Ts'Art Rindra Beauty

Ts'Art Rindra Beauty

Share

Osez être différent, osez être magnifique avec Ts'Art Rindra Beauty

24/07/2025

Filazana,hoantsika miantso sy manontany ana @ mp bdb tsy voavaliko.Tsy ao ambohimanandray (ambohimanarina)intsony aho tompoko ary tsy misy idirako intsony ny eny fa efa nifindra zahay ary olon-kafa mihintsy no ao fa ny ankoatranzay mpisoloky sy misandoka raha misy milaza hoe mbola ao zah.Holazaiko eto ihany ny toerana misy ny salon vaovao @ fotoana maha mety azy fa noho ny antony manokana dia lasa mitandrina be izahay aloha hatreto.Ny asa mitohy foana fa tsy misy oe nikantona ny salon anay anefa 😄🥰🤗(0324774538_0388618606)Misaotra tompoko!!!

Photos from Ts'Art Rindra Beauty's post 30/06/2024

Mirary faran'ny herinandro mafinaritra hoantsika rehetra ny Ts'Art Rindra Beauty♥️🤗💓
0324774538
0388618606

Photos from Ts'Art Rindra Beauty's post 25/06/2024

Efa raikitra ny ato e🤗😀❤️
Tongava fa miandry anareo eto zahay jusqu'à zahay reraka e🤗❤️😀

Zay rehetra tonga manao
🟣Volo
🟣Faux ongles
🟣Coloration sy izay rehetra mikasika ny volo de mahazo cadeau traçage sourcils avokoa anio sy rampitso ❤️😅
🟣Misy mpanety lehilahy na hatr@ ankizy kely koa an😀

Eto ambohimanandray ambohimanarina no misy anay mora hita ambanin'ny fjkm ambohimanandray ❤️
0324774538-0388618606

Photos from Ts'Art Rindra Beauty's post 19/06/2024

_🤔nona indrai zao ny malaza!?

Tsy misy mihoatran'ny hoe mahita vatana salama sady manjakely akia an🤗😍

_Nalaza be tato ho ato fa hoe nikatona hono ny Ts'Art Rindra Beauty?
☝️Tsia,tsy marina ny filazana tompoko fa vaovao tsy marina izany🙌
Nifindra ety Ambohimanandray ambanin'ny Fjkm @ iny lalana
ambohimanarina iny tompoko izahay❤️

Noho izany,foana hatreo ny salon de beauté teny 67ha akaikin'ny blouson cuir 🙅❌

Ny page koa dia niova vaovao mihintsy noho ny tsy fahatomombanana ara tambazotran-tserasera❤️
_Koa aza misalasala ary fa vonona handrai anao hatrany izahay tompoko ary mitohy🙏
🟣Brushing
🟣Coupe homme,femme
🟣Coloration
🟣Maquillage
🟣Pose vernis
🟣Pack mariage
Ora fisokafana: Alatsinainy ka hatr@ alahady (8h à 17h)
❌Repos talata
Télephone:0324774538
_0388618606📞

Watsap:0388618606

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


67ha
Antananarivo