Biouthé

Biouthé

Share

Dité mahasoa, manadio ny anaty. Thé minceur à base de plantes de Madagascar. L'un des remèdes minceur le plus efficace au monde.

Sa composition de Talapetraka, de Tatabatana et de vonimboasary aide à éliminer PLUS de 8kg en un mois. Résultat visible et satisfaisant dès la première utilisation (entre 1kg à 4kg), combiné avec une mode de vie saine, un régime alimentaire équilibré, et un peu de sport vous pouvez facilement avoir la silhouette de vos rêves en un temps record!

Témoignages Biouthé "Le miracle dans une tasse" 23/08/2026

[TEMOIGNAGES]
Ho an'ireo vaovao mitady temoignage, efa 10 taona izao no nampisy ny biouthé, vidiny tsy miova, ny frais no nisy fiakarany, ny vokatra tsara hatrany.

https://www.facebook.com/media/set/?set=a.1434509226588423&type=3

Rehefa manaraka tsara ny tokony ho atao dia mihena mazava ho azy!
vitan'ny hafa ve tsy ho vitanao? :)

22/08/2026

[𝐁𝐈𝐎𝐔𝐓𝐇𝐄 - 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐈𝐍𝐓𝐄𝐋𝐋𝐈𝐆𝐄𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐑𝐓𝐈𝐅𝐈𝐂𝐈𝐄𝐋𝐋𝐄 (𝐈𝐀)]

Tsara ny mampahafantatra ny mpanjifa sy ny mpitsidika ny pejy rehetra fa IA no mamaly ny MP-nareo @ ankapobeny, efa nozarina nomena azy daholo ny tokony ho fantatra rehetra momban'ny Biouthé sy ny fampihenam-batana. Ary efa mamaly ny ankapoben'ny fanontaniana manodidina izany izy.

𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒗𝒂𝒍𝒊𝒏𝒚 𝒕𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒇𝒂𝒏𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂 @ 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂𝒐, na koa te hiresaka mivantana @ tomponandraikitra ianao, dia ampahafantaro @ message ao fotsiny fa 𝒕𝒆 𝒉𝒊𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒎𝒊𝒗𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 @𝑻𝒐𝒎𝒑𝒐𝒏'𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐, dia avelany, toa izany koa raha misy fanontaniana tsy hainy dia avelan'ny ho tohizan'ny Tompon'andraikitra ny tohin'ny resaka.

Afaka miantso avy hatrany ny 034 20 026 000 ianareo raha mila valiny maika na fanamarihana mikasika izany.

15/08/2026

A COEUR OUVERT #12

MATAHOATRA NY HIVERINA HO'NGEZA AHO 😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

13/08/2026

A COEUR OUVERT #111

NATAOKO DAHOLO NY REHETRA FA TSY METY MIHENA 😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

11/08/2026

☘️ Ny vokatsoa azo avy aminy, ny fomba fampiasana azy, ny asany, ny atao Raha maniry ny anjifa azy, ... Tongasoa eto aminy pejin'ny BIOUTHE.

ARAHO NY ANDININDININY REHETRA ary aza misalasala manontany.

08/08/2026

☘️ IREO FANONTANIANA MIVERINA MATETIKA MIKASIKA NY BIOUTHÉ,
Araho afaka fotoana fohy ny fanazavana . ☘️

08/08/2026

A COEUR OUVERT #10

MANARAKA PROGRAMME MINCEUR AHO FA TENA VAO'MAIKA MIVOAKA LAY KIBO 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

05/08/2026

A COEUR OUVERT #9

MIENA TSARA AMINY VOALOHANY FA AVY EO TSY MIETSIKA INTSONY NY POIDS 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

01/08/2026

A COEUR OUVERT #8

TSY MAHATANA REHEFA MANDALO PÂTISSERIE 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

29/07/2026

A COEUR OUVERT #7

BE KIBO VAO MARAINA 😫😫
ANDAO RESAHITSIKA miaraka amin'i Christina Leong

Category

Telephone

Website

Address


Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Biouthé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.