Zara Soa
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zara Soa, Health/Beauty, Antananarivo.
30/08/2022
Tonga indray ilay zavatra tadiavinareo lehilahy !
Dité mahomby tsara @ angadinao, 5000ar monja ny fonosana ! Araraoty sao tara indray ! Midira mp raha mila fanazavana tompoko.
07/06/2022
Natao hoan' ny olona rera- dava sy ireo tsy misy fitoniana fa mitaintaindava , na irony manana toe- batana tsy mitana calcium irony na Spasmophilie, Na koa avy nivoaka hoptaly ka te amerina aina haingana.
NY BAOBAB POUDRE de natao hanampy be anao amizany ,noho ny hamaron' ireo singa sarobidy ao aminy . Ny poudre baobab vokarinay de efa voakarakara tsara @ fomba manokana sy voafantina tsara .
Mety tsara hoan' ireo zaza ihany koa @ fitombon' ny taolana sy hanamafy izany. Ary aza adino fa mampiakatra tsara ireo hery fiarovana indrindra @ izao ririnina izao.
Manankarena vit C, calcium , magnesium, potassium, phosphore, fer, zinc, vit A1,b1,b2,b6. Ary koa manadio ny aty.
Vao mihinana ianao dia efa mahita vokatra , 100% natoraly
7000ar ny fonosana 100g . mamndefa @ faritra rehetra ka aza misalasala miditra mp avy hatrany mandefa ny komandinao fa efa maro no nahita vokatra tompoko
Tel 0347880009
26/05/2022
Tonga indray "DONGAKELY" ilay koba ankafizin' ny mpianakavy , satria dia mety tsara hoan' zaza sy ny tanora na ny antitra te hitombo lanja haingana.
Mahadongadonga tokoa , 2 na semaine de efa mahita vokatra mazava tsara ny "DONGAKELY".
Mitsabo ny tsinay sy mandamina ny vavony ary indrindra koa manampy be ny fitadidiana hoan' ny mpianatra na ireo Ray amandreny efa nahazoazo taona. Araraoty 8000ar ny fonosana 250g , efa betsaka no nahazo tombontsoa . tel 0347880009 na midira @ afatra miafina avy hatrany tompoko, livraison possible ary mandefa @ faritra
16/05/2022
Tonga indray ny "DONGAKELY" ilay koba ankafizin' ny mpianakavy, satria dia mety tsara na hoan' ny zaza na ny tanora na ny antitra te hitombo lanja haingana,
2 herinandro dia efa mahita vokatra mazava tsara , sady mitsabo ny tsinay no mampisy fitadidiana tsara ihany koa,
Be calcium sy magnesium ary potassium sy phosphore ary sira mineraly.
8000ar ny fonosana 250g , aza misalasala fa efa betsaka no nahazo tombontsoa . tel 0347880009 na apetrao @ hafatra miafina ny komandinao tompoko
16/05/2022
Mahatsiaro ho rera- dava na tsy misy fitoniana fa mitaintain- dava va ianao? Na koa irony manana toe- batana tsy mitana calcium na avy narary ka te hamerina aina aingana ,
POUDRE DE BAOBAB efa voafantina tsara ary voakarakara manokana mba afahanao misitraka tsara ny singa sarobidy ilaina ao aminy,
Mety @ karazan' olona rehetra , ary mety hoan' ny zaza amin' ny fitomboan' ny taolana.
Manankarena vit C, vit A1, b1,b2,b6, ary indrindra be calcium ,magnesium, potassium, fer, zinc sy ny sisa toy ny hoe manampy manadio ny aty ihany koa,
Vao mihinana azy ianao dia efa mahatsapa vokatra , natoraly 100% . 6000ar ny fonosana 100g
Alefaso ny komandinao tel 0347880009 na midira @ hafatra miafina tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo