Kinésithérapeute Ny Aiko

Kinésithérapeute Ny Aiko

Share

Kinésithérapie:Traitement par le mouvement

09/11/2024

Misy liana ve isika raha asiana vidéo en direct hanazavana misimisy kokoa ny atao hoe Kinésithérapie ? Dia afaka mametraka fanontaniana ianareo 😚

17/09/2024

Misy olana ity page ity fa ho anareo izay mila kiné dia hiangaviana mba hiantso ny 0388987512
Misaotra indrindra

07/09/2024

Mivadibadika be ny andro izao.
Betsaka ny zazakely no marary, voan'ny sery, be rehoka, sempotra noho izao vanin'andro ratsy sy miovaova izao.
Misy ny traitement azo atao hisorohana izany.
1-Fanadiovana orona amin'ny SSI isak'izay mahatsiaro
2-Mila aéré-na tsara ny trano, tsy avela mihiboka
3-Alavirina ny zazakely ny karazana setroka (automobile, sigara, charbon...)
4-Mila atao kiné respiratoire ny zazakely mba hanadiovana tsara ny tratrany
Izahay ato amin'ny Ny Aina Kinésithérapeute dia mandray an-tanana ny zazakely tratran'ny bronchite, bronchiolite, na koa zaza tsy mety afaka sery mihitsy

Mbola à domicile aloha izahay amin'izao
Raha liana ianao dia manasa anao handefa mp na hafatra miafina na ihany koa miantso ny laharana 0388987512 maka rendez-vous

Votre santé est notre priorité

Mirary soa ho antsika

📞0388987512

10/07/2024

Kinésithérapie respiratoire.
Ndao horesahitsika ary ny atao amin'izany kinésithérapie respiratoire ho an'ny zaza izany. Amin'izao vanin'andro izao dia betsaka ny zaza tratran'ny bronchiolite, zaza be rehoka ao amin'ny tratra, misy miafara amin'ny fahasemporana mihitsy aza.
Misy anefa ny fitsaboana azo atao mba hisorohana sy hanasitranana azy ireny ka anisan' izany ny kiné respiratoire.
Ny kiné respiratoire na fitsaboana amin'ny taovam-pisefoana dia fomba fitsaboana izay mikendry ny hamerenana amin'ny laoniny ny fikorianan'ny taovam-pisefoana amin'ny ankizy manana pathologie respiratoire. Ny tanjon'ny séance dia ny hanampy ny marary hanala ny sécrétion na ny microbe misy ao amin'ny bronches mba hifoka rivotra tsara kokoa, amin'ny alalan'ny fanadiovana ny orony sy ny fanaovana kiné.
Ka dieny mbola tsy tonga amin'ilay hoe sempotra ilay zaza dia aza misalasala manoratra anay ao anaty hafatra miafina fa horaisina an-tanana ny zanakao.
Tadidio fa mety ahatonga azy hiditra hôpital mihitsy ny tsy firaharahiana izany aretina izany.
Ny fitsaboana amin'ny alalan'ny kiné anefa efa natao mirary mba ho zakan'ny rehetra.
Fianakaviana salama, fianakaviana sambatra.
Ny fahasalamana no voalohan-karena.
Aza atao ambanin-javatra ny fahasalaman'ny zanakao.
Contact: 0388987512
A domicile

25/04/2024

💚

11/04/2024
31/03/2024

Joyeuses Pâques à tous et à toutes

08/03/2024

Faly Miarahaba ny vehivavy rehetra, mirary antsika hahery sy ahatontosa ny adidy aman'andraikitra sahanitsika❤️💞
Misokatra izahay androany 😍😍

Photos from Kinésithérapeute Ny Aiko's post 07/03/2024

Kinésithérapie anie oa fa tsy massage eh 😉😉

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address


Ambohimanarina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 15:00