SOINS de santé
💜Mizara ny mahasoa (Practice Nurse)
08/09/2024
Vivre au-dessus de la négativité 🩷🤍
07/09/2024
Efa lehibe😅🎉
Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra,teo fona ho ahy 🙏🎉🙏
Happy birthday to me🥰🎉🥂
07/09/2024
Efa lehibe 😅🎉
Mankasitraka Jesosy tamin'ny Fitahiana rehetra🙏teo fona ho ahy🙏
Joyeux anniversaire à Moi🎉🎉😘
22/10/2023
TOROHEVITRA HO ANTSIKA IZAY MISY KAMBO TENDA - Vakio hatramin'ny farany 🙏
✅️ Misotroa rano betsaka (rano 6 ka hatramin'ny 8 vera isan'andro) izay manampy amin’ny famoahana ny loto ao anaty vatana.
✅️ Misotroa dite raokandro, ranom-boankazo tsara kalitao, lasopy ary ron-kena.
✅️ Mihinàna matetika tongolo gasy, anana maitso matroka (manankarena chlorophyle) satria manana "effet antiseptique" izy ireo.
✅️ Misotroa ranom-boasary makirana voaporitra ao anaty rano iray vera, noho ny fisian’ny vitamina C ao aminy sy izy manana "effet antiseptique" ihany koa.
⚠️ Halaviro ny siramamy, afa-tsy ny tantely satria misy fiantraikany amin'ny fahombiazan'ny hery fiarovana.
⚠️ Aza mihinana sakafo be menaka avy amin'ny biby (hena sy ronono), satria manakorontana ny rafitra lymphatika ary maha taraiky ny fahasitranana.
Mankasitraka anao namaky ny ranty hatramin’ny farany 👋 - SAMIA MIZARA ho fanampiana ny Mpiarabelona 🙏
--------
Santé24 TV
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo