Manjary

Manjary

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manjary, Health/Beauty, Lot IVE 17 Tsiazotafo, Antananarivo.

Ny Manjary est une entreprise malagasy spécialisée dans la production de fruits et légumes séchés de la marque Manjary, ainsi que de miel mélangé avec des super aliments (gamme de produits ImmuniThé).

26/05/2026

👉 MIEL CITRON-GINGEMBRE 👌

❗️MANAFANA ny vatana / 💪 MANAMAFY ny hery fiarovana

MANAMPY MIADY amin'ny GRIPA, KOHAKA, rivotra, ny tavy...

Ilaina tokoa amin'izao ririnina mamirifiry izao !
☕️Atao dite amin'ny rano matimaty.

Bôkal 250 ml
🔖 Vidiny : 12 000 ar raha bôkal plastika, 13 500 ar bôkal vera
🏢 Hita ao amin'ny showroom Tsiazotafo (ampitan'ny station Total taloha, immeuble Hôtel Tropic Asia)
🚲 Afaka manao livraison

* Somary masiaka noho ilay sakamalaho, ka tsy dia tsara ho an'ny zaza latsaky ny enin-taona
* Raha zaza 2 taona hatramin'ny 6 taona kosa dia misy ny Miel Cannelle
* Misy : certificat de consommabilité, autorisation de mise en commercialisation, code barre sy numéro de lot, valeurs nutritionnelles de référence

🌿Vokatra natoraly tanteraka, vita malagasy 🇲🇬

20/05/2026

⭕ 👶HO AN'NY MPITAIZA KELY : TSARA ANANANA ANATY PLAKARA FOANA ⭕
Sao tsy afa-miantsena, na vizaka (mora karakaraina)

👶 KOBA NATORALY "MANJARY-SOA" sy "MANJARY-FY" 🥣
👶 Ho an'ny zazakely manomboka enim-bolana.

🌿 Vita @ vary mena, soja, misy legioma roa avy 🥒🥕 sy voankazo roa avy 🍌🍎🍓

❗️ Manampy @ tanjona hoe "mila mihinana legioma sy voankazo 5 isan'andro", be fibra (manampy amin'ny fandevonan-kanina)

🌿 Vokatra natoraly, vita malagasy : maro ireo koba manampy akora hafa tsy natoraly mba hampisy otrik'aina bebe kokoa. Ny koba Manjary-Soa sy Manjary-Fy dia akora natoraly avokoa.

🥒🥕 Ny fonosana iray dia samy misy : vary mena, soja (proteina), karaoty (legioma mavo/ vitamina A) sy korzety (legioma maitso / fibra, vitamina B sy C), akondro (be potassium sy magnesium)

🍎 Miampy paoma ho an'ny Manjary-Soa
🍓 ary frezy ho an'ny Manjary-Fy

✊ Mety ho an'ny lehibe ihany koa (anisany ireo te hatavy, fa tsara ny mandamina ny vavony sy ny tsinay satria mety misy olana ny fandevonan-kanina, amin'ny alalan'ny miel Curcuma Manjary ohatra na koa miel Moringa izay sady be protéines.

📌 Azo antoka satria misy : certificat de consommabilité, autorisation de mise en commercialisation, code barre sy numéro de lot, valeurs nutritionnelles de référence

🏢 Hita ao amin'ny showroom Tsiazotafo, ampitan'ny station Total taloha, immeuble Hôtel Tropic Asia, 100 m miala avy eo amin'ny Avance Center.

☎️Laharana ( raha olon-tsotra) : 034 19 932 73 / 034 59 138 91 / 032 74 399 98
☎️ Laharana (mpivarotra) : 034 47 259 69 / 032 78 527 63
Afaka manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra

🥣 Fomba fampiasàna azy :
- Ampagotrahina ny rano
- araraka anaty lovia madio tsara : rano 100 ml
- ampiana koba Manjary-Soa na Manjary-Fy
- afangaroana tsara

🔖 Vidiny
1 pqt, 25 gr : 2000 ar
5 pqts 25 gr : 8 000 ar

18/05/2026

Pack Vitrika 2026 – aimez votre corps et boostez votre immunité pour cette année 🌿

Prenez soin de votre santé naturellement avec le Pack Vitrika spécialement conçu pour renforcer l’immunité et améliorer le bien-être au quotidien.

✅ Aide à renforcer les défenses naturelles
✅ Apporte énergie et vitalité
✅ Convient à toute la famille
✅ Solution simple pour rester en forme toute l’année

✨ Un pack idéal pour celles et ceux qui veulent prévenir plutôt que guérir et adopter une routine bien-être efficace.

07/05/2026

🌳 Faites le plein d'énergie avec notre gamme "Baobab"🌳

👌 La pulpe de fruit du baobab a une forte teneur en calcium, en vitamine C et en fibres. Ce n'est pas pour rien que le baobab est surnommé "arbre de vie" ou arbre pharmacien".

👉 Nous vous proposons alors ce fruit du baobab en poudre (paquet de 50 gr), en confiture (bocal de 200 ml) ou bien mélangé avec du miel (bocal de 250 ml).

N'hésitez pas à nous contacter via mp ou par téléphone
Nous pouvons assurer la livraison ou l'expédition en province.

22/04/2026

🚴🤾ANDRO IRAISAM-PIRENENA MOMBA NY FANATANJAHANTENA -24 – 25 – 26 Aprily 2026⛹️

Mihaona ny fanatanjahantena sy ny fahasalamana voajanahary miaraka amin’i Ny Manjary.
Vokatra 100 % natoraly:
• Tantely Immunithé
• Voankazo sy légumes namainina
• Koba ho an’ny zaza
• Confiture & Chocolat
Tongava mitsidika anay ao amin’ny stand faha-12
📍 Kianja Barea Mahamasina
👣Tsy misy vidim-pidirana

💪 Kajio amin’ny fomba voajanahary ny fahasalamanao!

.

Manjary 22/04/2026

⛹️🚴La journée internationale du sport - 24 – 25 – 26 avril 2026🤾

Le sport et le bien-être naturel se rencontrent avec Ny Manjary.
Produits 100 % naturels:
• Miels Immunithé
• Fruits & légumes séchés
• Farines infantiles
• Confitures & Chocolat
👉 Rendez-vous au stand N°12
📍 Kianja Barea Mahamasina
👣 Entré gratuit

Prenez soin de votre santé naturellement !

Manjary

Photos from Manjary's post 21/04/2026

🍯 POUR TOUTE LA FAMILLE : au petit déjeuner ou au goûter !

POUR REMPLACER LES PATES A TARTINER CONTENANT DU SUCRE

A tartiner ou à boire en cacao (avec du lait)

☕Miel ImmuniThé Cacao Pur : délicieux et bon pour la santé 🥞👪

🫶"Aussi bon, voire mieux que les marques bien connues" selon nos consommateurs réguliers, et apporte de nombreux bienfaits car contient :
🌼 du miel polyfloral (aide à renforcer le système immunitaire)
🫘 de la poudre de cacao pur (bienfaits reconnus sur le coeur, le système nerveux : contre le stress / pour la bonne humeur)
Pas d'autres ingrédients.

Produit naturel, vita malagasy 🇲🇬

Disponible au showroom Tsiazotafo, en face de l'ancienne station d'essence Total, immeuble Hôtel Tropic Asia. Nous pouvons aussi livrer votre commande.

15 000 ar le bocal de 350 ml.

N'hésitez pas à nous contacter au 034 19 932 73/ 032 74 399 98 ou en MP.

Photos from Manjary's post 16/04/2026

🐝🥣MIEL A L'HIBISCUS / TANTELY MIFANGARO HIBISCUS (poudre)☕
❣TSARA BE / TROP BON 😋

🇲🇬Tenin'ny mpanjifa aminay io : azo HOHANINA amin'izao, HOSORANA, atao DITE
Sady matsiro moa no mahasalama, lazaina etsy ambany ny voka-tsoa

🇲🇫Très apprécié par ceux qui y ont déjà goûté !
Peut être consommé à la cuillère, en thé, ou à tartiner
Les bienfaits sont résumés ci-dessous.

👇👇 👇👇 👇👇

🇲🇬🤜Manamafy be kokoa ny hery fiarovana, manampy miady amin'ny havizanana (vatana sy saina)
👉ary koa amin'ny aretina mpahazo ny fo, sy miady amin'ny homamiadana
👉Manampy amin'ny fanadiovana ny any anaty amin'izao loto miparitaka izao
👩‍🦰Manampy ny vehivavy izay mahatsiaro marary rehefa tonga ny fadimbolana

🇲🇫🤜Aide à mieux renforcer les défenses immunitaires, à lutter contre les fatigues physique et intellectuelle
👉Aide à nettoyer les intestins des toxines et à favoriser le transit
👈Bénéfique pour le coeur
🙍‍♀️Utile pour les femmes qui souffrent de dysménorrhée

🔖250 ml, 15 000 ar.

⭕🇲🇬 Marihina koa fa niaraka nivoaka taminy ny Miel Vanille, tantely sy vanille mifangaro, mety ho anao izay tsy dia tsara torimaso, na tratry ny harerahan-tsaina. Mitovy ny vidiny

⭕🇲🇫Notons que nous proposons aussi comme nouveau produit le Miel à la Vanille, pour vous aider à mieux dormir la nuit.

15/04/2026

🇲🇬 Anisan'ny voka-tsoa azo avy @ NONI
🇫🇷 Quelques bienfaits du NONI

⚠️ MIEL NONI & MIEL CITRON-NONI ⚠️

🇲🇬Izahay dia mamokatra tantely mifangaro noni : 12 000 ar ny 250 ml, sy noni mifangaro voasary makirana sy noni : 13 000 ar ny 250 ml
🇫🇷 Nous produisons du miel mélangé avec de la poudre de noni (12 000 ar le bocal de 250 ml), et aussi du miel citron-noni (13 000 ar le bocal de 250 ml)

(+ 2500 ar si bocal en verre)

13/04/2026

🐝 Miel Cannelle ☕️ : NAMANTSIKA VEHIVAVY 👩
💪 Hikolokoloina vatana, saina, tarehy, volo, ny taranaka 👱‍♀️

📍 Manamafy ny hery fiarovana

📍 Mandrindra ny cholestérol izay mahatonga aretina maro any aoriana (tosi-drà avo, Avc, aretina mpahazo ny fo...)

📍 Mahasalama ny ATIDOHA : fifantohana, fitadidiana izay tena ilaintsika tokoa noho isika be adidy, sady manampy amin'ny fisorohana ny Alzheimer

📍 Mahatsara TORIMASO : maro ny aretina azo rehefa tsy ampy torimaso, toy ny stress izay mitarika havizanana, tosi-drà avo, ketrona, mampihena ny fahazoana mitondra vohoka

📍 Mahatsara ny VOLO : atao masque, herinandro aty aorian'ny nandokoana volo mba hampivoaka kokoa ny loko "reflet", afaka ampiana huile d'olive mba manampy miady amin'ny fihintsanana
Sady Mahatsara ny TAREHY ihany koa moa atao masque, mampazava sy manena ny points noirs ary ny boutons

🥖 Tian'ny ANKIZY sy ny ray aman-dreny koa atao goûter 🥞, hosorana amin'ny m**o na atao dite, ary manamafy ny hery fiarovany sy manampy amin'ny torimaso

👉 Ity Miel Cannelle Manjary ity dia hanala fahasahiranana satria tonga dia efa mifangaro.
❗️Sady AZO ANTOKA satria raha tantely mitampoka no ampiasaina dia mifanohitra amin'ny tanjona kendrena no azo.
Ny Miel ImmuniThé Cannelle Manjary dia toy ireo miel ImmuniThé karazany 10 hafa, misy : certificat de consommabilité, autorisation de mise en commercialisation, code barre sy numéro de lot, valeurs nutritionnelles de référence.
🌱 Vokatra natoraly tanteraka, vita malagasy

🏢 Hitanao ao amin'ny showroom Tsiazotafo, ampitan'ny station Total taloha, 100 m miala ny Avance Center, immeuble Hôtel Tropic Asia
Afaka manao livraison ihany koa sy mandefa amin'ny faritra (manoratra ato amin'ny pejy)

☎️ Aza misalasala miantso anay ao amin'ny 034 19 932 73 na 034 59 138 91 na koa 032 74 399 98.

🔖 Vidiny : 11 000 ar ny bôkal 250 ml (plastika) ary 12 500 ar raha bôkal vera
Misy ihany koa moa ny Miel Citron-cannelle izay mitovy vidy aminy ihany.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Address


Lot IVE 17 Tsiazotafo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 16:00