Online Shop
vente en ligne 🇲🇬
17/02/2026
Anti-moustique électrique & Mini USB
Vahaolana tsotra hiadiana amin’ny moka ao an-trano na any am-piasana.
✔️ Hazavana UV manintona sy mamono moka
✔️ Tsy misy fofona na simika
✔️ Rechargeable USB
✔️ Misy modèle roa samihafa
15/07/2025
Salama daoly oh☺
Efa misy indray zao ny jade roller an🥰
🛍️Jade roller avec GuaSha 🛍️+ Cadeaux 🎁 2 masque facial concombre 🥒 🛍️
✅vidiny tsy miova fa mora hatrany 🙏miaraka @ cadeau 🛍️à seulement 25.000ar🥹🥹
✨ Jade Roller – Fanorana manasitrana sy mampihodina rà! ✨
Te hifaly amin’ny hoditra mamirapiratra sy mitovy loko ve ianao? Ity Jade Roller ity no vahaolana!
✅ Manampy amin’ny: – Fampihenana fivontosana amin’ny tarehy
– Fanatsarana fihodin’ny rà
– Fanalefahana ketrona
– Fanomezana “glow” voajanahary amin’ny hoditra
🎁 Azo ampiasaina miaraka amin’ny serum na menaka manasitrana.
🧊 Azo ampidirina ao anaty frigo mba hanomezana vokatra “cooling effect” mahafinaritra!
💎 Vita amin’ny vato jade tena izy – madio sy voadio tsara
📦 Vokatra vaovao, vita amin’ny kalitao tsara
🚚 -manao livraison partout à Madagascar 🇲🇬 frais à partir de 3.000ar🛍️
☎️038.48.732.61/032..18.199.88
📩 Afaka miditra ao MP raha anao commande
17/09/2024
elaela izao🥹ireto mbola dispo fa jade aloha lany tànteraka🙏
📍masque facial collagène 10 sachets :25.000ar
📍anti- cerne collagène 1boite de 60pcs :20.000ar
manao livraison tana province
04/09/2024
Maso bongo, na reraka😢anisan’ny hisehoan’izany harerahana izany ny maso😣😢mety ho mangana, bongo na milentika mihitsy aza🥹
VAHAOLANA @ IZANY ITO ANTI-CERNE COLLAGÈNE ATOLOTRAY HO ANAREO ITO🥰🥰
📍manala cerne
📍manala ny faritra mainty sy poche eo ambany maso
📍60pcs no ao anaty boîte iray
Dispo de suite 😍sady manao livraison izahay na any @ faritra aza no misy anareo🛍️🛍️
01/09/2024
Lot jade roller en véritables pierre dispo🥰
à seulement 25.000ar👌
31/08/2024
dispo🫶
30/08/2024
patch anti-cerne collagène dispo 🥰🥰
prix 20.000ar🥰
30/08/2024
lot jade roller dispo à seulement 25.000ar🥰🥰
livraison partout à madagascar 👌🥰
28/08/2024
manana masque visage collagène koa izahay 😋👌
26/08/2024
😍MASSAGE FACIAL ANTI-AGE ET ANTI-RIDES ♥️
📍(rouleau de JADE) double extrémité:
🤗favorise la circulation du sang
🤗possède une action drainante
🤗dégonfler le visage
🤗favorise l’élasticité de la peau
🤗resserrer les pores pour un teint plus uniforme et frais
📍GUA SHA :
🤗lisser l’ovale du visage et de détendre les muscles de la mâchoire
🤗lisser et tonifier la peau
🤗Grâce à l’action drainante, les peaux acnéiques profitent d’unmassage lymphatique qui aide à éliminer les toxines sous la peau et donc à réduire les imperfections.
à seulement 25.000ar le lot🤩🫶
Livraison partout à madagascar 😋
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101