Natury Mada
Natury Mada votre boutique de bien être au naturel.
13/01/2026
Passez les rentrées avec styles avec les tresses de notre équipe.
Nos prix à seulement 30 000ar toutes inclus😉 ❤️ ✨
Lieu: Tana, Andohalo ❤️✨
Prestation à domicile possible ❤️🥰
Contact :034 80 606 40
⚠️⚠️Prix seulement avec les modèles ⚠️⚠️
22/10/2025
PROMO Gel PASSIONATE à seulement 12 000 Ar !
Tonga miaraka amin’ny kalitao sy vidiny mirary :
✨ Gel Baby Hair
✨ Gel Plaquage (mampifitsaka volo tsara)
✨ Gel Tresse (azo irandranana)
✔️ Mety amin’ny volo *olioly, ngita, tsotra*
✔️ Tsy manimba volo
✔️ Tsy miova fotsy rehefa maina, mijanona "effet mouillé" 💦
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara
📞 034 80 606 40
Aza tara fa voafetra ny tahiry!
29/09/2025
💇🏽♀️ Randrana Manja sy Lamaody ho Anao ! 💕
Te hanavao ny bika aman'endrikao ve ianao ? Na ho an'ny fety, na ho amin’ny andavanandro, dia izahay no vonona hanome anao randrana manja, madio ary maharitra✨
Ato aminay dia mahazo misafidy amin’ny karazana randrana rehetra ianao :
➡️ Randrana tsotra
➡️ Vanille
➡️ Twist
➡️ Cornrows
➡️ Sy ireo endrika lamaody hafa
📍Toerana: Antananarivo
🏠 Azo atao koa ny mankany an-tranonao (8h – 14h)
📞 Finday : 034 80 606 40
💸 Vidiny mora sy mifanaraka amin'ny endrika tianao
👉 Aza avela ho simba na hikorontana ny volonao – Atolory amin'ny tanana mahay sy feno fitiavana.
Manasa anao hifandray aminay raha mila fanazavana fanampiny na hamerina endrika manjelatra amin’ny volonao 💖
06/09/2025
Passez des vacances avec styles avec les tresses de chez nous.
Nos prix abordable et accessible à tous ❤️ ✨
Lieu: Tana, Andohalo fa manao à domicile ❤️✨
Contact :034 80 606 40
06/09/2025
Cliente satisfaite 🥰✨
Tresse avec postiche milliardaire ❤️😘🔥
Merci beaucoup pour la confiance 🥹❤️
Prix toujours abordable 😊
Tel:0348060640
Mandray Alahady manao à domicile ❤️💗
01/09/2025
GEL DISPONIBLE 🥰✨pour cette semaine
🔥 Afaka anaovana baby hair sy afaka irandranana tsara
✨ Gel Keratin : 7 000ar
✨Gel Wax passionate : 15 000ar
✨ Gel Wax Élégance : 10 000ar
📍Lieu de récupération à Andohalo
🔥Livraison possible
☎️ Contact :0348060640 ou sur mp
18/08/2025
Cliente satisfaite 🥰✨
Merci beaucoup pour la confiance 🥹❤️
Prix toujours abordable 😊
Tel:0348060640
Mandray Alahady manao à domicile ❤️💗
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kajiana Rakotohasibola, Caychah Leah
15/08/2025
Postiche super bella dispo ❤️✨
Et natural look ❤️🥰
Prix abordable 😊🥰
Prix de gros à partir de 5 pièces ❤️😉
13/08/2025
Manomboka androany dispo gel wax passionate 🥰
Tsy mvoka fotsifotsy
Miraikitra tsara
Afaka irandranana na anaovan baby hair
Effet brillant ✨
Prix 15000ar
Livraison possible ❤️✨
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101