Mampino Rafidimanana
� Soin capillaire
� Astuce et partage �
10/04/2023
NY VOLOKO TSY MAMARITRA AHY
Nandritry ny fanjanahatany dia ny fanjanahana ara-tsaina no mafy indrindra sy mahomby indrindra! Izay no mahatonga antsika mbola sarotsarony ny fahaleovan-tenantsika na dia efa 60 taona aty aoriana aza.
Anisany fanjanahana iray ny fampidirana tao an-tsaintsika ny atao hoe critère de beauté blanche: mila mahia vao manja, fotsy, mitsotra volo, maranidranitr’endrika, kelikely molotra, lava orona…
Isika anefa afrikanina (misia indray anie miteny hoe za gasy fa tsy afrikanina eh?🤮🤮) noho izany isika dia vaventy, fohifohy, petapetak’orona, matevi-molotra… ary indrindra tsy tsobolo daholo.
Noho io critere de beauté io dia saika nanatsobolo daholo ny mainty rehetra dia nodorana ilay volo tsy vonona hitsotra mihitsy, manosotra menaka tarehy fa te ho fotsy kokoa(avy eo may ny oditra), mamonotena manena tena daholo ny vehivavy…
Tamin’ny andron’ny fanjanahatany aza dia noterena ny mainty mba hanatsotra volo mba tsy anahirana ny maso ny mijery azy!
1950- nanomboka nisy ny tolona hiadiana amin’ny famonoan’ny polisy fotsy ny vahoaka mainty, izay nataon’ireo mainty oditra tany USA ka ny volo AFRO no anisany marika ny fanoherana tamin’izany. Tamin’izany no nisy ny firehana BLACK POWER izay nivadika BLACK PANTHERS taty aoriana! Ka i ANGELA DAVIS no anisany vehivavy nitarika niaraka tamindry MALCOM X sy ry MARTIN LUTTER KING.
I Angela Davis dia anisany lohany tamin’ny fitondrana anio volo AFRO io ka rehefa nahomby ny tolona dia lasa mariky ny fanoherana ny fanjanahana ny coupe AFRO.
2018… nanomboka niverina ny fahatongavatsain’isika mainty ka nanomboka nihavana tamin’ny volontsika naturel isika.
Nanomboka nianatra nikarakara sy nankafia ny tena mahizy antsika! Ireo vitsy sahy anefa dia mbola lasibatr’ireo teny maharary, ny fiomehezana, indrindra ny fitsarana ivelany noho io critère de beaute blanche io.
Lasa ampiasaina foana any ampianarana ilay hoe rehefa volo lava dia maditra, afro dia volo tsy mihaja, rehefa miloko dia maditra… any ivelany efa mahalala sy tonga saina hoe tsy tokony ampidirina any anaty lalana mifehy ny sekoly intsony izany resaka volo izany, satria avela hamelona ny personnalite any ny ankizy!
Eto anefa Iza no tsy efa nahazo ilay teny marary hoe mba bangoy io volo io fa ohatran’ny volona mpamosavy, kanefa ilay volo vao avy nobangoina? Iza no tsy efa nahazo ilay hoe mba karakarao ilay volo maninona raha tsorina nefa ianao aza mandany adiny 4 sy nividy produit amanalina mba ahasalama azy?
Mbola lavitra ny ezaka saingy izao no tena tiako ambara, o ry ray aman-dreny oh? Fotoanan’ny fahalalana izao, harena ny fahasamihafana ary tsy milaza momba ny hoaviko ny voloko! Tsy mamaritra ny toetrako ny voloko, tsy mamaritra ny fitezana ratsy ny voloko natoraly!
Aoka izay ny fitsara ivelany, fa fantaro aho aloha izay ianao vao afaka manana fijery momba ahy!
Tianao ny pejiko? tianao ny sary ataoko? Olona manana volo wavy aho no manoratra! Andao hajaina ny fahasamihafantsika!
Manohana tanteraka an’i adc
Ampianaro izy, aza adino ny mizara
Coucou daholo oh 👋
Iza no partante raha anao challenge repousse tsika? 🤩🥰
hizara astuce repousse cheveux eto za de misafidy tsika hoe iza no atao 👩🏽🦱
Coucou daholo daholo oh 🤩
𝑴𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒉𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏´𝒏𝒚𝒗𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒂𝒐 ?🤩
𝑰𝒛𝒂 𝒂𝒗𝒚 𝒃𝒐 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒐𝒊𝒏 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒂𝒏𝒚?🥰
𝑴𝒃𝒂 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂𝒐 𝒂𝒐 @ 𝒄𝒐𝒎𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒂𝒐 𝒆𝒉 👩🏽🦱
16/03/2023
Salama daholo indray oh 🤩
𝑽𝑶𝑪𝑨𝑩𝑼𝑳𝑨𝑰𝑹𝑬 𝑪𝑨𝑷𝑰𝑳𝑳𝑨𝑰𝑹𝑬 Partie 2️⃣
📘📙📖📒📗👩🏽🦱📓
14/03/2023
Salama daholo oh
Maromaro ny terme 📖📚 filaza matetika @ resaka volo 👩🏽🦱 surtout @ fikarakarana volo natoraly ❤️
𝑽𝑶𝑪𝑨𝑩𝑼𝑳𝑨𝑰𝑹𝑬 𝑷𝑨𝑹𝑻𝑰𝑬 1 😊
📚📖📓📙📕📒📗📘
10/03/2023
𝑪𝒐𝒊𝒇𝒇𝒖𝒓𝒆 𝑷𝒓𝒐𝒕𝒆𝒄𝒕𝒓𝒊𝒄𝒆 ❤️ ❤️
08/03/2023
Sendra nahita an’ito tanaty groupe anakiray za 🤩
Partage nataoko momba ny volo t@ zany ( 🗓️2020 🗓️)
Salama harivariva daholo oh 🤩
Hamaly ilay fanontaniana matetika miverina voaraiko ao @ MP za 📨✉️
„Atao ahoana maha- bouclé/ frisé volo? “
„Ahona ny maha curly volo ? “
👉🏾👉🏾👉🏾 Lay izy ry reto tsy hoe manositra zavatra ( soin) indray mandeh dia mahazo résultat na hoe lasa miova lay texture‘ny volo ah 😔
❤️Faharetana
❤️Fitiavana
❤️Finiavana (Fahafohizana fotoana @ volonao) ❤️
Bonne soirée à toutes 🥂
08/03/2023
Ny coiffure protectrice indray no handeha ho resahantsika androany 👩🏽🦱
Sady mba „ changer de tête “ ihany koa ❤️
08/03/2023
Salama daholo oh 😄
𝐅𝐚𝐥𝐲 𝐌𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐚𝐧𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐯𝐞𝐡𝐢𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚𝐤𝐨 @ 𝐳𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐨 𝐢𝐳𝐚𝐨 ❤️
👩🏾🦰👩🏾🦳🙋🏾♀️🤵🏾♀️👵🏼🧕🙍🏾♀️
„ 𝑱𝑶𝑼𝑹𝑵É𝑬 𝑰𝑵𝑻𝑬𝑹𝑵𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵𝑨𝑳𝑬 𝑫𝑬𝑺 𝑫𝑹𝑶𝑰𝑻𝑺 𝑫𝑬𝑺 𝑭𝑬𝑴𝑴𝑬𝑺" 💪🏾
💪🏾
❤️
❤️
04/03/2023
Я такой, какой я есть ❤️
ты любишь меня: тем лучше; ❤️
ты меня не любишь: очень плохо ❤️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo