SHOP Yannis

SHOP Yannis

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SHOP Yannis, Health/Beauty, 03450307 88, Antananarivo.

Photos from SHOP Yannis's post 06/07/2026

Aza misalasala miantso mivantana na mandefa hafatra miafina. Qualité tena 💯💯 daholo.
contact : 034 50 307 88
033 92 032 03
Manao livraison sy mandefa any amin’ny faritra izahay

06/07/2026

🎵 RÉCEPTEUR BLUETOOTH 3 EN 1 X6 🎵
Ataovy Bluetooth ireo fitaovana misy jack 3.5 mm ka ankafizo ny mozika tsy misy tariby!
✅ Mifandray haingana sy milamina amin'ny Bluetooth.
✅ Mety amin'ny fiara, haut-parleur, chaîne audio, ary écouteur misy jack 3.5 mm.
✅ Misy slot Carte SD, ka afaka mihaino hira mivantana avy amin'ny carte mémoire ianao.
✅ Afaka mamadika écouteur tsotra ho lasa Bluetooth (écouteur misy prise jack 3.5 mm).
✅ Maharitra 4–5 ora ny batterie rehefa ampiasaina.
✅ Kely, mora entina ary mora ampiasaina (Plug & Play).
💰 Vidiny: 15 000 Ar

📞 Antsoy na alefaso hafatra: 034 50 307 88
Manao livraison manerana ny Madagascar.

05/07/2026

🎮 ACCESSOIRES PSP DISPONIBLES ! 🎮
Mitady batterie PSP originale na coque fiarovana kalitao? Tonga dia eto no toerana mety!
🔋 Batterie PSP Originale Neuve ✅ Produit original ✅ Capacité 1200mAh – 3.6V ✅ Autonomie tsara sy maharitra ✅ Mety amin'ny PSP 1000 (PSP Fat) 💰 Vidiny : 40 000 Ar
🛡️ Coque de Protection PSP ✅ Bon occasion – mbola tsara tarehy ✅ Miaro amin'ny dona, ratra ary vovoka ✅ Plastique matanjaka sy maivana ✅ Mora apetraka sy esorina 💰 Vidiny : 20 000 Ar
📦 Stock voafetra, aza tara!
📞 Commande & Informations : 033 92 032 03
Kalitao tsara • Vidiny mirary • Livraison azo ifanarahana

26/06/2026

🎮🔥 PS3 MULTI 320GB – BONNE OCCASION DU CANADA 🔥🎮
Vous recherchez une console de jeu de qualité, prête à l'emploi ? Cette offre est faite pour vous !
✅ PlayStation 3 Multi – 320 Go
✅ 22 jeux déjà installés
✅ 2 manettes sans fil neuves
✅ Câble HDMI inclus
✅ Câble d'alimentation inclus
✅ Câbles de charge pour les manettes inclus
✅ Prête à jouer – Branchez et amusez-vous immédiatement !
✅ Garantie de 1 mois

💰 Prix : 620 000 Ar

📞 Contact : 034 50 307 88

Photos from SHOP Yannis's post 08/06/2026

1. USB3.0 3-in-1 USB OTG
• ​ "Adaptateur" ahafahana mampifandray zavatra maro amin'ny finday na ordinateur.
• ​Fampiasana azy: Misy lohany telo (matetika USB-C, Micro-USB, ary Lightning ho an'ny iPhone) izay mifarana amin'ny Port USB. Azonao ampiasaina hampifandraisana "Clé USB", "Souris", na "Clavier" amin'ny finday.
• ​prix tena mora: 12 000ar

​2. USB 2.0 Wireless 802.11N (Antenne WiFi)
• ​"Clé WiFi" misy antenne azo afindrafindra.
• ​Fampiasana azy: Ampidirina amin'ny port USB izay tsy manana WiFi ao anatiny mba hahafahany mandray "connexion" internet tsy misy tariby.
• ​Vitesse de connexion mahatratra 600 Mbps.
• PRIX TENA MORA : 15 000AR

​3. Wireless 5.0 USB Dongle (Bluetooth)
• ​Inona izy io: "Adaptateur Bluetooth" kely kely.
• ​Fampiasana azy: Ampidirina amin'ny Ordinateur mba hahafahan'ilay ordinateur mifandray amin'ny kojakoja mampiasa Bluetooth (toy ny écouteur sans fil, speaker Bluetooth, subwoofer, manette, mini chaine, ...).
• ​Version: 5.0 rapide ary aingampiasa no tsy tapatapaka.
• Prix: 10 000AR

​4. Car Wireless Audio Receiver
• ​Inona izy io: Mpandraray feo "sans fil" (Bluetooth) ho an'ny fiara na "Baffle" na ihany koa subwoofer sy mini chaine.
• ​Fampiasana azy: Raha tsy manana Bluetooth ny radio ao anaty fiaranao na ny ao antranonao nefa misy fidirana USB, dia ampiasaina ity mba hahafahanao mandefa hira avy amin'ny findainao mankany amin'ny fanamafisam-peon'ny fiara.
• ​prix : 12 000ar

​5. Audio Cable Adapter (Lightning/Type-C ho an'ny Jack)
• ​Inona izy io: "Adaptateur" ho an'ny écouteur.
• ​Fampiasana azy: Ho an'ireo finday vaovao tsy misy loaka écouteur intsony (Jack 3.5mm). Izy ity dia ahafahanao mampiditra écouteur tsotra amin'ny finday mampiasa loha "Type-C" na "Lightning".
• ​prix : 12 000ar

​SOUS CARTON ORIGINAL AVOKOA IREO KA AZA MISALASALA MANDEFA COMMANDE NA MIANTSO MIVANTANA +261 34 50 307 88
MANAO LIVRAISON MANERANA ANY MADAGASCAR IZAHAY.

03/06/2026

🎧 Adapter Audio 2 en 1 (Charge + Écouteur)
💰 Prix : 12 000 Ar
✅ Caractéristiques principales :
• 2 en 1 : écoutez de la musique 🎵 tout en chargeant votre téléphone 🔋
• Qualité sonore haute fidélité – son clair et immersif
• Câble tressé résistant – durable et anti-nœuds
• Aucune perte de signal – transmission stable et rapide
• Micro intégré – appels clairs et sans coupure 📞
• Compact et léger – facile à transporter partout
• Plug & Play – branchez et utilisez directement
📱 Compatible avec :
✔ iOS / iPhone
✔ Android
✔ Tablettes
✔ Ordinateurs
🎮 Idéal pour :
🎵 Écouter de la musique en chargeant le téléphone
🎮 Jeux mobiles
🎬 Films et vidéos
📞 Appels vocaux clairs
📦 Produit original – Qualité garantie
🚚 Livraison rapide partout à Madagascar
📞 Commande / Infos : 034 50 307 88
⚡ Stock limité – Commandez maintenant !

03/06/2026

🔌 USB Dongle WiFi 802.11N – 600 Mbps
💰 Prix : 15 000 Ar
✅ Caractéristiques principales :
• Connexion rapide et stable jusqu’à 600 Mbps
• Grande portée jusqu’à 200m pour une meilleure réception réseau
• Installation facile (Plug & Play) – pas besoin de logiciel compliqué
• Sécurité avancée pour protéger votre connexion internet
• Petit format, grande performance – facile à transporter
💻 Compatible avec :
✔ Windows
✔ Mac OS
✔ Linux
✔ Android
🎮 Idéal pour :
📺 Streaming HD
🎮 Jeux en ligne
📹 Appels vidéo
🚀 Navigation internet rapide
📦 Produit original – Qualité garantie
🚚 Livraison rapide partout à Madagascar
📞 Commande / Infos : 034 50 307 88
⚡ Stock limité – Commandez maintenant !

27/05/2026

🔵 USB Dongle 5.0 – Haingana, Stable ary Mora Ampiasaina! 🔵
🚀 Te hanana connexion Bluetooth/Wireless matanjaka sy haingana amin’ny ordinateur-nao ve ianao?
Ity USB Dongle 5.0 ity no vahaolana tonga lafatra ho anao! Mora ampiasaina, Plug & Play, ary mifanaraka amin’ny fitaovana maro.
✅ Bluetooth/Wireless 5.0 vaovao – connexion stable sy haingana
✅ Compatible amin’ny ordinateur, laptop, smartphone ary tablette
✅ Mitsitsy herinaratra sady mahomby amin’ny fampiasana maharitra
✅ Fametrahana mora – tsy mila manahirana amin’ny installation
✅ Haingam-pandeha tsara amin’ny transfert sy connexion
💰 Vidiny manokana : 10 000 Ar ihany
📞 Raha hanafatra na haka fanazavana:
034 50 307 88
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock! Mety tsara ho an’ny ordinateur sy accessoires informatique rehetra.

Photos from SHOP Yannis's post 23/05/2026

1. USB Dongle 5.0 Wireless – 10 000 Ar
🔥 Ampitomboy ny traikefanao amin’ny gaming sy Bluetooth!
Mitady fomba haingana hampifandraisana écouteur, manette na fitaovana Bluetooth amin’ny ordinateur? Ity USB Dongle 5.0 Wireless ity no vahaolana!
✅ Bluetooth 5.0 haingam-pandeha – connexion stable sy matanjaka
✅ Mifanaraka amin’ny PC & Laptop
✅ Mora ampiasaina (Plug & Play) – tsy mila installation sarotra
✅ Kely sady mora entina
✅ Mety amin’ny écouteur, manette, souris, clavier Bluetooth
💰 Vidiny : 10 000 Ar
📞 Antsoy izao : 034 50 307 88
2. USB 3-IN-1 OTG – 12 000 Ar
⚡ Adaptateur iray, connexion 3 karazany!
Mampifandray mora foana ny smartphone-nao amin’ny clé USB, clavier, souris, manette na fitaovana hafa.
✅ 3 en 1 : Lightning + Type-C + Micro USB
✅ Haingam-pandeha amin’ny transfert de données
✅ Mety amin’ny Android & iPhone
✅ Afaka mampiasa clé USB, souris, clavier, gamepad
✅ Matanjaka sy maharitra
💰 Vidiny : 12 000 Ar
📞 Antsoy izao : 034 50 307 88
3. Audio Cable Adapter 2-IN-1 – 12 000 Ar
🎧 Te hampiasa écouteur amin’ny findainao? Ity no ilainao!
Adaptateur audio 2 en 1 ahafahana mampifandray écouteur 3.5mm amin’ny fitaovana Type-C na Lightning.
✅ Son HD mazava sy madio
✅ Mifanaraka amin’ny iPhone & Android Type-C
✅ Cable matanjaka sy maharitra
✅ Mety amin’ny gaming, mozika, vidéo ary antso
💰 Vidiny : 12 000 Ar
📞 Antsoy izao : 034 50 307 88

23/05/2026

🔥 PLANCHE À GRILLER ANTIADHÉSIVE – 36CM 🔥
Transformez vos repas en vrais moments de plaisir avec cette planche à griller antiadhésive de 36 cm ! Idéale pour les grillades, fruits de mer, légumes, viandes et bien plus encore.
✅ Revêtement antiadhésif : cuisson sans accroche et facile à nettoyer
✅ Grande dimension 36CM : parfaite pour cuisiner plusieurs aliments à la fois
✅ Chaleur uniforme : cuisson rapide et homogène
✅ Matériau résistant : durable et conçu pour une utilisation quotidienne
✅ Polyvalente : idéale pour barbecue, viande, poisson, crevettes, légumes et pâtes
💰 PRIX : 15 000 AR SEULEMENT
📏 DIMENSION : 36 CM
📞 Commandez maintenant : 034 50 307 88
🍤🥩 Faites plaisir à toute la famille avec des repas délicieux et savoureux ! Stock limité — commandez vite !

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


03450307 88
Antananarivo