Lala’s SOAP
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lala’s SOAP, Health/Beauty, Antananarivo.
17/02/2025
14/07/2024
Mbola tsaraa maraindrainaaa ...
Gel do**he en attente livraison 😅.
Manitraaa - Malefaka - Mora 🥳🥳🥳
1L en vrac 7500 ar ☺️
26/05/2024
23/05/2024
Fotoana ela izahay somary nangina kely dia ireto ary aloha ny vaovao izay nomaninay ho anareo...
- NIF et STAT ✓
- Coordonnée bancaire ✓
Izany hoe na ianareo orinasa ary dia afaka miara- miasa isikaa izao fa efa feno ny fepetraaa rehetraaaa 😏
Aza misalasala miantso 034 64 122 16 na mandefa mail : [email protected] raha misy fanontaniana na catalogue de prix ☺️
23/05/2024
Salamaaa eee... Ela ela izay tsy tetooo fa hiverina amin'izay . Misy vaovao maro be fa aza mialaaa ooo.. 🙏🥳
01/07/2023
Mbola tsara hariva hariva o!
Astuce keli amerenana loko ny kiraro fotsy indray ary oo... 😅
01/07/2023
Mirary volana jolay feno fitahiana sy fahombiazana antsika rehetra . 😊
Mirary fety sambatra ho an'ny Malagasy rehetra na ny eto an-toerana na ireo any ampitan-dranomasina 🇲🇬
25/06/2023
Mirary Alahady mahafinaritra ho antsika rehetra. 😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Antananarivo
19/02/2025