My MiiToo
Live Tik Tok My MiiToo ✨
Sublimé vous avec nos outils personnelles utilisables pendant toute votre journée et quotidienne 🎀
25/07/2026
Tonga dia Alefako détails satria tsy andriko tsony 🥰
Smart Gold
Numéro 188
Dupe My Way
Fofona fruité , sucré , floral ary féminine …
Disponible de suite amin’ny vidiny 50000 ar parfums 25ml anakiroa ‼️‼️
25/07/2026
Iza daolo no Efa niandry 😍😍
Ory zareo aaa Tena oe pepittteee 🥹 tsara loatra aaa Tena tsara loatra 🥹
Tonga dia avoakako Androany vidéo an’io fa tsy andriko tsony mihitsy ny hatsarany ….
Aza tara nareo fa tsara loatra ity tsara loatra
23/07/2026
Tonga dia Alefako détails Ilay rouge à lèvre tsika zareo 🥰🥰
Rouge à lèvre 6pc ny couleurs izay couleurs Samy tsara satria misy couleurs n**e Sy couleurs rouge , amin’ilay tianareo …
Matte sans transfert izy ary tsy miala rehefa misakafo na misotro rano . Ankoatra sakafo be menaka …
Afaka anaovana combo lèvre tsara mihitsy ho anareo tia Manao combo lèvre 🥰🥰
Disponible des suite 35000 ar ‼️‼️
Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️
22/07/2026
Salama ee 🥰
Andao mba asiana fahamanjana kely indray ee … efa ela isika tsy namoaka produit ho an’nu fahamanjana . Alefako eo video avy eo …
Bonne journée daolo 🥰
21/07/2026
Eau de parfum
Fame & Fortune
100ml
Parfum mihaja floral Tena tsara be 🥰
Alefako eo détails video avy eo anazavana anareo anazy …
30000 ar disponible de suite ‼️‼️
20/07/2026
Salama daolo 🥰
Raha tia parfum mihaja nefa azo hoentina amin’ny andavanandro ianareo dia ity misy iray 😍😍 Tena tsara be io an …
Alefako eo détails avy eo . Bonne débuts de semaine daolo isika rehetra 🥰🥰
18/07/2026
Duo marron 🥜
Crème 500ml et huile 200ml
Manamandina , manalefaka , mampagirana
35000 ar ‼️‼️
18/07/2026
Duo rose 🌸
Crème 500ml , huile 200ml
Manafotsy, manala tache , manamandina
35000 ar ‼️‼️
Duo karazany roa Samy hafa Samy amin’ilay tianareo indray no atolotra anay ho anareo 🥰
-Duo rose crème manafotsy manala tache Ahitana crème 500ml Sy huile 200ml 🌸
-Duo marron crème manala vakivaky sy manamandina ahitana crème 500ml Sy huile 200ml 🥜
35000 ar izy roa ireo tena oe vente flash be mihitsy ‼️‼️
Manao livraison amin’ny faritra 🚚
0345074283 ☎️
17/07/2026
Salama doalo 🥰
An’isany gammes Tena tinareo be ireto ka indro misy amin’ny endriny vaovao indray 😍😍
Alefako eto détails rehefa avy eo …
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 21:00 |
| Tuesday | 08:00 - 21:00 |
| Wednesday | 08:00 - 21:00 |
| Thursday | 08:00 - 21:00 |
| Friday | 08:00 - 21:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |
| Sunday | 09:00 - 00:00 |