Precious
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Precious, Health/Beauty, Antananarivo.
Bienvenue chez precious
Repère école Peter Pan Ambohijanaka
💄Service Maquillage & Onglerie 💅
☎️☎️☎️ 038 52 925 69
💕prise de rendez-vous un jour d'avance 💕
03/01/2026
Antitra otrzao Zah rehefa iny tenisany misafidy couleur sy modèle elabe amn Pinterest iny 😭😭😂😂😂😂Precious😂 Precious
31/12/2025
Salama eee 🤗🤗🤗
Arabaina nahatratra n'y farany isika rehetra ato amn Precious
📌 Mamela ahy ianareo hisaotra tamn fanohananareo ahy na mivantana na ankolaka
📌 Misaotra Betsaka nisy Ary mbola hisy, Andriamanitra manakarempahasoavana hamaly fitia anareo tsirairay avy....🥹🙏🙏
📌 Amn herinandro Zah no mizara anle crédit sy fanomezana kely avy aty amiko fa tsy hadinoko akory.... Fa Mbola sahirana.
📌 Ialako tsiny aminareo bdb nangataka service fa tsy tratrako fa... Ao raha 🤗.
🫴 Raha nisy toetrako na asako tsy nahafaly anareo na teny nataoko tsy nety taminareo... Mamela ahy tompoko fa olombelona ihany tena ka tsy Tonga lahatra.
🫴 Farany mirary fety Sambatra ho antsika tsirairay avy ato, ary samy misaotra anilay Andriamanitra lehibe... Mirary anareo tsirairay aho mba samy hahomby aminizay zavatra kasainy avy 🙏.
Misaotra tompoko 🙏♥️🙏
21/12/2025
Extension gel uv Demi capsule ✨🔮✨
Merci pour votre confiance Madame Harivola Mbolamamy
Merci pour la collaboration AGRAD OFISIALY 🙏❤️🙏
🚊🇲🇬🚊 Alefaaa...
15/12/2025
Toutes mes félicitations bella ✨💍✨
Pack Fiançailles 💍& Mariages 👰
Maquillage & Onglerie
👉200 000ar👈
🫰 Soins manicure+ pédicure complet
(Nettoyage+ gommage spat milk+ ponçage+ soin à la paraffine)
🫰 Épilation sourcils & et poils superflus
🫰 Maquillage avec ou sans faux cils vrai cheveux
13/12/2025
Couleur champagne 🥂 comme ça 🥂✨
La classe assurée
Merci pour votre confiance Madame Rina
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101