Ma-Luna

Ma-Luna

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma-Luna, Beauty, cosmetic & personal care, Ankadifotsy, Antananarivo.

Ma-Luna x Luna Cosmetics est la fusion parfaite entre beauté, cosmétique, style capillaire .Nous offrons une gamme complète de produits cosmétiques de qualité, spécialement conçus pour sublimer la beauté naturelle des femmes Malgaches .

17/09/2026

Happy birthday papa des 3 enfants 🤣 ❤️
Fahasalamana - fahasambarana - Harena be sy harena be ooo ❤️❤️

14/09/2026

Mahafantatra ny Skincare au lait de chèvre ve ianao sa izao mihintsy vao naheno azy ? 🤎
Mety manana olana ny tarehinao sa mitady ilay akora mahatoky ho atao sakaizan’ny endrikao ianao hahatonga azy madio tsy misy petina ? 😊
Ho anao ity vidéo ity 🌸

Savon au lait de chèvre : 35.000 Ariary
Crème au lait de chèvre : 50.000 Ariary

Livraison dans tout Madagascar 🇲🇬
Contact ☎️ : 034.75.265.78

13/09/2026

HUILE D’ONAGRE 🌿

Zaraiko hatrany sao mbola misy mila fatratra ity vidéo ako ity any ho any ❤️ toa noetanin-javatra indray aho izara ity astuce nahazaoko zaza ity rehefa avy nahavoaray Vaovao mahafaly anio 🥹😍
Hisaorana hatrany Jesosy fa izy no manome fa ny zava-drehetra manampy fotsiny 🤍
Hisaorako koa ny namako Johanna Rakotoarisoa - Pro nifanampy tamiko nanaparitaka ity akora mahagaga ity 😍ary izy ihany aloha hatreto no asosoko anareo atokisako amin’io akora io 🤎

Bonne nuit daholo de zarao sao misy mila azy ihany koa ❤️❤️

11/09/2026

Mila ekena fa aminy fiainana dia misy ny hatrany ny fifandimbiasan-javatsoa sy ny zava-tsarotra 🙏🏻tant que tsy voakitika ny aina sy ny fahasalamana dia aleo ekena sy hisaorana fa tsy ho resy velively fa mbola afaka manohy indray rahampitso ✨!

Misedra olana ny pejy Ma-Luna ankehitriny ka lasa mahalana ny olona mahita azy , sarotra tediavina sy mety tsy mandalo eo aminy fil d’actualité mihintsy aza mandrapahatonga ny date izay nomen’ny facebook ahavaha azy 🙏🏻💔 noho izany mety maro ny programme hiemotra , ny fivoahan’ny collection VOLAMENA sy ny contenue ary seho maro samihafa noho izany Antony izany 🙁😊

Mangataka ny fahandrasanareo sy ny fanarahana hatrany ato anaty pejy mandrapaha-tonga izany raha sitrakareo ❤️

10/09/2026

seulement 100 pièces de notre savon au lait de chèvre disponibles ! 🐐🤍

🚚 Livraison gratuite pour toutes les commandes passées après avoir vu cette vidéo✨

Prix : 35.000 Ariary

Photos from Ma-Luna's post 08/09/2026

Tianareo be ity tissage-ko ity 🤎 promotion Tissage indétectable 100.000 Ariary avec pose ho an’ny rahampitso izay te hanao lava volo toa ahy rehetra 😍
Tsy maka rendez-vous fa izay tonga dia voaray 🥰

Ary cadeau ho an’izay manao commentaire farany amin’ity publication ako ity mahazo cadeau tissage gratuit😍 ! Je dis stop d’un coup 🤍

08/09/2026

On va parler ❤️ Résultats du jeu, promotions 🌸

Posez-moi toutes vos questions, je vous réponds avec plaisir 🤍

Photos from Ma-Luna's post 07/09/2026

❤️les contrats avec nos anciennes adorables ambassadrice s’achève ! Il est temps pour nous de recruter les nouvelles modèles pour notre marque 😍

🤍c’est votre opportunité à saisir 🥰
Vous aimez gagnez des produits Luna Cosmetics en exclusivité ?

Envoie nous un message si

✨Vous êtes belle
✨Sérieuse
✨À l’aise face aux caméra
✨Vous aimer être affiché comme modèle

Contacter nous uniquement sur le compte Luna Ma-Luna ! Merci beaucoup ❤️

07/09/2026

Hellooo ❤️ lasa zao anomboka erinandro vaovao 🌸 kanefa tsy maintsy zaraiko aminareo aloha ny dimanche de qualité kelinay nijery an’i Madamakely omaly 🤎

Bisouuus 😘

06/09/2026

Misy vidéo mamy be rahampitso fa avy nanao spectacle de danse i Madamakelinay o ❤️😍
Fa anio aloha araraoty ny manao commande savon sy crème au lait de chèvre fa livraison gratuite izy sady stock Efa très limité ! 🌸

Telephone

Address


Ankadifotsy
Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:30
Tuesday 07:30 - 18:30
Wednesday 07:30 - 18:30
Thursday 07:30 - 18:30
Friday 07:30 - 18:30
Saturday 07:30 - 18:30

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma-Luna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.