RIA Cosmetics

RIA Cosmetics

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RIA Cosmetics, Health/Beauty, Antananarivo.

Photos from RIA Cosmetics's post 13/12/2025

❤️PROMOTION FETY❤️
✅Thé Catherine minceur ORIGINAL💯
👉29.000Ar ny boîte (32 pièces)
👉15.000Ar ny antsasany (16 pièces)
Ilay qualité nahafantarana azy hatramin'izay no atolotray anareo☺️ Izay efa mpampiasa thé Catherine mahalala tsara fa hafa ihany ity iray ity 👌
-Mamoaka ny tavy ratsy rehetra amin'ny vatana
-Vita amin'ny zavamaniry ary tena efficace

✅ Crème hot slim café 💯
👉 22.000Ar (300ml)
Anti-cellulite, amincissant, brûleur de graisse rapide, raffermissant et tonifiant♥️
Ahosotra amin'ny faritra tiana ahena fotsiny

Livraison Tana, mandefa Faritra
Mp / 0342622693

Photos from RIA Cosmetics's post 04/07/2025

Parfum+déodorant pour femme 🌹
Ho an'ireo tia hanitra florale,fruitée♥️
Tsara fofona sady maharitra
Tsy mahery be nefa tsy malefaka loatra koa
Fofona mpanakarena moa ny filaza Azyy😅🥰

Prix : 25.000Ar monja izy roa
Livraison Tana, mandefa Faritra

Photos from RIA Cosmetics's post 03/06/2025

Ho an'ny te hanena vatana, kibo sns👌
💯Thé Catherine💯
Prix: 30.000Ar ny boîte (32pièces)
-Mamoaka ny tavy ratsy rehetra amin'ny vatana
-Vita amin'ny zavamaniry ary tena efficace
Afaka mandeha atsasany ihany koa an🥰

💯 Crème café 💯
Prix : 25.000Ar (300ml)
Anti-cellulite, amincissant, brûleur de graisse rapide, raffermissant et tonifiant♥️
Ahosotra amin'ny faritra tiana ahena fotsiny

Livraison Tana, mandefa Faritra

Photos from RIA Cosmetics's post 27/05/2025

Efa tonga ity crème ity izay nitady rehetra🥰
Anti-cellulite, amincissant, brûleur de graisse rapide, raffermissant et tonifiant♥️
Ahosotra amin'ny faritra tiana ahena fotsiny

Prix 25.000ar
Quantité 300ml

Photos from RIA Cosmetics's post 17/03/2025

Hairline powder Disaar multi-usage❤️ kelikely jerena fa tena ilaina be ity😍
- Ho an'izay misy repousse blanche na misy partie fotsy ny volo, afaka ampiasaina tsara hanakonana ny fotsy
- Ho an'izay misy solasola ihany koa dia manakona tsara an'izy ireny izy ity
- Azo hanamboarana volomaso , na volombava ho an'ny lehilahy
- ireo izay tia manao makeup dia mety ihany koa hanaovana contouring

Couleur : noir, marron
Prix 14.000Ar

18/12/2024

Spray dépilatoire 150ml💯
Manala volovolo amin'ny vatana
Mora ampiasaina,tsy marary

Prix : 15000Ariary
Mp pour commander 😊

Photos from RIA Cosmetics's post 09/10/2024

Sérum capillaire Wellice 200ml♥️
A base d'oignon et de collagène 💯

- Réduit la perte de cheveux en fortifiant les racines
- Nourrit le cuir chevelu pour des cheveux plus sains
- Favorise la repousse et combat les pellicules

Prix: 20.000Ariary
Mp pour commander😊

Photos from RIA Cosmetics's post 02/07/2024

Curl activator & protector♥️♥️
Pour cheveux ondulés, frisés, crépus
- mampivoaka tsara ny boucles
- manome volume ny volo
- manalefaka sy mampangirana ny volo

Prix: 20.000ariary (ny iray)
Quantité: 260ml

Photos from RIA Cosmetics's post 18/04/2024

Masque facial vitamine C❤️
- Mampalandina sy manalefaka ny hoditra
- Manazava tasy sady manafotsy
- Manome aina ny hoditra ka mahatanora lalandava

Prix en promo 20.000Ariary❤️ (10 pièces)

08/03/2024

Gomme dépilatoire magique: 18.000Ariary
- Lavable, réutilisable
- Natao hanalana ireo volo amin'ny vatana
- Tsy manahirana sady tsy marary

Photos from RIA Cosmetics's post 23/02/2024

Reraka be ny maso, lasa maloka fijery foana❌ Ity ny vahaolana👇
💯 Masque pour les yeux Collagène 💯
Anti-cernes, anti-poches, anti-âge, éclaircissant

60 pièces no anatin'ny boîte iray: 20.000Ariary

21/02/2024

💯Shampooing+masque capillaire spa naturel CPS💯
Nourrissant et hydratant
Contient de la vitamine B7, de la biotine et du collagène

- Renforce les cheveux et apporte du volume
- Rend les cheveux plus sains et plus brillants
- Pour tout type de cheveux
- Fabriqué au Brésil

Shampooing 900ml+masque 1kg
👉50.000Ariary

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101