JMS - Andranonahoatra Itaosy
Salon de beauté et de dentente J.M.S. se tient comme objectif de satisfaire le besoin de ses clients. Tout à un prix abordable
Nous offrons tous les services pour que chaque personne se sente bien en elle même. Nos spécialités : Extension, Formation, Nail art, Massage et Pack Mariage.
Salama eeee!!
Misokatra izahay rapitso an...
Tongava daolo manao manja fa miandry anareo zahay ' 😘😊😊
JMS-Andranonahoatra Itaosy
04/06/2025
04/06/2025
Perruque vrai cheveux amidy efa vita couleur...
(Mandray commande iany koa izahay)
Vrai cheveux fona n'y atsika eee 💯😍
MP ary ooooô😊 .
JMS-Andranonahoatra Itaosy
04/06/2025
Salama daolo ooo!
Efa misy coupe homme, enfant aty aminay.
Afaka manao soin de visage ,manucure,pédicure koa anie n'y lehilahy eee!!!
Tongava fa amin n'y sarany mirary dia mirary!!!!😍😍
JMS-Andranonahoatra itaosy
07/04/2025
Elaela zahay ts hita ee!
Amzao volan avril zao an volan fety zao de manome promotion tsarabe ho antsika ndray zahay eto am JMS.
Tongava daolo ary eee!!!
07/06/2024
Salama daholo ooo!
Amzao fetin asaramanitra izao dia mitohy hatrany ny tolotra ho antsika
🌹 izay tonga manao volo ato amnay amty volana jona ity de mahazo epilation gratuit 🌹
_🌹 manamboatra perruque (vrai cheveux) iany koa izahay
_ _🌹 mamadika volo a clip iany koa (tissage)
_🌹 manao chouchou (vrai cheveux)
Manasa anao ary handalo ato aminay izahay oooo 😘😘😘
🌹Misokatra izahay Rahampitso aaa!!
Tongava manao manja aloan hifidy ooo😚😊😊🌹
Salama daholo ooo
Mbol mivoha zahay aaa!!
Tapany maraina zahay no ato
😊😊
🌸Tongava manao manja ary ee😍🌼
08/05/2024
Miarahaba antsika mpanaraka ny page J. M.S indray o!.
Amin izao volan ny fety izao, hoanareo maman 🌹 izay tonga ato aminay dia raha manao _ 🌹 brushing :un maquillage offert💄
_🌹 pose faux ongles avec déco :6000ar 💅
_🌹soin botox, provost, l oréal (a partir 15000ar)
_🌹 pose extension fil, anneau (20000ar)
Tongava manao manja ato aminay daolo ary eeeee😊😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Andranonahoatra Itaosy 10 M En Face De La Poste
Antananarivo
102