Mafiloutra

Mafiloutra

Share

👉Vonona anome Sakafo madio arampasalama sy tsiro miavaka ho anareo izahay👌🥘

01/08/2025
28/07/2025

Ils sont là les BUBBLE TEA😍😍😍
Disponibles en plusieurs parfums
Art Gour'MetsBel Air Talatamaty
🕓Horaire : du Lundi au samedi de 8h à 20h
☎️ 038 11 296 70

18/07/2025

L'incontournable Hen'omby ritra😍😍
Art Gour'Mets Bel Air Talatamaty
🕓Horaire : du Lundi au samedi de 8h à 19h
☎️ 038 11 296 70

18/07/2025

Envie d'une petite douceur😍😍😍
Art Gour'Mets Bel Air Talatamaty
🕓Horaire : du Lundi au samedi de 8h à 19h
☎️ 038 11 296 70

15/02/2025

Recette m**o baolina mora kely dray ary e 😋🍘

👉🏿👉🏿Zavatra ilaina👈🏿👈🏿

(farine 500g, atody 4, siramamy
200g, levure boulangère 1, menaka 2
sotro fihinana, yaourt nature 1).

🥣toy izao ny fikarakarana azy🥣
atody 4,siramamy 200g: kapohina tsara ho
lasa somary fotsy. Arotsaka ny 500g
de farine sy petit sachet de levure
(11g). Afangaro tsara.. @ farany
arotsaka ny 1 pot de yaourt nature +
menaka 2 sotro fihinanana. Avela
adiny ray eo ny pate.

🔥Hafanaina ny
menaka mahadifotra azy, tsy atao
mahamay be. volavolaina @
sotro ho lasa boribory kely ny
pate. Alefa tsikelikely... tandremo fa
mibontsina be ilay izy ao anaty saba
ka aza atao be dia be . Tandremo Averiko ihany👌☝️

👌 🔥Aza atao mahamay bé ny afo. Fa aleo
halefaka fa manjary may ny ivelany
nefa manta ny ao anatiny.

🥰Mazotoa e😋

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mafiloutra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.