Lonays Mdg

Lonays Mdg

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lonays Mdg, Health/Beauty, Antananarivo.

04/09/2023

Restock ♥️
Afaka miantso mivantana ny +261 34 54 656 12 fa manana olana amin’ny mp izahay 🙏🏽
Misaotra tompoko 😊

Coucou les loulous ❤️
IZAY MANJIFA SERUM ANIO DIA ATERINAY MAIMAIMPOANA ( LIVRAISON GRATUITE)
Serum Lonays 100ml 20.000ar ❤️🙏🏻
Efa betsaka ny nanjifa fa averitsika eto ihany mba ho hitan’ny hafa ihany koa ❤️😍
- Mampangirana eo noho eo ❤️
- Miaro amin’ny hafanan’ny fer sy ny brushing 💪🏻
- Manala angadrano 🙏🏻
- Tsy misy parabène 🚫
Tsy maha-gras ihany koa anefa 👩‍🦰

Ao amin’ny MP no mi-commande 😘
Raha any amin’ny faritra dia alefa mobile money ny vidiny sy ny frais de retrait ; dia rehefa maka azy ianao dia mandoa ny frais taxi-brousse ❤️

Mbola ao ihany koa ny Shampooing Rose na Violet sy ny masque ❤️💜
Bisous daholo 🥰

04/09/2023

Restock ♥️
Afaka miantso mivantana ny +261 34 54 656 12 fa manana olana kely amin’ny mp izahay 🙏🏽
Misaotra tompoko 😊

Miarahaba o ❤️
Tonga ary ilay Shampooing ho an’ireo tsy mandoko volo 🥰
Vita avy amin’ny Ravingoavy sy Atody 😍
Manala ilay miraikitra sy mahamandina ary mahasalama ny volo 💆‍♀️
15.000ar ihany ny 250ml 😉
Mbola ao ihany koa ny masque sy ny serum 😘
atsoy ny 032 04 185 39 na mp ho an’ny commande 🙏🏽

Photos from Lonays Mdg's post 12/05/2023

Salama o ♥️
Kapa kely tsara kely 12.000ar 🥰
Mandefa any amin’ny faritra 😘
raha hanao commande dia ataoy mivantana ny 032 04 185 39 na mp
Mirary zoma mafinaritra

20/04/2023

Miarahaba o ❤️
Tonga ary ilay Shampooing ho an’ireo tsy mandoko volo 🥰
Vita avy amin’ny Ravingoavy sy Atody 😍
Manala ilay miraikitra sy mahamandina ary mahasalama ny volo 💆‍♀️
15.000ar ihany ny 250ml 😉
Mbola ao ihany koa ny masque sy ny serum 😘
atsoy ny 032 04 185 39 na mp ho an’ny commande 🙏🏽

07/02/2023

FOSSIL hatrany 🥰
210€ raha any anaty magazay
Alefa 250.000ar fixe

07/02/2023

FOSSIL JACQUELINE ACIER BLEU
159€ raha en magasin
Alefa mora 250.000ar fixe
Mp ary o

25/01/2023

Coucou les loulous ❤️🥰
Tonga amin’izay ny Gamme Lonays ❤️🇲🇬

Shampooing 250 ml (afaka misafidy ianao) : 15.000ar
SHAMPOOING DEJAUNISSEUR 🧴
Ilay volomparasy :
Natao ho an’ireo izay mandoko volo loko hafa kely ( mavokely, gris, bleu , vert sns ...) sy ny mandoko blonde , mitandro ny volo tsy hivadika mavo no tena asany voalohany💜💟🧴
Natao ihany koa ho an’ireo simba volo, tapatapaka, maina sna…
Ankoatr’izay dia manalava ny volo sy mahamandina ihany koa izy noho izy vita amin’ny Ravin-goavy sy tongologasy ary vahona 🍃🧄

SHAMPOOING POUR CHEVEUX COLORÉS 15.000ar
Ilay mavokely
Natao ho an’ireo mandoko volo ( mainty, marron,violine, ny reflet sns... ), na tsy mandoko ihany koa ary ianao dia mety aminao izy io ❤️
Mitsabo sy manalava ny volo izy satria namboarina avy amin’ny Ravin-goavy 💖🍃❤️

SERUM 100ml🧴20.000ar
Mampangirana
Tsy maha-gras
Miaro amin’ny zavatra mamay fer sy brushing
Manala angadrano
Tsy misy parabène

Masque 200ml🧴20.000ar
Avy amin’ny: vahona, beurre de cacao, huiles essentielles , huile d’argan 😍
Mitsabo, mahamandina , manalava ny volo

Vita Malagasy hatrany ❤️🇲🇬

NY FANAOVANA NY COMMANDE:
Mandefasa mp mivantana ato anatin’ny pejy Lonays Mdg (raha tena tsy ita dia ny pejy iam lorahgasy ihany) mametraha avy hatrany numero sy toerana hanaovana livraison ❤️😘
Rahampisto maraina dia efa manao ny livraison izahay 🥰

19/01/2023

Ity Fossil 6eme génération ity
326€ raha en boutique fa ataotsika mora kokoa satria 2nde main ☺️
Afaka connectena na amin iphone na android
Ideale pour les sportives / sportifs

Système d’exploitation: Fonctionne avec Wear OS by Google
Compatibilité: Les montres intelligentes Fossil fonctionne sur les téléphones équipés de la dernière version d’Android™ (à l’exception de l’édition Go et des téléphones ne disposant pas du Google Play Store) ou d’iOS.

Mémoire: 1 Go de RAM, 8 Go de stockage
Écran: 3,25 cm AMOLED Couleur/416 x 416/326 dpi
Entrée: 2 boutons poussoirs supplémentaires (configurable), Bouton d’accueil rotatif, Écran tactile, Voix
Son/actionneur: Haut-parleur, Microphone, Vibration
Connectivité: Bluetooth 5.0 LE, GPS, NFC SE, Wi-Fi
Capteurs: Accéléromètre, Altimètre, Lumière ambiante, Boussole, Gyroscope, Off-body IR, Capteur PPG de rythme cardiaque, SPO2
Batterie: Plus de 24 heures, mode d’économie de plusieurs jours
Le câble de données USB avec chargeur magnétique s’enclenche sur les anneaux au dos du boîtier de la montre et tourne à 360 degrés pour faciliter l’utilisation. 80 % en environ une demi-heure.

Prix : 600.000ar fixe

Photos from Lonays Mdg's post 09/12/2022

Salama o ❤️
Rouleaux flexibles :15.000.ar
Masque Lonays : 20.000ar
Nosorana masque ny volo , tsy nokobanina fa tonga dia naholakolana tamin’ny rouleaux flexibles ☺️

Photos from Lonays Mdg's post 06/12/2022

Salama o ☺️
Rouleaux flexibles : 15.000ar 😊
Mp pour passer commande

Photos from Lonays Mdg's post 11/11/2022

Misaotra atsika mpanjifa 😍🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101