Coiffure Sariaka
Salon de beauté et coiffure Beauté, cosmétique et soins
16/04/2023
MITADY MAIKA
Olona vonona hiasa ,matotra.
Mahafehy ny taovolo sy fikojakojana tarehy sy hoho.
Antsoy ny laharana:
0342089278
16/11/2022
Salama daholo ô 👋👋, Iza indray no te hanao extension cils 😀 afaka mandalo aty aminay coiffure Sariaka Ivato eo ampitan'ny supermaki no misy anay.
10/11/2022
Salama daholo ô 👋👋,efa ho avy zao ny fety a😃😜izay te anao manjamanja afaka mandalo aty aminay 😍 raisinay an-tanandroa.
Izay hanao make-up na maquillage tsotra dia ataonay daholo.
Ny toerana misy anay dia eto ivato ihany eo ampitan'ny Supermaki Ivato😍😍.
Manantena ny fahatongavan-tsika ary ô.
21/10/2022
Salama daholo ô, ivato eo ampitan'ny supermaki no misy anay ô 😊👋👋
21/10/2022
Coucou daholo ô👋👋 elaela tsy nisy Zavatra vaovao natolotray anareo😆, ireto avy ny sationan'ny asa vitanay indray e 😍.
Manasa anareo handalo ato amin'ny coiffure Sariaka eo ampitan'ny supermaki Ivato no Misy anay😍😆.
01/04/2022
Manahoana daholo ô👋😄.
Elaela indray Zay e😀ireto indray misy santionan'ny asa vitanay😜😀.
Ho an'izany mbola tsy mahalala ny toerana misy ny COIFFURE SARIAKA dia eto ampitan'ny SUPERMAKI IVATO no misy anay 😀.
Raha mahaliana anareo ny asa vitanay dia manasa anareo ho tonga maro fa ho omenay fahafaham-po ianareo,raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 0342089278. Misaotra e !
29/10/2021
Miarahaba antsika rehetra ! 👋
Elaela isika izay no tsy nifanome vaovao 😅! Mba hitsenantsika ny fety, dia ireto misy santionan'ny asa tànana efa vita, ka manasa anareo hanatona anay raha mahaliana anareo ny asa- tananay nandritra izay 15 taona efa nanana trai-kefa izay, ka maro no efa afa-po ary dia mbola niaraka taminay nandritra izay 15 taona izay. Ny produits-ntsika moa dia tsy miova hatramin'izay fa ny L'Oréal Professionnel hatrany.
Mankasitraka tompoko 😀😀😀
16/09/2021
😍😍😍
28/05/2021
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Lot K4-029 Ivato
Antananarivo
105
Opening Hours
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 17:00 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Coiffure Sariaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.