Corii style
Prothésiste ongulaire, maquilleuse , tresseuse
31/07/2025
Perruque vrai cheveux 😍
Tsy lany Raha gestiavagna Koni ay, aza misalasala mandefa mp ☺️
10/06/2025
💅 Mafitsaratsara Kony mahita vaivy mahakarakara aigny ay sa tsy Marigny ?
Izahay ato amin'ny Corii Style eto Befandriana dia manampy anao MBA ho manjamanja 💖
✨Manao Pose faux ongles : amin'le tsara endrika, maharitra, ary mifanaraka amin’ny style-nao ihany koa izahay.
Na fety, na andavanandro, izahay no mikarakara anao ampitiavana. Aza misalasala magnantogno n'a miantso 😊
📍 Toerana: Befandriana Tsararivotro
📲 Afaka Tonga de mandefa Mp
☎️0348780770
🎁 BONUS: Fihenam-bidy manokana amin'ity herin'andro ity 💝
09/06/2025
🔥 RÉDUCTION MAFANA ao @ Corii Style! 🔥
💅 Tia migeste? Tia magnitra? Tia milamina volo?
👉 Tongava mitsidika Corii Style Tsararivotro fa misy fihenambidy manokana amin'ity herinandro ity Raha :
📌Hitaly
📌hametaka Faux ongles, Faux cils, tissage
📌hanao volo .........sns
☎️0348780770
🎁 Misy vokatra tsara koa, izahay hitantsika amin'ny sary reto santionany!
🚶♀️ Tahomo komarady MBA hitsidika Raha aminay ato ay!
Disponible eto Befandriana
04/06/2025
Clients satisfaites❤️🥰
Pose faux ongles + vernis Permanent réalisée par notre équipe Salon de beauté Corii style Tsararivotra 🥰❤️
20/10/2024
Tresse avec mèche frisé effet naturel 🥰 fait par Corii style
Manome fahafahampo anareo hatrany, mampitombo hatsarana @ izay Taly Tianao atao ❤️
📌 Ankatso 1 près du texas
☎️ 0324164583
Disponible aussi à Tsararivotra Befandriana Avaratra
☎️ 0348780770
17/10/2024
Hey les filles , nous ré-voilà prête à vous rendre encore plus belle 😍
Alors n’hésitez pas à visiter notre salon Corii style Ankatso 1 près du Texas 🥰
☎️0324164583
19/06/2024
Après quelques mois d’absence, nous ré-voilà prête à vous rendre à encore plus belle 😍
Alors n’hésitez pas de passer dans notre salon Corii style Tsararivotra 🥰
On est ouverte de 08h à 17h
☎️0329965001, 0348780770
29/02/2024
Tresse pour enfants réalisés par Corii style Befandriana-nord 🥰
Aza adigna fa misokatra isan-andro salon tsika ☺️
11/02/2024
Valentine’s nails ❤️
09/02/2024
Pour ceux qui sont à Tana qui veulent des ongles de qualité a petit prix, n’hésitez pas à me contacter sur 032 99 650 01
19/01/2024
Pose capsule classique avec vernis permanent 💙
10/01/2024
Barbie nails 🦩💕
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Ankatso
Antananarivo