CIRE Peach Perfect

CIRE Peach Perfect

Share

Tsara kely anie ianao e 🌸

Photos from CIRE Peach Perfect's post 11/06/2023

📢 Maro ny vokantsoa amin'ny fampiasana CIRE CHAUDE🔥🔥🔥
✅Miha manify ny volo
✅Miongotra hatramin'ny fakany, noho izany ela vao maniry indray
✅Tsy mainty ny faritra avy nalana volo

Ny CIRE chaude-ny Peach Perfect dia :
🌟 💯% natoraly, tsy misy produits chimiques
🌟 Tsy misy effet secondaire
🌟 Vita eto an-toerana
🌟 Vidiny mirary

16 000ar : 1 boîte de Cire 250ml
19 000ar : Cire 250ml âž• 20bandes âž• spatule

Atoro anao ihany koa ny fomba fampiasa azy

Tsara kely anie ianao e 🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Tanà
Antananarivo