniaina Raz, Mii Ssã, Nandriane Volatiana, Autres Noms, Anja Mi, NyAnjara Andriantsoa, Noeline Ratsima, Sarah Nomenjanahary, Miah Lii Tsoa, Miora Ntsoa, Nõuh Elläh, Kiala Bouzy, Patricia Andriamamonjisoa, Nuuh Rash, Tsoutsou Blanca, Mirelà Rav, Cherie Coco, Stephani Ella, Malalatina Raharinjatovo, Yah Kim, Haintso Mitia
27/11/2025
🥰Black November
Promotion extension Cils=15000ar 🌷🤗
Maty antoka indray izay tsy mahatratra ity tolotra ity 😘
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
Joyeux anniversaire à mes super followers ! Merci pour tout votre soutien ! Raharifenonihaja Indraina
27/11/2025
Andao faranatsika amin'ny promotion ary ity
Black November ity 🥰
🌷 💅Soin manucure ou pédicure =8000ar
Araraoty ataovy manjakely ny hoho sady efa mafana ny andro dia mila manao kapa kapa amin'izay 🤗
Vendredi 28 sy samedi 29 novembre izao ihany io tolotra io an
😘
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
27/11/2025
coucou🥰🥰
Andao ary omena promotion farany ianareo hamaranantsika ity BLACK NOVEMBER ity 😉
Vendredi 28 et samedi 29 ihany an
🌷Brushing=court 8000ar
=longue=10000ar (Finition steam_pod) +3000ar raha bouclé
🌷pose faux ongles avec déco aux choix =10000ar (+3000ar raha déco 3D)
🌷Soin de visage =8000ar
🌷Soin manucure et pédicure=8000ar
🌷Extension cils =15000ar
🌷Make up aux choix 15000ar
Haingana ary fa ho maro indray ny ho taraiky eo 😘😘
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
24/11/2025
Faly Miarahaba anareo indray 🥰👋
Hampafantarinay anareo indray ary ny
👉 CONDITION DE RÉSERVATION ato aminay 🤗
Voalohany indrindra alohan'ny reservation dia mila tapaka ny date ,ora,toerana ,....izay vao mandray accompte izahay .
Raha hanao reservation dia mila mandefa accompte 30%.
Ny fandefasana accompte dia midika fa voaray ny rendez_vous anao .
Tsy mamerina accompte kosa anefa izahay raha avy aminao no misy "annulation"tampoka .
Haverinay kosa ny "famerenam_bola raha avy aty aminay ny "annulation".
Izay zareo fa mbola misy date libre ao ho an'izay manomakomana andro malaza ao ah🥰👑
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Fanëva Andriia, Ny Ainaa, Tsilavina Noumena Fy, Maman'i Erica, Acacia Mioty, Rociah Hassanate, Miharisoa Tojo, Wėndy Rianãh, Mbola Tïnã Natäshã, Sah Rah, Lyh Anah, Fran Cia, Fįeh Tahįana, Mïarÿ Ãrïsoä Mãnäkasÿ, Ali Dah, Maman Dyane Maman Dyane, Ramilimanana Ony Rindra Rianala, Tiah Raherinandraina, Mÿnon Tsoå, Andrianaivo Hery, Nirinah Antarice, Natacha Rakotomamonjison, Ranarison Rivoniaina, Mamitina Rayan, Nãh Nãh, Rociah Hassanah, Andriamahefa Arena Christina, Miandrisoa Randrianomemboavonjy, Ny Avo Andriantsiory, Ny Amy, Oniniaina Raz, Mii Ssã, Nandriane Volatiana, Autres Noms, Anja Mi, NyAnjara Andriantsoa, Noeline Ratsima, Sarah Nomenjanahary, Miah Lii Tsoa, Miora Ntsoa, Tsoux Alia, Kiala Bouzy, Patricia Andriamamonjisoa, Nuuh Rash, Tsoutsou Blanca, Mirelà Rav, Cherie Coco, Stephani Ella, Malalatina Raharinjatovo, Yah Kim
Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Nante Aina Razafimaharo
20/11/2025
Anisan'ny lasa be mpitia koa ity modèl iray ity🥰🍒
Aza adino fa mbola mitohy ny promotion 3prestation =30000ar ato aminay an 😊
Offre sur place ihany aloha hatramin'ny fin du mois
Itaosy voandelaka ou 0346296691📞
19/11/2025
Efa maro no afam_po 🥰🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Tana
Antananarivo
102