Ma Thérapie

Ma Thérapie

Share

Manao hoho professionnel 💅
Formation onglerie👩‍🎓
Rendez-vous sur MP💌

13/04/2026

✨PROMOTION Gel UV✨ Pose Americain✨
👉 20.000ar +2 déco izay tinao

👉25.000ar +10 déco izay tinao

👉20.000ar +French ou baby boom
🌸Soin offert aminy farany

Izay tinao fa avoaka nay daholo 😈
____________________________________

🌺Gainage 15.000ar + 2déco
🌺pose demi capsule 15.000ar +2déco
👉Izao ary😍👇
🌸Tsy mila maka rendez-vous intsony fa afaka tonga daoly
🌸Studio onglerie ilay izy ka somary miditra kely fa afaka miantso

⏰ 10/05/26ny farany promotion tsika ka araraoty ary o😍

☎️0324681750
📍lieu Tsimbazaza marohoho arrêt bus Marohoho no miala

22/03/2026

➡️ ‼️ STUDIO ONGLERIE ‼️
🎀 8.000ar fotsiny de Efa manja otrany zao
Ouiiii 8.000ar oa 🥰
Vakio tsara ary ⬇️

💌Ito indray ary ilay promotion be tsy de ita matetika sady avec soin complet mintsy 💋

✅Ireto daoly ary:
🎀pose vernis permanent
🎀pose faux ongles 💅
🎀gel UV
🎀gainage
🎀 extension gel
🎀 pose américain

✅ Mapianatra manao hoho kou izahay ⏬️

‼️FORMATION ONGLERIE 20.000ar‼️
2 jours ianarana onglerie A a Z
Ireto ny formations ho atao ⏬️

💅 Préparation :Fomba fanadiovana hoho Sy ny manala ny cuticule
💅 Pose vernis permanent
💅Pose faux ongles pleins ou demi
💅 Gel UV
💅Gainage
💅Extension Gel
💅Pose américain
💅Nail art : baby boum, marbré, miroir, french, 3D sns…

💌 MP ary maka rendez-vous rah Liana ianao
🏠 Toerana Tsimbazaza Marohoho

05/01/2026

🎀Ce modèle a été choisi pour un mariage magique 👰🏼‍♀️ 💒
Toujours un plaisir de prendre soin de vous
📩Contactez-moi en MP 💌

06/06/2024
Photos from Ma Thérapie's post 31/05/2024

🎁RÉSULTAT 😇🎁

Lot 1: Andoniaina Razanami 🌹
Lot 2: Miarivola Schininà 🌹
Miditra Mp amiko nareo🥹😍

IReo ihany no nahafeno ny fepetra notakiana🎁
💥j’aime ny page
💥partage public sy partage groupe
💥mentionne namana

Aza malaelo ho an sasany fa mbl misy lalao ho avy manaraka eo de ataontsika tirage au sort ndray ho an izay tsara vintana ♥️
mbl misy credit ho zaraina kou rapitso 😍
🌹Aza miala lavitra ny Page ary!
Misaotra betsaka ho any izay nandray anjara♥️

28/05/2024

🎁JEUX kely ooo🎁😍

Jeux zahoanao anio SAC amn ilay 50.000ar manja kely io♥️
🌹tsotra kely ny fandraisana anjara ☺️
🌸Abonnez ou Aimez notre page
🌸Partagena Anaty groupe 8 et en mode public ity publication ity en mentionnant le nom notre page😍
🌸Inviteo ary ny namana hanao j’aime ny page sy hanao reaction ny commentaire nao

🎁Lot 1: mahazo reactions betsaka indrindra no mahazo an ilay SAC
🎁Lot 2: credit 2.000ar
🎁Lot 3: credit 10.000ar

✅TIRAGE 30 Mai

Bonne chance daoly ♥️🥰

Ma Thérapie Service à domicile ✅
Onglerie / extension cils
Uniquement le dimanche ❗️
Service satisfaisant 🌹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Tsimbazaza Marohoho
Antananarivo