Sitah Cosmetics
Produit 100% Bio
23/09/2022
Salama eh!!
Ho an'ireo izay maniry te ho lava volo sy hitsabo volo dia natao ho anareo ny POUDRE INDIENNE ,100% Naturel..
*🍀Poudre AMLA: •Favorise la pousse .
•ralentit les chutes
•donne du volume
•intensifie la couleur des cheveux
•hydrate et fortifie les cheveux
*🌸Poudre Hibiscus : •apporte de la brillance et de la souplesse
•previent la chute des cheveux
*🏵️Poudre 5 mélanges
Tongava mp raha mahaliana anao ny poudre indienne.
21/03/2022
Iza no mbola tsy nampiasa?
Shampooing solide mitsabo ny volo 😍
Midira mp raha misy fanontaniana 😊
17/03/2022
🌸Shampooing Solide 🌸
Vita amin'ny vovoka zava-maniry (hibiscus, amla, henna,...)
🌸Manala ny toxique mipetaka amin'ny volo (detoxifiant)
🌸Manala angadrano
🌸Manome aina ny volo
🌸Mitsabo ireo volo simba fer, sy simba ny loko
🌸Mapaniry ny volo
🌸Manamandina
🌸Mampivoaka tsara ny lokom-bolo raha miloko ny volonao
🌸Manadio be ny volo mazava ho azy 😘 sady mandroatra tsara
🌸Miaro ny tontolo iainana ianao raha mampiasa azy 😍
Andramo raha tianao ho salama ny volonao
15/03/2022
🍀Poudre d'Amla🍀
La poudre d'Amla fait partie des secrets de beauté des femmes indiennes.😍😍😍
💚Elle réduit la chute des cheveux.
💚Augmente la masse et le volume capillaire.
💚Intensifie la couleur des cheveux bruns et noirs.
💚Favorise la croissance des cheveux, les hydrate et les fortifie .
Abonnez-vous à la page!!!
08/03/2022
🌺Hibiscus🌺
Maro ny soa azo avy amin'ny Hibiscus, na atao thé na atao amin'ny hoditra, indrindra fa ny volo.
Ireto ary ny soa azo raha ho any volo no resahana:
🌺Manamandina ny volo
🌺Mampatanjaka ny volo.
🌺Mampangirana sy mitsabo ny volo
🌺Mapivoaka tsara ny lokom-bolo raha miloko ny volo
🌺Mety ho an'ny karazam-bolo rehetra
Ny SHAMPOOING SOLIDE vokarinay dia misy vovoka HIBISCUS 😍 sy vovoka zava-maniry hafa izay mahasoa ny volo koa.
100% NATORALY 🌺🍀
07/03/2022
Miarahaba ô!!!
Izahay dia mivarotra "SHAMPOING SOLIDE" raha te ikarakara volo ianao .
🍀Izay mampalava volo sy mitsabo ny volonao.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo