Pretty Nails
Vente divers articles de décoration pour les ongles et tatouage éphémère
19/07/2023
Rehefa te hanao hoho manjamanja iny nefa tsy te andehandeha be :) Elle.Beauté https://www.facebook.com/ellebeaute11 dia manao prestation à domicile raha mahaliana anareo. Asa tanany zao io hitanareo io ♥️
⛔️ Mbola betsaka ihany koa ny stickers doré ato fa aza variana an :)
👉 5.000ar par feuillet dia maazo be dia be ;) maharitra ela be :)
🚲 Manao livraison
13/06/2023
Ela ela izay ianareo tsy nanehoanay sarin'ilay water décale rehefa mipetaka 😀
Ohatrany izao ilay izy eh 💅 photo réelle io 🙂
Manao prestation à domicile ihany koa i Elle.Beauté https://www.facebook.com/ellebeaute11 raha mahaliana anareo. Asa tanany zao ireo hitanareo ireo ♥️
⛔️ Aza adino fa mbola maro be ny water décale
👉 700ar ny promo
👉 Misy ilay 1.500ar koa
🚲 Manao livraison
06/06/2023
https://www.facebook.com/SuperLifeMADA/
Mahafaly anay ekipa eto amin'ny Pretty Nails ny mampandre anareo fa misokatra ity page vaovao anay ity: 👉"Super Life"👈
📍 Miompana manokana amin'ny fitaovana sy entana moderina, tsara endrika, mandravaka ary mora ampiasaina, ho amin'ny fandaminana isan-karazany ao an-tokantrano.
Manasa anareo ary hitsidika izany, efa io ambony io ny rohy hidirana amin'ilay page🥰
06/06/2023
Ny "photo réelle" anio ☺️
Mirary tontolo andro mamy kely ho anareo 🥰
05/06/2023
😍🔥 ARRIVAGE 🔥😍
Ataovy hafa kely ny haingonao miaraka amin’ireto arrivage nay ireto:
👉Stickers 5D
👉 Stickers 3D et simple pour les ongles
👉 Tattoo éphémère (Faux tattoo) noir, doré, argenté
👉 Water décale
👉 Tips guide
👉 Pochoir à ongles
👉 Lime
👉 Polissoir
👉 Repousse cuticules
👉 Fausse frange
👉 Coussin pose main
👉 Autocollant pour extension gel chablon
Amin’ny sary tsirairay ny andinindininy (détails, prix, dimension)
🚲 Manao livraison na Tana na any amin’ny faritra
05/06/2023
Misy arrivage kely ity ry reto ah 😊
💥 Papier autocollant pour extension gel chablon 😍
💵 Prix: 20.000ar ny rouleau misy autocollant 100pcs
🚲 Manao livraison
05/06/2023
Fiaraha-miasa miaraka amin'ny " Elle.Beauté " manao préstion à domicile izy raha mahaliana anareo 🙂 Asa tanany ireo 🙂
https://www.facebook.com/ellebeaute11
Aza tara fa mbola misy koa ny stickers simple sy 3D anh 🙂 ireo hitanareo amin'ny sary ireo ny photo réelle :) Tsy mila manao nail art intsony fa tonga dia mametaka 😀
Simple: 5.000ar par feuillet
3D: 7.000ar par feuillet
5D: 8.000ar par feuillet
Misy sary maro be mintsy amin'ny feuilllet 1, izany hoe maharitra ela be zany 🙂
02/06/2023
Mena sy fotsy ❤️🤍
Mivohitra kely ohatrany izao ilay stickers 5D rehefa apetaka 🥰 Miavaka kely oh? 🥰
Prix : 8.000ar par feuillet (misy sary maro be am feuillet 1 anh)
🚲 Manao livraison
30/05/2023
Tanana kely mahafatifaty 🥰
Photo réelle io an 🥰
👉 Mbola misy ny tattoo éphémère
Prix: 2.500ar par feuillet
Manao livraison izahay na any amin'ny faritra aza ianao.
30/05/2023
Tonga ilay ela nandrasana
👉👉 « Stickers 5D » 😱😍
Prix: 8.000ar par feuillet (Misy sary maro be amin’ny feuillet 1)
Mbola omenay bonus surprise raha mividy enao 🥰
🚲 Manao livraison
24/05/2023
🖤 Stickers Noir
Prix promo: 500ar par feuillet
24/05/2023
Teto izy zao dia napetaka tamin'ny tarehy indray 😍
Kanto eh 🥰 sady manja kely koa moa ilay olona 😍
Mbola maro be ny tattoo dispo ato fa aza tara an
Prix: 2.500ar par feuillet 🥰
Misy an ilay promo 1.000ar ihany koa
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ambatomaro
Antananarivo
101