Lova ran
Tongasoa. VENTE EN LIGNE
Tel: 034 12 894 44
" God is good"
22/08/2026
Aza terena ho voafehy daolo ny zavatra rehetra. Tsy afaka hitovy amin'ny rehetra ianao fa izay indrindra no tokony hasongadinao satria ianao hafa mihitsy, satria ianao milay, satria ianao tsy resy izany... !❤️❤️❤️
14/08/2026
polka❤️
21/05/2026
hello hello😍
mbola misy foana ireto ensembles ireto a,
tissu coton ( tsy manify kely)
misy taille: S, XS, M, XL, XXL
tena oe tsara e. misy couleur maro azonao isafidianana tsara ao.
ny motif afaka ovaina an.
prix atao mora be: 30 000ar
livraison possible
02/05/2026
Coucou les filles😍
Aleo mba tsy atao resaka akanjo indray aloha e!
Iza ilay mitady flocon d'avoine ato?😊
🟡Ho antsika manao prise de masse,tena mety be ity flocons d'avoine ity,fanampitsan_tsakafo tena mety be🥰
🟡Na mikotrana na tsia dia mety foana ny mihinana azy😊
🟡Mety atao sakafo maraina koa
🟩prix:10000ar
Manao livraison eto Tana
☎️0341289444
22/02/2026
sac tsara kely!
prix: 23000ar
22/02/2026
aza tara fa vitsivitsy a
25000ar seulement
livraison possible
17/02/2026
sac 4 série
marron, beige, noir no couleur dispo
araraoty fa mora be e!
prix: 35 000ar
livraison possible
11/02/2026
ito ihany koa mbola mamy kely 🥰
11/02/2026
Longchamp xs
25 000ar
Livraison possible
30/01/2026
✨Sac GM en raphia: 28 000ar
✅Misy doublure, misy fermeture
✅ 37*30cm (Antonina cahier grand format, ordinateur )
✅Couleur : Blanc, Beige
🚛 Livraison possible
Contact : 034 12 894 44
Click here to claim your Sponsored Listing.
Website
Address
Tsarafara
Antananarivo