Tal Rahël

Tal Rahël

Share

Bienvenue sur ma page ! J'espère que chaque contenu apportera une touche d'espoir, de foi et de motivation dans votre quotidien. 🤍

19/08/2026

😅

Photos from Tal Rahël's post 15/08/2026

Le succès n'est pas un chemin droit mais un long parcours semé de difficultés, et le plus important est la loyauté, la persévérance dans l'effort invisible, ainsi que l'adoption d'un état d'esprit positif face au jugement des autres et aux problèmes.

13/08/2026

Mandroso miaraka ❤️
Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.
II Korintiana 5 : 17

13/08/2026

Franchement, rien à ajouter à tout ce que tu viens de dire. 👏🏽🔥 C’est tellement vrai !Il ne faut pas mépriser les petites opportunités simplement parce qu’elles ne rapportent pas beaucoup au départ. Certaines sont là pour nous apprendre, nous faire grandir et nous préparer à quelque chose de plus grand.Et surtout, ce qui fonctionne pour quelqu’un d’autre ne fonctionnera pas forcément pour nous. Il faut trouver sa propre valeur, sa propre manière de faire et surtout apporter quelque chose qui mérite d’être choisi. 🔥
« Izay mahatoky amin’ny kely indrindra dia mahatoky koa amin’ny be. » — Lioka 16:10 🙏🏽

12/08/2026
01/08/2026

💼🙏 Ny asa no ataoko, fa Andriamanitra no mampahomby azy.
✨Efa nisy fotoana niezaka tamin'ny heriko ah. Efa niantehitra tamin'ny fahalalako ah. Efa nieritreritra fa zah no mahavita. 😔 Fa isaky ny manao izany ah dia tsapako fa voafetra ny heriko.
💔 Nisy fotoana teo amin'ny fiainako izay nahatonga ahy hijanona, ho kivy ary hieritreritra fa tapitra ny zava-drehetra.
🙏 Kanefa, rehefa natolotro an'Andriamanitra ny fiainako sy ny asako, dia Izy no nanokatra lalana tsy hitako, nanome hery rehefa reraka aho, ary nanangana ahy indray. 🤍
🌱 Ankehitriny, tsy miasa fotsiny aho mba hahazo vola, fa miasa ho fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra. Satria fantatro fa raha Izy no eo aloha, dia tsy misy zavatra tsy hainy atao. ✨
📖 Filipiana 4:13 "Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin'Ilay mampahery ahy."»
🙌 Raha misy zavatra tsara hitanao amin'ny asako, dia fantaro fa vokatry ny fahasoavan'Andriamanitra izany. Fa raha misy voninahitra omena, dia Azy irery ihany. ❤️
✨ Soli Deo Gloria. ✝️🤍

26/07/2026

Erreur de ma part, elle a chipé la bouche de son papa !🫠

26/07/2026
Photos from Tal Rahël's post 22/07/2026

✨ Un doux souvenir d’une journée spéciale… 🥰
Nous avons eu le plaisir de célébrer les 2 ans de notre petit Misaina. 🎂💙 C’était aussi le tout premier anniversaire auquel notre petite Tecyah a participé. ❤️
Joyeux anniversaire encore, petit Misaina ! 🎉 Que Dieu te bénisse, te protège et te fasse grandir dans la joie et le bonheur. 🙏
On t’envoie de très gros bisous 😘 Mouah 😘 Mouah 😘 Mouah ! ❤️

21/07/2026

Otrany tsy adiniko mihintsy t@itony fotoana itony ilay impiry akarapokin'ny moto fa tsy mety fay mihintsy eh 😅 Mbola tia moto foana ❤️☺️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Antananarivo
101