Ny Ony Beauté
Le plaisir est de satisfaire mes clients
07/07/2026
Bonsoir!! Un petit avant après ! Pourquoi pas ?
Coloration😍🥰
Na kely na lehibe anie Mety foana e!!!!
Misaotra foana mahatoky fa ataonay manja be 🔥🔥
02/07/2026
Iza ilay mbola tsy nanao hoho manja kely oooo?
Izany aloha ny fahamanjan’ny tanana
Aza tara hoa fa Vendredi anie rahampitso eeee
29/06/2026
Bonsoir!
Fizarana ny andro androany Satria Tena fifaliana ho anay ny mikarakara sy mampihaingo anareo amin’ny fotoana rehetra 🥰
Encore Félicitations avy aty aminay!
Misaotra t@ fahatokisana
Make up ,Weavy no nataony teto
Dia miandry anareo ihany koa izahay
24/06/2026
Salama indray eeee!
Miandry anareo foana izahay ary! Asa androany aloha eee!
14/04/2026
Bonsoir ooo!
Coloration manja kely hatrany🥰💆🏼♀️
Bonsoir e! Mamy hoa nareo amin’ilay matoky e🥹😍
Merciiiii
04/04/2026
Salama daholo !maromaro ny asa vita androany fa ity kosa aloha ar ny coloration e!
Aza tara ary tongava hafatra miafina amin’ny RDV
Dia efa mirary fety sambatra ho antsika rehetra ❤️❤️
03/04/2026
Mbola afaka tonga manao hoho aaaah💆🏼♀️
Faux ongles💅💅
En cette Journée internationale des droits des femmes, nous célébrons la force, le courage et la beauté de toutes les femmes.
Aujourd’hui et chaque jour, vous méritez d’être honorées. 💐
Un grand merci à notre magnifique cliente pour sa confiance.
C’est toujours un plaisir de vous sublimer. ✨
À toutes les femmes : continuez de briller ! 💖
Et Bonne Journée internationale des droits des femmes ! 🌸
18/02/2026
Coucouuu…
Izany indray aza aloha ny asa vita e!!!
A domicile izy ity
Mp aingana ary amin’ilay rendez-vous
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
496 A B Andavamamba
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 07:00 - 17:00 |
| Tuesday | 07:00 - 18:00 |
| Wednesday | 07:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 07:00 - 17:00 |
| Saturday | 06:30 - 17:00 |