VOLOKO MITSIRY

VOLOKO MITSIRY

Share

La gamme de produit capillaire- haut de gamme - 100% clean - fabriqué à Madagascar par Mon Histo-Cheveux. Passez vos commandes.

Vous trouverez ici des produits adapter à toutes textures de cheveux. Nous livrons sur tout Tana et province

05/09/2026

Allo VM?📞🧴
Mbola misy ve ny produits anareo?

𝐕𝐨𝐥𝐨𝐤𝐨 𝐌𝐢𝐭𝐬𝐢𝐫𝐲 : oui oui, ny cliente efa zatra manao commande foana sy mampiasa ny produits VM foana ka.

Ndao amin’izay ary fa DISPO daholo ndray ny produits izao dia aza tara ✨🥰

Mankasitraka hatrany ✅

⚠️Sur livraison uniquement

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 31/08/2026

RESTOCK ✅

31/08/2026

RESTOCK - faites vos commandes 😍✨✅

Raha 𝐕𝐎𝐋𝐎 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐋𝐀𝐕𝐀 𝐬𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐛𝐨𝐮𝐜𝐥𝐞𝐬 … tsy te hiala amin’ity produits ity intsony vao nanandrana azy indray mandeha 🥰

✅ on valide : CURL CREAM

RESULTAT AU TOP 🔝💯💯
•
•
•
•
🟢 DISPONIBLE DE SUITE

📍Afaka manao récupération mahamasina bazar du quartier
🚚 Manao livraison province sy Tana izahay
📞 038 18 627 06

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 11/08/2026

Hello hello ✨🤎

DISPO daholo ny produits antsika 😍🥰

✅stock limité 🥲

08/07/2026

Hey 🤎✨

Vaovao tsara! 😍
DISPO daholo ny produits antsika! 🌿

🎁 Offre spéciale :
Rehefa mividy produits 2 na mihoatra, dia mahazo réduction 5.000 Ar avy hatrany amin’ny totalin’ny achat-nao! 😱✨

Aza tara fa fotoana izao hikarakarana ny volonao amin’ny produits naturel. 🌱

📩 Midira MP raha mila fanazavana na hanao commande.

Mobile uploads 19/06/2026

Restock ✅✅✅✨

vos produits sont DISPO 😍

Jour 1 : Un petit laboratoire, des essais, des erreurs et beaucoup de passion…
Un jour de ma vie : cela est devenu un laboratoire structuré donnant naissance à des produits Voloko Mitsiry formulés avec exigence, qualité et vision ✨🧪🌱

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 28/04/2026

LEAVE-IN na SOIN sans rinçage no osorana rehefa avy manasa loha sy maina iny ny volo fa TSY MASQUE (no ajanona eo tontolo andro)❌

disponible ny Curl cream (Leave-in crème) sy Curl Activator (Leave-in Gel)

izy roa miaraka no tsara ampiasaina raha te hamoaka boucles tsara hydratés sy bien nourri ianao , mety tsara ho an’ny ankizy ihany koa 🥰

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 02/04/2026

⚠️Ventes flash 24h 🕛

Salama indray o

izay clients(es) efa zatra manjifa produits moa izany dia efa mi’commande foana isaky ny lany ny produits’ny fa andao ary fa asiana PROMO kely indray mba hi’profite kely indray isika rehetra te hanandrana na te hanao restock ny produits ao fa rehefa lany ny stock dia ela ela indray vao misy 🤗

Photos from VOLOKO MITSIRY's post 20/02/2026

Ho an’izay manana types volo Ngita na 4 dia ireto ny combo mety aminao :

🤎𝐂𝐨𝐰𝐚𝐬𝐡 : hanasana loha sady démêlant
🤎𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐧𝐨𝐮𝐫𝐫𝐢𝐬𝐬𝐚𝐧𝐭 : Raha volo tapakatapaka na simba na miloko
🤎𝐌𝐚𝐬𝐪𝐮𝐞 𝐡𝐲𝐝𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭 : raha volo maina fotsiny
🤎𝐂𝐮𝐫𝐥 𝐜𝐫𝐞𝐚𝐦 : mi nourrir ny volo sy manalefaka ny volo mba ahazo boucles
🤎𝐆𝐞𝐥 𝐟𝐢𝐱𝐚𝐭𝐞𝐮𝐫 : mi hydrate volo sy mitazona ny boucles
🤎𝐂𝐫𝐞̀𝐦𝐞 𝐜𝐨𝐢𝐟𝐟𝐚𝐧𝐭𝐞 : tena hoe mangirana sy mihalava ny volo raha mampiasa azy foana

✅DISPO daholo ny produits rehetra
Manao livraison izahay ary mandefa faritra

Telephone

Website

Address


Bazar Du Quartier Mahamasina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VOLOKO MITSIRY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.