Beauty by "K"

Beauty by "K"

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauty by "K", Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.

Photos from Beauty by "K"'s post 24/11/2025

Bonsoir 🖐️
Efa akaiky tokoa izao ny fety 🌲
Koa aza adino ary ny manao manja manja aty aminay ,😍
Efa afaka manantona salon ianareo 😍
Vita manja be otrzao ny hoho anareo 💅
Aza adino ny maka rendez _vous
Tel:034 08 687 20

22/11/2025

Tafandry mandry daholo ny panaraka rehetra ,😇😍
Manofisa mamy anty hoho manjakely ity 💅❤️
Afaka maka rendez-vous hatrany ianareo ,
📞 034 08 687 20

19/11/2025

Salama daholo ,
Aza miala lavitra fa hisy zava-baovao ho atolotray anareo eto amn page koa manaraha tsy tapaka ny page ary ❤️mankasitraka 🙏

18/11/2025

Cate eyes noir 💅💖
✨vita tsara otrzao ny hoho anao 😍
Aza adino ary maka rendez _ vous hatrany

17/11/2025

Hello hello 🥰
Ito misy modèle mafatifaty kely ry reto ah 💅😍
Aza adino ny maka rendez- vous ah
Mp...

16/11/2025

Bonne nuit à tous 🤤🥰😇

30/10/2025

Inty sary ity no entiko iarahabana anareo indray 🖐️🥰

Photos from Beauty by "K"'s post 11/07/2025

Salama arivariva 🖐️
✨Pose faux ongle pied
✨Avec nail art
Tsy tena natao nitovy be ny modele teto fa vita tsara fona e 😍
Prenez rendez-vous
Tel:034 08 687 20

Photos from Beauty by "K"'s post 07/07/2025

Mankasitraka tamin'ny fahafahampo🥰💅

Photos from Beauty by "K"'s post 07/07/2025

Hello ❤️
Efa vonona aho handray anareo am-pitiavana be 💖
Tsh ny tanana ihany no atao manja fa ny tongotra koa afaka atao manja beuh ah 🥰
✨Ireto ary misy modele afaka ataotsika indray
✨Aza adino foana anefa ny maka rendez-vous
Mirary herinandro mahafinaritra daholo ary 🥰
Tel: 034 08 687 20

Photos from Beauty by "K"'s post 06/07/2025

Coucou 🤩
Efa vanim-potoanan'ny vaccance izao 🌊🏖️
✨Ireto modèle ireto zao afaka realisetsika 💅
Aza adino fa sur rendez-vous iany
Tel: 034 08 687 20

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Culinary Team

Attire

Website

Address


Antananarivo