EpiloDouce Mdg

EpiloDouce Mdg

Share

Cire CHAUDE🌿
✅Facile à utiliser
✅Efficace et économique
✅Tous types de poils
🌺Astuces de beauté

>Cire chaude au citron, saisit facilement et rapidement les poils et garantit une repousse moins dense.
>Naturelle, économique et écologique

01/02/2026

💖 PROMO SAINT-VALENTIN : PACK COMPLET ÉPILATION 💖

Araraoty fa mandalo ihany ity tolotra ity an 🥰

👉Pack:

✅1 Cire + 25 Bandes
✅2 Spatules
✅1 Huile Post-épilation

💥 Ataontsika 20 000 AR raha toa ka 23 000 Ar hatrizay 😉

❌ Stock Limité !

MP na miantso avy an trany 📞 038 52 681 06

28/08/2025

Eh ooo 😍

Tonga indray izahay 🥰,ity misy vaovao tsara be.

🗓️Hatramin'ny 14 Septembre, mahazoa

✅Remise 15 % be izao ho an'ireo maka PACK COMPLET :

🔶Cire + bandes 25 pièces + 02 spatules + 01 huile post épilation.

Contact :

☎️038 52 681 06
📍Ankorahotra

05/03/2025

Averinay zaraina amintsika ity astuces ity 😍
Déodorant crème naturel.Azo tehirizina tsara.

Salama daholo ve? 🥰
Ity indray ary ny :

🌿🌺ASTUCE🌺🌿 zaraina amintsika androany.

❤️❤️Déodorant crème naturel ❤️❤️

☑️20g huile de coco
☑️15g fécule de maïs (maïzena)
☑️12g bicarbonate de soude
☑️5 gouttes huiles essentielles (palmarosa ou lavande ou citron ou ylang ylang ou menthe poivré... izay tiana ) [facultatif]

Atsonika ny huile de coco de afangaro daholo ireo rehetra ireo
Atao amin'ny bocal kely madio tsara avy eo
Ampidirina frigo mba hitambatra tsara ilay fangaro .
Osorana manify rehefa mampiasa azy

☑️Ny "huile de coco " manakana ny fofona ratsy amin'ny hatsemboana
☑️Ny "fécule de maïs" mitroka ny amandoana (fa tsy voatery asina anio anefa raha tsy tinao )

Tena mandaitra ary mitana mandritra ny tontolo andro 🥰❤️
Afaka tehirizina ihany koa.
Zarazarao ho fantatry namana ary aza adino ihany koa manaraka ny pejy fa mbola hisy astuce betsaka hozarainay eto 🥰❤️❤️

Photos from EpiloDouce Mdg's post 22/02/2025

Salama daholo ve ny ato? ❤️🥰

Ela ela kely izahay tsy tazana teto fa efa miverina indray sady hizara astuces natoraly matetika eto 😉

Ny cire chaude disponible hatrany ihany koa
Tonga dia mandefa Mp ho an'izay mila fanazavana misimisy.

✅Natoraly
✅Mety amin'ny hoditra rehetra
✅Mora ampiasaina ( bain marie )

❗❗Vidiny tsy miova :

✅Pack simple18000ar ( Cire avec bandes + spatules)
✅Pack complet 23000ar Cire avec bandes + spatules+ huile après épilation)

19/02/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tharijo Mpionona, Felana Rakotonindrina, Ony Ravelontsoa, Tafita Razanajatovo, Minoarisoa Mariah, Nah'Rhindra Rafamatanantsoa, Niriantsoa Miarimandresy, Irinah Gaëlle, Gabriellà Elsa Ramanatsalama, Rasoamanana Zafiandy, As Minah, Mum Wai, Fanamby Noumena Razafindrabe, Wilk's Junny Mora, Soamandina Florenticia

14/02/2025

Tsy hanaiky ko Pascal 😂, aza tara oa mba cadeau an'papa rahariva 🙈🙈

03/01/2025

Izahay ato amin EpiloDouce dia miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona vaovao 🥰🥰

Mirary soa ho anareo rehetra izahay amin'ity taona vaovao ity
Misaotra anareo cliente(s) nay rehetra ihany koa tamin'ny fahatokisana 🙏🙏❤️

Mbola vonona eto foana izahay hanome ny tsara avy aty aminay mba ho fahafaham-po anareo rehetra.

Oroka mamy be daholo 🥰🥰

17/08/2024

Dîtes adieu aux poils gênants 🤚🤚

Découvrez le plaisir d'une epilation douce et durable grâce à nos cire 100% naturelles 😉

Sans produits chimiques, facile à utiliser 👌🍀🌿

➡️ 23 000ar : 250g cire + Huile après épilation + 25 Bandes + 02 spatules
➡️18 000ar: 250g cire + 25 Bandes + 02 spatules

N'hésitez plus à nous contacter en mp ou appelez le :
☎️ 038 52 681 06

Photos from EpiloDouce Mdg's post 17/05/2024

Et ouii, moins douloureux oa io 😍😍 sady elaela indray vao miverina mampiasa an ,😮

🙏🙏Mankasitraka an'ireo zay efa nanjifa hatramin'zay ,❤️❤️

☑️Naturelle 🍀
☑️Economique 😊😊
✅Rapide

👉 Disponible avec bandes et huile après épilation 🥰🥰
> 18000ar ( cire+spatule+bandes)
> 23000ar (cire+spatule+bandes+huile)

Contact : 038 52 681 06 ou Mp ra mila fanazavana fanampiny 🥰🥰
🚲🚲LIVRAISON TANA et PROVINCE

17/05/2024

Fanamarihana kely 🌿🌿❤️
✅Rehefa mampiasa an'ilay cire dia hosorana manify ihany fa tsy atao matevina mba ho mora maina.

✅Osorana amin'ny "sens du poil" ny cire ,ary amin'ny sens contraire no isontomana ilay bande rehefa manala azy .

✅Atao mahazo ny fotom-bolo tsara ny cire rehefa manosotra azy.Ary tsindrina ilay bande avy eo mba ipetaka tsara amin'ny volo ilay cire .

✅Avela eo amin'ny 30s eo izay vao ongontana amin'ny sens contraire

19/04/2024

Ireo ry zareo ny karazany an 😊😊😅
Samia mijery zay mety aminy 😅
Afaka hanaovanreo izay style mety aminareo nge ny cire 🥰
Ho afa po ianao ary vetivety io dia vita.
Andramo anie 😉😉

Contact: 038 52 681 06
Mp ra mila fanazavana fanampiny
Livraison Tana et province

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo